Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 02/10/2007 08:16)
mille patte monstrueux
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://dark-ride.org/IMG/jpg/mille.jpg&imgrefurl=http://dark-ride.org/spip.php%3Farticle164&h=210&w=300&sz=16&hl=fr&start=1&um=1&tbnid=TGJrJwh1k12_bM:&tbnh=81&tbn... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 07:39
joker ( 02/10/2007 06:57)
Ahoana ihany Madagasikara ity????
mba vakio kely ny blog dia mamela commentaire raha mazoto http://rabejokergasy.over-blog.com/... tohiny
niryna ( 02/10/2007 06:39)
Calendrier omena fotsiny/fianarana teny anglisy
Ho an'ireo izay te-hianatra sy hamaky baiboly amin'ny teny anglisy antsoy ity numerao ity fa omeny calendrier maimaipona 1-800-759-2425 free calendar Raha te hianatra na andalina ny soratra masina... tohiny
novalian'i niryna ny 02/10/2007 17:08
Nivohaingo ( 02/10/2007 05:44)
Mitady tonon-kira
Salut daholo ny namana ! Mba mila ny tonon-kiran'i Bodo ilay hoe "the regret is never before" aho fa nahita ilay natao tao @ pazzapa iny dia ohatran'ny tadidiko hoe hay tokoa moa efa nisy an'izay hira... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:18
xxx ( 02/10/2007 05:10)
Izaho manana olontiana izay vadin'olona izy io tena tia ahy
Raha ianareo no eo amin'ny toerako inona no tokony hataoko mba mila vahaolana eh... tohiny
novalian'i xxx ny 10/03/2008 10:54
ikaretsaka ( 02/10/2007 03:14)
Raozery!
oktobra indray ity ny andro. volan'ny raozery, ho an'izay liana! http://ikaretsaka.blaogy.org/... tohiny
soanja ( 02/10/2007 00:23)
fahazotoana (Fanambadiana vs fisipana)
Rehefa natao hono ny fadihadihana dia hoe ny vehivavy hono mazoto be manao firaisana aranofo ao anatin'ny taona iray voalohany amin'ny fanambadiana na aorian'ny mariazy ary miova midina izany fahazoto... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/10/2007 02:10
salmo1 ( 01/10/2007 23:12)
Fiomanana
Vao nahita an'ty aho de somary taitaitra kely: http://es.youtube.com/watch?v=U4W1H2JhA5g Ny fanirianay dia hanatrika an'zany RNS Malgasy @ taona manaraka. Ary tsy maintsy ho hataonay izay hatongav... tohiny
novalian'i salmo1 ny 08/10/2007 18:21
diamondra27 ( 01/10/2007 23:11)
suite ny matim-boninahitra
liana ny te-hahalala ve enao we nifankahita ihany ve djibouti sy le sipa , manasa anao hijery ny tohiny. Misokatra ny ady hevitra http://www.dailymotion.com/related/2345561/video/x1y3mg_tsiky-... tohiny
diamondra27 ( 01/10/2007 22:48)
lahy sy vavy FILM visa A
Mitovy zo we?:-D:-D http://www.dailymotion.com/related/328481/video/x1e9uh_francis-film-visa_fun... tohiny
novalian'i ramack ny 12/10/2007 12:17
kiadi ( 01/10/2007 20:17)
rugby can 2007
salama doly! efa henonay ny valiny fifamarana teo @ lavalava fa ba mangataka an'i ravatorano raha ba manana film kely ba azo jerena t@ io farananana io ! na de sary ko aza tsy maninona !! misotra b... tohiny
soanja ( 01/10/2007 16:44)
Misy biby tsy tiako fa ny...
Goaika na goaka de tena mandreraka ahy mihitsy. Nefa ny mahagaga ry zareo no tena tia manelingelina ahy indrindra. Omaly izao de zah variana manao meditation eo de nisy iray zay tena hoe zany ka nit... tohiny
novalian'i niryna ny 12/10/2007 22:02
xxx ( 01/10/2007 16:25)
Comments ao amin'ny Blaogy.org
Sali Rehefa misy mametraka comment ao amin'ny blaogy.org dia maharay email. Ny olana (tsy dia grave be :-P) dia izaho ihany no lasa mpandefa an'ilay email (ny adiresy mail-ko no eo amin'ilay Fro... tohiny
marinafilaza ( 01/10/2007 16:24)
Fandroahana an-kolaka mpiasa : inona no fiarovan-tena azo ha
Araka ny resaka mandeha @ orin'asa iray ao @ "forum tetsy sy teroa", dia misy ny fandroahana an-kolaka mpiasa atao. terena handeha départ volontaire ny olona efa mahazohazo taona "kanefa ny sarany om... tohiny
Aino ( 01/10/2007 15:22)
eritreritra mandalo ihany
rehefa misy resaka momba ny sary ihany moa dia tonga tato atsaina indray ilay eritreritra iray hoe!!! mba mety ve izao raha asiana fomba fanakanana ny sary tsy azo alaina atao copie raha tsy mahazo... tohiny
novalian'i niryna ny 12/10/2007 21:53
notron ( 01/10/2007 14:58)
Vahaolana tena tsy izy
Nentin'i dokotera tamin'ny fiaramanidina mba hafindra toerana ireto olona valo marary saina kaeo ka ilay neveriny ho mba manan-tsaina indrina no nataony mpanamory mpanampy. Nikorontana be izy 7 lahy ... tohiny
novalian'i Simpona ny 04/10/2007 15:37
darafify ( 01/10/2007 14:17)
wikipedia
Mba nandehandeha tany amin'ny wiki ny tenako dia nahita an'ito tanàna any Rosia antsoina hoe Mineralnye Vody. :-D... tohiny
beza ( 01/10/2007 14:12)
RADIO DIRECT AVY ANY MADAGASCAR
Faly manolotra antsika radio direct avy any Madagascar 24/24 Mihainoa finaritra http://www.faniloradio.com... tohiny
novalian'i kalina80 ny 07/10/2007 18:54
kallie ( 01/10/2007 13:32)
sary
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary fara faha keliny 3 amin'ireo sary reo no ts tokony ho ao, ra ny nodradradradraina atramzay, nefa mbola ao iany, mila fanampi-panazavàna ôôôô,... tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 12:12
diamondra27 ( 01/10/2007 12:04)
tandremo de tandremo
ty ndray hono no malaza e! Mes chers amis, bonjour! voici des informations sérieuses: À LIRE ET À DIFFUSER LARGEMENT Je fais suivre car la confirmation de cette info a été diffusée sur ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 05/12/2007 14:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.6362