sekta vaovao

41. cutie ( 23/09/2007 03:27)
veloo merci akia a
:-*
42. cutie ( 23/09/2007 03:28)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 23-09-2007 05:16:35
Lohateny : Re : sekta vaovao
tsy hatsikana sy lalao io fa fivavahana sy finoana koa.. samy mijoro @ hivavahany

i Ika njay de tsy maintsy manohitra foana:-D
43. ikaretsaka ( 23/09/2007 03:38)
ka ny "varavaran'ny "secte" ve efa mihidy "karetsaka" dia nareo tsy manana lakle akory dia vohainareo, normale raha manohitra ny "karetsaka"...
fa rehefa forcena kosa.... euh!
44. cutie ( 23/09/2007 03:46)
:-D:-D:-D:-D:-D
potehiko eo ny varavarana fa ataovy :-D
45. Papoose ( 23/09/2007 11:27)
raha tsy efa potika!:-D
46. Rasiligaoma ( 23/09/2007 12:43)
za no namotika azy
47. pissoa ( 23/09/2007 13:47)
laozan'reto mifamotika ato njay fa tsy hita ny mpitarika kle :-D:-D:-D
48. ikaretsaka ( 23/09/2007 16:27)
varavarana vita tso-drano io tompoko ka tsy vakivaky foana amin'izao
mila manao litania amin'ny fomba krispijo ianareo vao mivoha io!:wink::-$

atao hoe
Krispijo: mba sokafy idiranay!
49. Papoose ( 24/09/2007 09:22)
ahoana raha ampiasaiko ody le tso-drano ry Ika?
TOnga de midanaka io:^)
50. ikaretsaka ( 24/09/2007 11:53)
ny virja tsy mahay manao ody ko, pure loatra ireny
51. fijo ( 25/09/2007 21:01)
dia isaorana izany isika mpikambana rehetra amin'ny fahavitriana mandray anjara amin'ity adidy lehjibe miandry antsika ity.
i apoose izany no lefitra voaloany;koa raha misy fanontaniana dia azo alefa mivantana any aminy.
misy moa ny manontany hoe "de inona no atao eo ampandriana?"tsotra tompoko,mitory ny fitiavana marina isika eo.ary manatanteraka ny adidy masina,dia ny famenoana ny tany.
koa ombao tanana ombao adidy fa tsy ahy izao samy irery fa hiraisantsika mianaky ny adidy lehibe.
52. pissoa ( 25/09/2007 21:16)
kay leity e :twisted:

Za tompoko hiala fa za ve nama mba namaly voalohany dia lasa i Papoose njay ny lefitra voalohany kle ! 8O:-D:-D:-D

Siora doly ny Krispijoanina fa tssss :-D:-D:-D
53. ikaretsaka ( 26/09/2007 12:32)
eh eh eh... misy tantara izay ry pissoa hoe ny mpianatr'i Md Zanbatista no nanaraka azy voalohany.. kanefa i Piera maimbo trondro no nataony lefiny!:-D:-D:-D

ary i Krispijo naka sopapa tany ho any an:wink:
Pissoa: dia ianao koa ve hiala? ho'zy (Md Ra zan ao @ toky faha 6)
54. fijo ( 26/09/2007 20:43)
pissoa an,aza manahy fa ianao dia filankevitra voalohany.ary eto ankavanako lalandava .tsy ataoko lavitry ny tanako ianao.
55. xxx ( 26/09/2007 21:20)
K'efa oe za efa niala mbola ... :-D:-D:-D
56. fijo ( 26/09/2007 21:27)
ka na miala aza ,tohizo ny adidy masina e
57. Papoose ( 27/09/2007 04:54)
pissoa, eo fa lefitra @ 2e asssitance fa hiala sahady nefa mbola tsy nameno ny tany akory?:-D

Ika, tsy maninona fa tampohako @ ody io eee!! zah mba te hameno ny tany sy hitory fitiavana ary hampiroborobo ny fiangonana!te hijoro ho vavolombelona^:^
58. ikaretsaka ( 27/09/2007 17:34)
ajory tsara ary e!:wink:
59. fijo ( 27/09/2007 21:18)
asandrato ny maha vehivavy andry ry papoose ho hitany tsara an.
60. Papoose ( 28/09/2007 16:53)
tsy asandratro fotsiny fa asehoko azy mihitsy ahitany ny zava-bitako araka ny andraikitra nomenao ahy eo anatrehan'ny fiangonana!
mba hijoroany vavolombelona koa!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4673