sekta vaovao
21. Papoose
(
22/09/2007 11:07)
ampiasaina @ fitoriana ny fahatanorana, te hijoro vavolombelona koa e!:D
22. Kwasi
(
22/09/2007 11:20)
Ny fahitako azy ity dia toa tsy ilana fitoriana henjana loatra fa 2 temps en 3 mouvement ihany dia vita e!!
Eto angamba no mety hisian'ny investissement goavana ilana ny fanampiana ara-bola, "hanohanana" ny aina.
:-D:-D:-D
=))=))
...sy mandray anjara mavitrika,fa asa lehibe io
Eto angamba no mety hisian'ny investissement goavana ilana ny fanampiana ara-bola, "hanohanana" ny aina.
:-D:-D:-D
=))=))
23. Papoose
(
22/09/2007 11:49)
Ilay fitoriana anie tsy voatery @ alalan'ny teny ihany e! fa ny fihetsika sy ny aina lany @ zvt atao dia efa fitoriana lehibe koa!
Izany dia mba hamirapiratan'ny voninahitry ny fitoriana:lol:
Izany dia mba hamirapiratan'ny voninahitry ny fitoriana:lol:
25. boubounezy
(
22/09/2007 12:53)
fijo oka iany lé fanazavana fa tsy ilaiko ndray fa tsy ty secta za fa tô maka vola fotsiny ny falalako azy finalement. tandremo sô arnaque!!!! za mintsy anisany mitory n°1.
29. tywa68
(
22/09/2007 18:22)
bbnzy : ny an'i fijo hono tsy voatery vola no homena :lol::-D:-D
bosista : ka midika anie fa ny tanora no ampiterahina moa ny zokinjokiny no atao mpitaiza e :lol:
bosista : ka midika anie fa ny tanora no ampiterahina moa ny zokinjokiny no atao mpitaiza e :lol:
31. Rasiligaoma
(
22/09/2007 21:41)
mbaliana: aza alefandry lavitra loatra ilay resaka "virja mety miteraka" sao ireo hanao toko sapile amin'ny zanaky ny virja eo
32. Papoose
(
22/09/2007 22:43)
raha arahana fitoriana v ny ao am-patoriana ka tsy hiteraka eo ihany ny virja le!:-D
ohatran'ny hitako hoe hilay b le mahita an'le chorale mihira miaraka @ le complet marron=))
mavitrika ery!
ohatran'ny hitako hoe hilay b le mahita an'le chorale mihira miaraka @ le complet marron=))
mavitrika ery!
39. ikaretsaka
(
23/09/2007 03:16)
tsy hatsikana sy lalao io fa fivavahana sy finoana koa.. samy mijoro @ hivavahany