toilettes intimes

21. Simpona ( 01/10/2007 10:01)
Vitandrams io fa marina ny kozin lemenakely e, na somary asio crème frîche kely :-P:-P:-P,
Ozy le tam tele iny oe rano mangatsiaka no tsara indirndra de aza aronina ny anatiny, coseil na kofa io zao a f'asa ra mty amnareo:@:@:@
22. kallie ( 01/10/2007 13:22)
Vitandrams io fa marina ny kozin lemenakely e, na somary asio crème frîche kely ,
Ozy le tam tele iny oe rano mangatsiaka no tsara indirndra de aza aronina ny anatiny, coseil na kofa io zao a f'asa ra mty amnareo

Champignons assuré
23. sakaizakely ( 01/10/2007 14:54)
simpona:
Vitandrams io fa marina ny kozin lemenakely e, na somary asio crème frîche kely ,
Ozy le tam tele iny oe rano mangatsiaka no tsara indirndra de aza aronina ny anatiny, coseil na kofa io zao a f'asa ra mty amnareo


inn zany crème frîche ?
ary coseil ?
mty ?
:-D:-D
24. Veloo ( 01/10/2007 18:36)
boubounezy [ Valio ] 28-09-2007 23:32:00
Lohateny : Re : toilettes intimes
veloo lé savony alo d tena tsy izy mintsy é! na zany aza misôtra ny torohevitra iany é!


o ry bou2 savony tsotra retsy a tsy misy fofona ireny sy ny rano knou...

na ireny gel ireny ary ry reto dia mitandrema tsara ihany fa tsy dia conseille-na serieux eeeee

ataovy ady gasy fona ny fianainana e...

:-*
25. soanja ( 02/10/2007 01:44)
boubounezy:

inn ny toillettes intimes tena mba fampiasanareo fa za nisy nanodro cytéal fa tena efficace tsara.:D:lol:


Bou2nezy a, tsy tena azoko tsara le resaka fa ny tokony izy de tsy mitsofoka any ny tanana an fa mandio ety ivelany, tsy izay?
Matetika sasana be angaha ilay izy? Tsy izany mantsy fa ny ahy rehefa hoe handeha hatory hanao firaisana sns (toy ny fanaon'ny silamo) dia mazava izany fa mandro tsara. Ny vatana rehetra mihitsy no kosehina , de tafiditra eo zany le fika koa, de izay savony eo ampiasaina tsara. Ny ahy moa lavander aloha vao ny savony 'Very Sexy For Her" body wash -Victoria Secrete. Manitra tsara ny vatana rehetra fa tsy ilay ary ambany fotsiny an!


26. kallie ( 02/10/2007 07:54)
tsy aiko ra misy manasa atrany anatiny zany fa za klou na ny ampiditra rano any ar d'efa mampataoatra anà e, sa za ve no ts mahay? ivelany ihany ko
d ny gel mitovy am savony tsotra ihany ra savony Ph neutre no ampiasainareo, gel koa savony ph neutre, fa ny tombony am gel :
- ts tafiditry ny loto ny flacon : satria potserina d mivoaka ny liquide ao anatiny, ny savony tsotra(pain) manko misy microba ihany refa mipetraka eo fotsny,
- ra ny R cavaillès manokana oatra d adikako eto mints fa : -Usage externe, sans colorant, hypoallergénique, tésté cliniquement sur muqueuses sensibles, sans savon, au Ph physiologique....
27. dibbah ( 04/10/2007 16:42)
ny rano iany d aza misikotra fa mis microb naturel any anatiny ok
28. boubounezy ( 04/10/2007 17:23)
soanja ka ny falalako azy wé ny lé fika iany no ilaina lé toilette intime, ny any usa misy anjy alou tsy aiko é! fa any mety efa tena lavitra b ny technologie anjy zareo any. za tonga d misasa fona ra vô matsiaro tsy a l'aise tsembotsemboka indrindra2 za alou nefa tsy manao fombany musulman fa mampiaza lingette spéciale intime reny.:-*
29. boubounezy ( 04/10/2007 17:27)
za alou manasa anatiny fa ny anatiny tsy asiko produit fa ny ivelany iany no asiko produit, fa nisôtra nareo alou @ lé wé tsy mazo misikotra fa tena tsy arako mintsy satry en plus za mieritreritra wé refa tsy misikotra zany d tsy madio tsara.

ary ny any vazah namako sasany aza d gants de toilette lena fotsiny ny ampiasainy d gaga b za!
30. Veloo ( 04/10/2007 18:43)
za alou manasa anatiny fa ny anatiny tsy asiko produit fa ny ivelany iany no asiko produit


bou a lavaka aky ny ao a.. ka na dia ivelany fotsiny ary dia mety misy taviditra e...asa aloha e... zay ny ahy no mba itako...
31. boubounezy ( 05/10/2007 06:59)
veloo:-D:-D:-D sô d ozy njy v wé tsy tsy tokony ho sasaina mintsy v zany?:-D:-D:-D
32. soanja ( 06/10/2007 04:03)
boubounezy:

soanja ka ny falalako azy wé ny lé fika iany no ilaina lé toilette intime, ny any usa misy anjy alou tsy aiko é! fa any mety efa tena lavitra b ny technologie anjy zareo any. za tonga d misasa fona ra vô matsiaro tsy a l'aise tsembotsemboka indrindra2 za alou nefa tsy manao fombany musulman fa mampiaza lingette spéciale intime reny.:-*


