suite ny matim-boninahitra

1. diamondra27 ( 01/10/2007 23:11)
liana ny te-hahalala ve enao we nifankahita ihany ve djibouti sy le sipa , manasa anao hijery ny tohiny.

Misokatra ny ady hevitra

http://www.dailymotion.com/related/2345561/video/x1y3mg_tsiky-tsidika-bainga-voavadika_family
2. sarobidy ( 02/10/2007 06:35)
diams: tsy mety hisokatra ny ahy fa aôna?
3. radjery ( 02/10/2007 07:11)
vélabélaro miadana ao ré:lol:, tsy hisokatra vé ny farany:-D:-D:-D
4. diamondra27 ( 02/10/2007 09:15)
sarobidy: aona koa akia 'zany a!
sao de ny ordi-njy no misy tsy mety fa misokatra io ka


mankanesa ao @ dailymotion dia avy eo taper-o : tsiky tsidika - bainga voavadika

radjery::roll:

_____________________________

'zao ve ny atao hoe: resa-bevavy?

toa mamaly ilay dinika momban'ny fampirafesana , sy le we: enjehin'ny eritreritra ve ny lhl refa...

Karazana vhv 4 zao no ao samy manana ny cas-ny daholo izy 4...
5. boubounezy ( 05/10/2007 17:17)
diams d nabikinany ambasadôro mintsy njyko an!:-D:-D:-D:-D
6. diamondra27 ( 06/10/2007 11:28)
bbnz::-D:-D
:cry::cry::cry: le izy kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4961