parasy kankana

1. boubounezy ( 28/09/2007 14:37)
inn marina lé parasy kankana io é? d manaona ny pôziny v tena otrany kankana? d aona zany ny fitsaboana azy kou?????:roll:
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:43
2. Veloo ( 28/09/2007 17:56)
loto no ahazona an'io ary any tamatave indrindra ilay fasika maloto iny miaraka @ rano-tsavony no tena tonga dia voan'i parasy kankana. izay aloha no nahazoko azy a. tsy fantatro any @ ville hafa. Ny fanaovan'i bebenay azy dia tsindrotsindromina amin'ny paindantely ilay mangidihidy iny dia avy eo asiana teinture d'iode dia afaka. Fa ny reko ko mety miakatra any an-doha hono izy io.
mbola ho avy ny dokotera hanampy fanazavana hihihih
3. maresaka ( 28/09/2007 18:00)
Toxocarose na syndrome de Larva migrans no koa ahalalana azy dia efa hainao ny sisa tokony ataonao fa ho afa-po ianao @ fanontanianao,dia mazotoa mitady e.
4. boubounezy ( 28/09/2007 21:36)
veloo tena ataorako mintsy ny ho voany zany alou é! za kou mantsy tena mataotra lé biby malemy reny ohatra ny kankana chenilles ra vô malemy2 ka ra tratranizany alou ngamba d torana mitsipaka ery ty za!:-P:oops:
5. boubounezy ( 28/09/2007 21:38)
misôtra maresaka nanazava fa tena marikoditra b za vô mieritreritra any lé izy nefa mba tiko nofantarina iany sô voany zany eo nefa tsita z atao fa raikitaotra b fotsiny eo:D
6. Rasiligaoma ( 29/09/2007 06:12)
misy sokirina izay mihitsy izy io. dia misy kitapo kely feno atody aoanaty tongotra ao!
rehefa dorana eo ambony coton misy alikaola dia mipopoka ohatran'ny tsondro endasina izany
7. booboo ( 29/09/2007 09:27)
ayyyyyyyy :{:{:{:{:{
8. boubounezy ( 29/09/2007 18:25)
rasiligôma d zay enao b mbola manampy trotraka iany an:{ @zay d wé tena misy kitapo sy atody bdb mipopoka grrrrrrrrrr marikoditra.
9. Veloo ( 30/09/2007 01:17)
Rasiligaoma [ Valio ] 29-09-2007 08:12:46
Lohateny : Re : parasy kankana
misy sokirina izay mihitsy izy io. dia misy kitapo kely feno atody aoanaty tongotra ao!
rehefa dorana eo ambony coton misy alikaola dia mipopoka ohatran'ny tsondro endasina izany


Parasy l'afrika ndray io lazainao io.. ary any @ tongotra no misy an;io assez souvent.
hafa mihitsy ny parasy kakana... angaha itanoa akory ilay izy fa otran'ny tsipika fotsifotsy eny @ tanana eny ilay ...dia izay...
Bou a eviteo fotsiny ny mande eny @ misy rano maloto dia izay ka...
10. boubounezy ( 30/09/2007 11:52)
veloo ok kia fa araiko tsara mintsy zany evitra njy zany a! fa za efa naita parasy larika reny ka!=D
11. UB40 ( 01/10/2007 01:18)
12. Veloo ( 04/10/2007 18:08)
:oops:
13. sarobidy ( 29/10/2007 08:58)
. Mpandefa : Veloo [ Valio ] 28-09-2007 19:56:45
Lohateny : Re : parasy kankana
loto no ahazona an'io ary any tamatave indrindra ilay fasika maloto iny miaraka @ rano-tsavony no tena tonga dia voan'i parasy kankana. izay aloha no nahazoko azy a. tsy fantatro any @ ville hafa. Ny fanaovan'i bebenay azy dia tsindrotsindromina amin'ny paindantely ilay mangidihidy iny dia avy eo asiana teinture d'iode dia afaka. Fa ny reko ko mety miakatra any an-doha hono izy io.
mbola ho avy ny dokotera hanampy fanazavana hihihih


de sanatri ve znay aty aminay no tena betsaka azy fa ny faritra hafa tsy misy mihitsy:oops::oops::oops:
14. Veloo ( 30/10/2007 17:43)
sarobidy a,

miala tsiny aky za za avy any ko ka tany aho naha-lehibe ahy retsy a.. Tsy fantatro ny any @ hafa hihihi:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342