sekta vaovao

1. fijo ( 21/09/2007 21:02)
tompoko,
noho ny famporisiana sy fiangavian'ny maro,dia nijoro ny antokom pinoana vovao"firaisana hiombonana"
ny hevidehibe sy tanjona,dia notsoahina avy ao anaty baiboly masina mana hoe:"miteraha ka maenoa ny tany"ary:"ho toy ny isan'ny kintana ny isan'ny taranakao"
koa mahereza ary manohana ny mpitarika sy mandray anjara mavitrika,fa asa lehibe io.ny fanampiana izay atolotrao ,dia ekena na arabola,na arabatana.
hoy ny mitarika
krispijo
novalian'i Papoose ny 06/10/2007 04:42
2. fijo ( 21/09/2007 21:02)
aza esorina io rahery an :D
ary ataontsika ampitsikiana daholo izay hovita rehetra ao
3. pissoa ( 21/09/2007 21:08)
mety hivadika krispijoanina ihany raha zao no mitohy kle :-D:-D:-D
4. fijo ( 21/09/2007 21:10)
io fa tonga ny mpikambana vaovao iray.misoatra ny fahatongavanao ny mpitarika.
5. pissoa ( 21/09/2007 21:11)
azavao tsara aloha le resa-bola fa sao hiady any aoriana any knoo :-D
6. fijo ( 21/09/2007 21:13)
ka io dia fanomezana hanampiana ny mpitarika hanao ny asa soa dia ny fanitarana ny finoana.
7. pissoa ( 21/09/2007 21:20)
hi hi hi - toa mitady tsy hiady amy piesiko izy zany :-D
8. fijo ( 21/09/2007 21:22)
miady io ,fa aza hialana sao hanenina ianao.ny fanampiana dia raisina ,na avy any roma na avy any arabia saodita
9. boubounezy ( 21/09/2007 21:41)
fijo mba azonao andefasana hafatra manokana v za fa tena tsy azoko mintsy lé tinao lazaina? azafady tompoko ny tena mantsy oull ty manao asa soa ka ra mazavatsara lé izy d ita eo ny atao ary lazainao fa secta vao2? tsara v zany sa tsy? mila fanazavana fotsiny ngamba alou za é! misôtra tompoko mialoa
10. fijo ( 21/09/2007 22:03)
ka efa io mazava be io le tanjona ko.aiza no tsy mazava eo
11. ikaretsaka ( 21/09/2007 22:51)
Miala any ny fijoisme kle =))
dia iza no fantsiana lety hanala ny otantsika?:-D
za mahita:^) [size=9px]i niryna[/size]
12. fijo ( 22/09/2007 04:16)
io ary le sekta vaovao ko.
nentsika mifamantsika ka.:-D:-D:-D:-D
13. Papoose ( 22/09/2007 05:04)
Fijo moa zany no pastera she evanjelista she manakory?
Te hisoratra anarana aho ary vonona ny hitondra anjara biriky lehibe!
Te ho mpiandry aho ary raha ny faniriako dia ny anarana iantsoana antsika tsy fifohazana fa fatoriana, satria isika dia hiaraka hatory ka hitory fitiavana sy hanao ny asa eo am-patoriana!


tafiditra ao anatin'ny lalan'le sekta ny polygamy?
14. Rasiligaoma ( 22/09/2007 05:49)
Te ho mpiandry aho ary raha ny faniriako dia ny anarana iantsoana antsika tsy fifohazana fa fatoriana, satria isika dia hiaraka hatory ka hitory fitiavana sy hanao ny asa eo am-patoriana!

hevitra mety! fa asa inona no atao eo am-patoriana? ilay miara matory dia hoe miteraha hameno ny tany?
tsara ka! aoreno aloha ny fiangonana miaraka amin'ny farafara bobaka be aza
15. tsaramaso ( 22/09/2007 07:21)
pissoa:

azavao tsara aloha le resa-bola fa sao hiady any aoriana any knoo :-D

hahahaahahaa!!!!! andoavam-bola ndray ny firaisana iombonana ??!!!!!
16. tywa68 ( 22/09/2007 08:04)
Ika : tsss :lol:

bbnzy : efa tafiditra zany injy ? :lol:

Papoose : fijo efa hoe krispijo ! dia ry rasiligaoma an'isan'ilay mpitarika e :-D


17. stephane197 ( 22/09/2007 09:38)
mahafinaritra mihintsy le resaka klé!! =))=))=))
18. simplex ( 22/09/2007 10:01)

efa misy assistant nga ny mpitarika?
mety tsy hovitan'olo-tokana manko ity asa masina ity.

19. Papoose ( 22/09/2007 10:11)
Tywa68, marina toko kay moa izany!!

rasiligaoma, afaka ataontsika dabo-tany ny asan'ny fitoriana sy famenoana ny tany raha mbola tsy manam-bola hividianana tongom-pandriana ny fiangonana!

Ny fanorenana ny fiangonana moa de efa izao soroka miara-milanja sy tongotra miara-mamindra zao!
20. tywa68 ( 22/09/2007 10:25)
Papoose zany anie tena mazoto be e :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5958