Boubounezy a1 rehefa vehivavy dia tokony hitovy foana le fika na US na Mada na Japon ka! :-D:-D
samy idiran'ilay fikaben'ny lehilahy aby ankoatran'ny fosika sns tsy arako. :-D:-D:-D
Ilay intime resahinareo no tena tsy arako satria ilay cyteal tokoa mantsy dia misy amidy aty saingy tsy arako tsara hoe anasana anatiny koa ve io? mangarona koa ve zany ianareo sa mandio manafosafo ety ivelany. Mila mazava tsara manko io vao azoko ny tianareo resahana. Miala tsiny an.
Ny antony iresahako an'izany dia ilay fampiasana an'iny cyteal iny indrindra no hitondra fofona amin'ilay fivaviana raha toa ka anasana azy any anaty. Madio sy manitra iny eo raha ny fahitako azy fa andramo anie ny tsy ampiasa azy intsony afaka herinandro fa hiakatra ny fofona satria mikorontana ny ao anatin'ny vehivavy. Iny manko mamono mikroba isan-karazany fa sady koa koa mamono ny mikroba tsara tsy tokony ho faty ao anatintsika. De eo le olana. Raha maty ireo mikroba tsara dia misy tsy filamanina ao anaty.
Raha tsorina izany dia tsy dia voatery sasana matetika izany ny fika fa rehefa vao mifoha sy rehefa hatory, zany hoe eo ampandroana. Ary io dia alohan'ny firaisana sy aorian'ny firaisana.
Nefa miankina amin'ny vehivavy izany satria misy vehivavy manary ranony tsindraindray eny andalana eny ary misy maina. Miankina amin'ny fahasalaman'ny tsirairay izany.

33. kallie ( 06/10/2007 10:02)
boubou a, sô d ts mety zany sasaina anatiny zany, efa misy protection naturaly nge ny any e
34. boubounezy ( 06/10/2007 10:43)
soanja :-Dekeko lé wé idirany fikabé sy wé gasy vazah sa zapôné!!!:-D odôié!!:-D:-D fa lé resaka muqueuses ndray tsy aiko alou ny anah ra efa tsy d misy tsony lé miaro na tsy satry za mampiasa lé cytéal fona2 fa t@ vôloany fanasaiko anaty sy ivelany, fa taty arina tsy ivelany fotsiny satry za nataotra wé lé muqueuses zany tsy misy trony. d zay kia soanja ny fampiasako azy ra efa azinjy na tsy!:-P;-)
35. boubounezy ( 06/10/2007 16:30)
soanja ary refa avy règle v kia mila misikotra sa tsy?:oops: mialatsiny fa tena manitikitika ny saiko lé izy d nanotaniko:-P
36. soanja ( 06/10/2007 22:30)
boubounezy:

soanja ary refa avy règle v kia mila misikotra sa tsy?:oops: mialatsiny fa tena manitikitika ny saiko lé izy d nanotaniko:-P


Tsy kitihina mihitsy ny any anaty na tonga fotoana aza ka. Diovina tsara fotsiny ny ety ivelany. Ilay kely atsofoka (tampon) refa tonga fotoana aza tsy azo atao maharitra any fa manimba tokoa fa adiny 3 farafaharatsiny de soloina indray.
Iny fikitihana azy anaty iny vao maika manome fofona.
Raha mazoto indry de andramo anie e. Aza mampiasa ilay cyteal tsony ao anatin'ny iray volana ohatra fa mandio tsotra fotsiny toy ny mahazatra fa aza misikotra. Misy fofona aloha amin'ny voalohany satria efa zatra an'iny ny vatandry, fa reha elaela dia miverina amin'ny laoniny ny rehetra ao anaty de ho hitandry fa tsy lany vola mividy cyteal indry.
Betsaka ny vehivavy malagasy any ambanivohitra sy afrikanina nomena io fampianarana mikarakara vatana io fa nahita fa mety tsara le izy. Ny azy moa tsy cyteal no ampiasaina fa rano tsotra (renirano) de miditra daholo izay te hiditra rehetra.


37. boubounezy ( 07/10/2007 07:50)
ok merçi kia soanja a! andramana zany alou lé rano fotsiny é! lazaiko anjy eo iany ny resultat refa afaka 1volana:-*
38. kallie ( 07/10/2007 10:50)
mitovy hevitra am soanja a amle tsy fisokirana fa za nefa miteny oe mampiasà gel ihany ra efa zatra, na anontanio any am pharmacie e, oe in ny tokony ampiasaindry
39. boubounezy ( 08/10/2007 09:11)
kallie soanja inn marina zany ny tokony anatoko ra zany é! lé miskotra alou efa évitéko mintsy zao a! fa za ndray2 maeono misy vôkika kely any anatiko any @ lé manao lava hou! fa lé eo @ seraka produits zany sisa! d aona ny ataoko?:-*
40. kallie ( 08/10/2007 11:58)
makanesa wa any am pharmacia d anontanio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552