mitady namana e!

1. drao ( 28/09/2007 10:32)
aiza daholo e!
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:52
2. ari.malala ( 28/09/2007 12:39)
anoraty izy ireo de hanoratra hoanao sy ho tonga namanao e! mahazoa izay irina!
3. kotomanjaka ( 22/10/2007 11:09)
salama kotomanjaka no manoratra ho anao namama vaovao ka te hifanoratra
4. kotomanjaka ( 22/10/2007 12:05)
kotomanjaka:

salama kotomanjaka no manoratra ho anao namama vaovao ka te hifanoratra



5. yangipiso ( 22/10/2007 14:31)
salama daol e
mila namana afaka mifanoratra, mifanakalo hevitra
manantena valiny tsy ho ela
6. sarobidy ( 25/10/2007 14:52)
hihihi raikitra ndray zany ny prézantassiô ato :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2807