Vahaolana tena tsy izy

1. notron ( 01/10/2007 14:58)
Nentin'i dokotera tamin'ny fiaramanidina mba hafindra toerana ireto olona valo marary saina kaeo ka ilay neveriny ho mba manan-tsaina indrina no nataony mpanamory mpanampy.
Nikorontana be izy 7 lahy tao aorina tao satria nanao foot à 7 hono.
Tezitra i dokotera ka nandefa ilay mpanampy handamina azy ireo.
Vetivety dia nilamina ny tao ka niverina namonjy teo akaikin'i dokotera ity mpanampy mahatoky.
Faly sy nandokandoka azy i dokotera satria efa tena hendry ilay io ka efa mahavita mandamina ny namany.
Nanontany azy ny amin'izay fomba nataony ary i dokotera ka hoy ny valiny:
"navoakako daholo izy 7 lahy sady nilazako hoe : any ivelany any ialahy isany milalao baolina fa tsy ato anatiny ato"
novalian'i Simpona ny 04/10/2007 15:37
2. booboo ( 01/10/2007 16:03)
=))
3. mozart ( 01/10/2007 16:09)
mandamina ilay histoire fa zany hoe dommage very mpilalao fito tsika
4. Veloo ( 01/10/2007 18:29)
=))=))=)) tsy ratsy ndray iny kle
5. sonwin ( 02/10/2007 13:25)
Veloo :D
6. sarobidy ( 02/10/2007 13:31)
:-D=)), tsy nampoiziko ndray ny valintenin-dranamana
7. naughtyboy ( 02/10/2007 16:20)
=))=))
8. kiadi ( 02/10/2007 16:55)
tokony ba nivôka nanao albitre koa ange lery eh!
9. Veloo ( 02/10/2007 17:30)
sonwin:D
10. mbaliana ( 02/10/2007 20:30)
:-D:-D:-D
11. sakaizakely ( 04/10/2007 13:37)
:-D:-D:-D:-D
12. Simpona ( 04/10/2007 15:37)
:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1184