sekta vaovao

61. fijo ( 28/09/2007 21:22)
sady raha haseondry azy io,mino aho fa hiankohoka ao izy.ary hanatanteraka ny adidiny koa
62. Papoose ( 29/09/2007 02:11)
tiko mihitsy zany mora mifanampy sy mifarimbona ho fanatsarana ny fiangonana zany!:D
ho tanteraka tokoa anie izany!^:^
63. tywa68 ( 29/09/2007 05:10)
tsss :-D:lol:
64. Papoose ( 29/09/2007 14:52)
asa fanatsarana sy fanasoavana daholo zany koa!:wink:
65. bosista ( 01/10/2007 09:21)
aiza ity asanareo fa toa mbola be ny tany no foana tsy feno mihintsy ,ary tsy tapany tsy fahefany!!
66. Jeankely ( 01/10/2007 10:02)
Asaivo mitady vady any ilay namanao lasa adala nilaozan'ny Masera Ra-Bosista Baiboly an=))=))=))
67. tywa68 ( 01/10/2007 10:55)
:roll:
68. fijo ( 03/10/2007 22:20)
ndao ampio izahay hameno ny tany e.asa fa tsy resaka ny antsika.
69. Papoose ( 06/10/2007 04:42)
za efa miasa atsy ambadika ri fijo!:wink::D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291