Calendrier omena fotsiny/fianarana teny anglisy

1. niryna ( 02/10/2007 06:39)
Ho an'ireo izay te-hianatra sy hamaky baiboly amin'ny teny anglisy antsoy ity numerao ity fa omeny calendrier maimaipona
1-800-759-2425 free calendar
Raha te hianatra na andalina ny soratra masina dia andramo ireto:
http://backtothebible.org
Jereo ny eo ankavia "navigation" bible studies sns
http://intouch.org
Misy toriteny sy fianarana soratra masina
http://equip.org
jereo fa misy forium bibleman.org
Mahereza
(l)niryna
répondu par niryna le 02/10/2007 17:08
2. la ( 02/10/2007 06:57)
misaotra eee=D=D^:^
3. Kwasi ( 02/10/2007 12:55)
4. tsiafoi1 ( 02/10/2007 15:38)
merci Niryna mitohy ny asa
5. niryna ( 02/10/2007 16:18)
la:

misaotra eee=D=D^:^

Tsy misy fisaorana fa mahazoava

6. niryna ( 02/10/2007 16:21)
niryna:

la:

misaotra eee=D=D^:^

Tsy misy fisaorana fa mahazoava



oops mahasoava no tiako ho lazaina


7. niryna ( 02/10/2007 16:22)
tsiafoi1:

merci Niryna mitohy ny asa



:D
8. rakaroka ( 02/10/2007 16:25)
Mety hevitra tsara tokoa ity:roll::roll:, fa angamba en version "anglisy hazavazava kokoa" izay tsy nazava tamiko t@eny gasy, sady mbô mianatra teny "angalisy koa e! MISAOTRA Ryna a :-*:-*:-*
9. niryna ( 02/10/2007 16:47)
rakaroka:

Mety hevitra tsara tokoa ity:roll::roll:, fa angamba en version "anglisy hazavazava kokoa" izay tsy nazava tamiko t@eny gasy, sady mbô mianatra teny "angalisy koa e! MISAOTRA Ryna a :-*:-*:-*


Tsy misy fisaorana ka
Ilay calendrier 2008 misy verses isan'andro miaraka amin'ny sary ary afaka manoratra any amin'ilay toerana fa izaho niantso an-telefonina dia mba nieritreritra ny namana tato fa tena misy ilay izy.
Ity ny adiresy raha tsy afaka miantso an-telefonina any amin'ilay hoe back to the bible

Backtothebible
Po box 82828
Nebraska 68501
Afaka mijery ny teny gasy baiboly.org dia afaka mijery ny bible.com dia midina ery ambany mijery ny bible search.Misy fianarana maro koa ao http://bible.com


10. niryna ( 02/10/2007 16:54)
tsiafoi1:

merci Niryna mitohy ny asa


Dia ity ihany koa mbola misy ho an'ireo izay te-hihaino toriteny fa tsara be.Mandeha isan'andro io
http://enduringtruth.org
klikeo eo amin'ilay hoe listen now
dia mahita hoe broadcast dia klikeo indray
ary dia mandeha eo amin'ny audio amin'izay fa maheno toriteny nandeha tamin'ny radio hianao.
mahereza hatrany fa fifaliana tsy azo vidiana ny fahasoavana nomen'ny tompo hidera sy hihaino ny teniny isan'andro
11. niryna ( 02/10/2007 17:08)
Raha te hiaraka sy hampiantra ny finoana amin'ny fiainanao indray hianao dia ireto no tsara hihainona
Joycemeyer: ny tantarany dia vehivavy novetavetain'ny rainy izy fony fahatanorany,tsy nahita masoandro mihiratra nandritra ny fotoana nanaovan-drainy toetra tsy zaka,ny reniny nahafantatra fa tsy afa-niteny azy izany.Nanambady izy ary namporisika azy hanao zavatra ratsy ilay vadiny.Taty aoriana izy nisaraka vokatry ny famonoana nataon'ny vadiny azy ary nihaona olon-kafa.Io lehilahy io no nanova ny fiainany ary dia niova tanteraka niandalana koa ny toetra ratsy nisy tao aminy:fankahalana,tsy fitiavan'olona,fifosana lava,misy tsiny daholo izay olona manodidina azy.Negatif foana izay atao sy ny manodidina ary izay olona hitany toa misy tsiny daholo.Vaoantso ho pasitera izy ary dia ity ny misy azy raha te hihaino ny toriteniny hianao.
Tsy te-hamela ny rainy mihitsy izy saingy tsy maintsy nanao izany fa voaantson'Atra,maty tao an-tranony ny rainy ary nangataka famelan-keloka taminy talohan'ny nahafatesany.Mafy kanefa rehefa kristiana dia tsy maintsy mianatra ny mamela olona na inona izany na inona no nataony taminao.
http://joycemeyer.com
http://joeloesteen.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0363