FIFANAMPIANA

1. boubounezy ( 28/09/2007 14:39)
tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ka nareo aona @ zany fa za tena ty anio fitenenana io mintsy
2. Rojoukel ( 28/09/2007 17:54)
Ndao ary hifanampy e ! inn no tsy ampy aminao de ampiko, de refa avy eo koa zah mba ampinao e ! ahoana mety zay ?
3. boubounezy ( 28/09/2007 21:40)
rojoukel ifanampy @ inn nefa zany sika sy enao é? sa zé tsy malaiky ialofana?
4. boubounezy ( 30/09/2007 11:55)
roujkel itako eto fa tena tsisy interressés mintsy @ fanampiana oull akou ny oull eto fa mody wé ifanampy2 nefa c claire!!!!:(
5. sakaizakely ( 01/10/2007 06:33)
ka tsy fantatra hoe inn ange e !

Omeo lafiny iray mazava tsara, Ohatra hoe mila fanampiana @ fanamboarana masikita ohatra dia izay mahay mampianatra :P:P:P:P

6. aloalo ( 03/10/2007 05:48)
ka tsy fantatra hoe inn ange e !

zany ange wa e, maivana b ilay hevitra, histoire de we te ampiditra resaka fotsiny.:cry:
7. boubounezy ( 05/10/2007 17:04)
ayyy!! sakaizakely, aloalo, kay vé yy tsy ampy zany lé tina tenenn v? ny tena tiko tenenn d wé tena marika lé ohabolana io satry wé "tsy misy manana ny ampy fa sambatra zay mifanampy" zany wé tsy misy mavita tena ka aleo mba manampy oull fona ra azo atao na kely aza. ra anroany zao enao misy mangataka fanampina @nao d tsy omenao nefa enao mba manana na kely aza @ zé vitanao, d mba manao énao satry fantatrao fa ny fiainana tsy vitany fitiavantena fotsiny d refa mba tsy manao enao d mba manao ny namanao ohatra d itako wé tsy d misy lotra ny blm @ fiainana. zé mitambatra vato misaraka fasika zay zany kou d itako wé anisany mitovy2 @lé tiko tenenn satry ny base d wé fifanampina.
8. boubounezy ( 05/10/2007 17:07)
na kou wé zay sty malaiky ialofana. itako wé mafinaritra ngé zany é. tsy tsony ny fialonana ny aratsindou fa mifanavotra ary mifanampy fona ra misy ny azo atao.(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1786