mila fanampina

1. boubounezy ( 21/09/2007 20:24)
za wa ry zareo d maléll lé tomobilako d vell tsara izy fa manetroka fotsy2 b eo @ moteur ka omeo sopapa alou ho any zé mahay mékanika alouany itondrako azy any @ garazy sô d angalaranjy zalah eo ny tenako. misôtra mélou=D=D
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 06:48
2. xxx ( 21/09/2007 20:40)
boubounezy:
za wa ry zareo d maléll lé tomobilako
inona ity maléll?fa maninona no tsy atao tao @ fiarakodia ity?


3. boubounezy ( 21/09/2007 20:55)
diso frapy, io ry xxx fa d tsy ainao v ny tiko tenenn a ? azavaiko quand je démarre ma voiture, mon moteur sort de la fumée blanche. d tsy saiko trony alou ny nitondra azy fa navelako any @ parking izy, d refa mba mahazo soupapa eto za d entiko any @ garage @ zay lé vam. tomobila.:-P
4. Ralay ( 22/09/2007 04:53)
boubounezy: mety maty joint de culasse ny bibil-njy.Mba hi-confirmena azy dia sokafy ny bouchon d'huile dia jereo raha misy fotsy² toy ny mayonaise ireny @ ilay bouchon.Raha misy an'io dia confirmer io lazaiko io. Mazava ho azy fa mila entinjy any @ garage ilay izy fa asa raha mahaleo ny sarany ny vidiny na tsia...?
Betsaka ny zavatra tokony ho fantatra @ ilay bibil vao tena fanatra fa diagnostic rapide ioa taoko io an.
Fa misy kestion vitsy² ireto valio raha hainjy.
- Efa ela v no nidonatsetroka io sa vao haingana?
-Firy kilometatra ilay bibil zao?
-Essence sa gas-oil?
Dia mba mandeha tongotra kely aloha zany bouboubnezy ko :wink::lol:
5. boubounezy ( 22/09/2007 12:58)
ralay 90 000km lé izy. fa vô aingana vô une semaine no vôanizay fa mbola tsy netiko hatramizao. efa nojereko fa tsisy mayonnaise. ka misy milaza nefa fa mety joint de culasse, ka ra zany v tsy ho lafo ny manao azy avy eo sa mba mety misy système hafa mba i bricoléna azy stmD aloany andoavana vôla b? tena tsy t ando vola b zany mantsy za ra wé tsy maleo sarany ny vidiny.^:^^:^^:^
6. Ralay ( 23/09/2007 08:20)
Tsy misy bricolage azo atao raha io joint de culasse io fa tsy maintsy soloina.Eo @ 500€ eo ny prix moyen mety hahavita an'io. Tsy ny piece no lafo fa ny main d'oeuvre fa mila mandrava ny culasse iray manontolo. Ka anjaranjy no mieritreritra na ça vaut le coup na tsia ny manolo azy.
7. mirana5 ( 24/09/2007 18:10)
arena mandany arena ny tomabila an!
8. andry44 ( 26/09/2007 06:29)
raha diésel zany de mety mila soloina ny segment fa tsy maty joint de culasse;nefa raha vao manolo segment nji d'efa tsy maintsy misolo koa io farany io!!!:lol:
9. andry44 ( 26/09/2007 06:34)
raha diésel zany de mety mila soloina ny segment fa tsy maty joint de culasse;nefa raha vao manolo segment nji d'efa tsy maintsy misolo koa io farany io!!!:lol:
10. xxx ( 28/09/2007 17:32)
Asa na mety efa tara aho @ fanoroana fa mba velomy ilay fiara de esory ilay fijerena ny niveau ny menaka ka raha be misy setroka fotsy mivoaka eo dia segment tokoa izany fa tsy posible hoe 90.000 km dia maty segment fa raha toa ka misy setroka araka ilay nolazaiko dia misy tapaka izany segment nao , indrindra fa manao trois pate koa izy izay fa sarotra hazavaina eto daholo e!
11. tendry77 ( 07/12/2007 06:48)
boubounezy:

diso frapy, io ry xxx fa d tsy ainao v ny tiko tenenn a ? azavaiko quand je démarre ma voiture, mon moteur sort de la fumée blanche. d tsy saiko trony alou ny nitondra azy fa navelako any @ parking izy, d refa mba mahazo soupapa eto za d entiko any @ garage @ zay lé vam. tomobila.:-P

-zo zany eh! rah oh ny daban'nedala manetroka mainty de tsy mahalevokanina izy zany:-essence:amarino ny alumaage(si inj verifie les tarrages d'inj)
-diesel:amarino
ny element d'injection (tarrage d'inj)
Rah setroka fotsy:mety amn ngah manao revision mot(segment,chemise,etc...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603