Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gasynamana
(
22/09/2007 00:47)
Tantara ho an'izay tsy mahalala
Ny taona 325 (nanaovana ny Co0ncile de Nicée) sy ny taona 381 (nanaovana ny Concile de Constantinople) dia mbola iray ny Fiangonana Kristiana rehetra, ary niara-nanaiky fa:
- [b]I Jesoa Kristy dia ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:57
boubounezy
(
21/09/2007 21:43)
you tube
aona kay ny maka lé clip gasy any @ you tube reny é! merçi d'avan^:^chy...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 24/09/2007 09:46
niryna
(
21/09/2007 21:15)
Ny fanoherana an'Atra
Ny soratra masina ao amin'ny Joba 15:20-25 manambara fa ireo izay ratsy fanahy manohatra an'Atra dia hijaly,aheno feo mampatahotra,mamely azy ny mpandroba,tsy manana fanantenana,miandry sabatra,mireni...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/10/2007 03:17
fijo
(
21/09/2007 21:02)
sekta vaovao
tompoko,
noho ny famporisiana sy fiangavian'ny maro,dia nijoro ny antokom pinoana vovao"firaisana hiombonana"
ny hevidehibe sy tanjona,dia notsoahina avy ao anaty baiboly masina mana hoe:"miteraha k...
tohiny
novalian'i Papoose ny 06/10/2007 04:42
sipagasy
(
21/09/2007 20:50)
Hanaiky ve ianareo?? :)
HItako tany ho any dia zaraiko e!!!
Ka raha hisaraka lava ve tsy aleo tonga dia CDD klehh hihihi, azo tohizana koa anie e!
http://fr.news.yahoo.com/ap/20070921/tod-insolite-rubrique-hebdomadaire-4...
tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 19:58
boubounezy
(
21/09/2007 20:45)
andramo ndray ny...
henakisoa sy champingnon parfumé teteo madinika nyhenakisoa misy odiny matavy kely inyd endasina mendy tsaramiaraka @ siramamy refa mendy2 d arotsaka ny tongolo oignon avy eo ny ail, arotsay @zay ny ...
tohiny
novalian'i kofbay ny 24/12/2007 22:05
boubounezy
(
21/09/2007 20:24)
mila fanampina
za wa ry zareo d maléll lé tomobilako d vell tsara izy fa manetroka fotsy2 b eo @ moteur ka omeo sopapa alou ho any zé mahay mékanika alouany itondrako azy any @ garazy sô d angalaranjy zalah eo ...
tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 06:48
tsaramaso
(
21/09/2007 19:42)
Mangdidy ry zanako ????!!!!
tantara pedophile ndray !!!!!!
http://uk.reuters.com/article/topNews/idUKL2185061620070921
Firy millions ndray hono ny jackpot any ??!!!! tsssssss !!!!
Sô de mba mopera contrefaçon kanefa aloh...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 20:49
sipagasy
(
21/09/2007 19:22)
jereo e!
Salama aby e!!!
manasa antsika hiaraka hijery film ao @ FR3 e! ho avy tsy ho ela
http://www.croissance.com/tele.html...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/09/2007 20:16
Samoana
(
21/09/2007 13:32)
KANETIBE - Tompondaka eran-tany
Nanomboka omaly alakamisy ny championnat du monde ( CDM Pétanque ) izay atao any Thailande, sampana lehilahy. Marihina fa ny " TIR" sy ny "TRIPLETTES" no handraisantsika malagasy anjara @ izany. Toy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 16:51
soamiangoty
(
21/09/2007 13:26)
mangataka hira
mba mangataka hiran'i Mirado ilay milohateny hoe "lasa".
misaotra...
tohiny
xxx
(
21/09/2007 13:09)
restaurant malagasy vao nisokatra eto Lille
akory aby,
misy restaurant malagasy vao nisokatra eto Lille (rue des Arts).
Vazaha no tompony fa malagasy no mpahandro.
Faly moa ny tena ka mba nitsidika tao. Mahay mandray olona aloha ny tompony, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2007 20:50
fa65no
(
21/09/2007 12:58)
Mba saika hitady tonon-kira
Raha mba manana ny tonon-kira an'i Henri Ratsimbazafy ilay hoe "TAIZA TAIZA INDRAY IANAO ? TAIZA NY MARINA LAZAO ... Dia mba handefaso izahay fa misy mitady azy mafy aty! ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 14:44
xxx
(
21/09/2007 12:14)
Tena mamely be ny gripa
Tena mamely be ny gripa amin'izao fotoana izao: tena mandreraka be mihitsy e! ny tena somary mikohokohoka izay, ny loha marary, ny orona sepotsepotra tsy mahazo rivotra, ny temperature miakatra be, sn...
tohiny
novalian'i Darlin ny 23/10/2007 06:35
boubounezy
(
21/09/2007 10:59)
regroupement familiale
mila test adn zao ny manao anizy io. enjana b nefa zany tsy midika fa aza mandé andafy tongava refa t ho avy fa ataovy tsara fotsiny ny paps @ norma d tsisy ny olana.:-*...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 19:33
sarobidy
(
21/09/2007 09:39)
Frantsa: Malagasy voaroaka
Araky ny aina manjery sy ny vaovao hitako omaly, d hoe nisy malagasy voaroka hody:cry: ka tsy mahazo mipetraka any Frantsa intsony.
Malahelo ny tenanay aty mieritreritra an'zany rehetra izany satria ...
tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:16
boubounezy
(
21/09/2007 09:15)
kabaro+ sofikisoa
andramo ny sofikosoa sy kabarp fa téna tsara b no mantra b no matsiro b....
tohiny
novalian'i boubounezy ny 08/10/2007 09:37
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:36)
sarimihestika malagasy "PIRATY"
Mba nafinaritra ahy ny nijery ilay piraty,
marina fa efa mikaroka iany isika malagasy
iny zao mitovy @le tantara hoe vola no nitarin'ny saina kely fotsiny=D...
tohiny
novalian'i mansoor ny 24/04/2008 10:50
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:32)
Efa nandramanareo ve?
Efa nanandrana lasary voatabia asiana voanjo ve nareo?
Sasao ny voatabia, dia esorina ny voany (mampijaly ny lehilalhy ono ra tsy alana), tetehina atao dé kely,
sasana ny tongolo maitso, tetehin...
tohiny
novalian'i mangabe ny 05/10/2007 19:50
hery
(
21/09/2007 08:19)
Mangingina ny infogasy.net
Mangingina tato ho ato ny site-n'ny [url=http://infogasy.net]infogasy.net[/url]. Dia aparitaka kely eto indray. Nisy fihaonan'ireo mpikambana tany Dago omaly ka asa nanao ahoana.
Dia mba tsiditsidi...
tohiny
novalian'i DotMG ny 22/09/2007 05:54
