Mangdidy ry zanako ????!!!!

1. tsaramaso ( 21/09/2007 19:42)
tantara pedophile ndray !!!!!!
http://uk.reuters.com/article/topNews/idUKL2185061620070921

Firy millions ndray hono ny jackpot any ??!!!! tsssssss !!!!
Sô de mba mopera contrefaçon kanefa aloha ireny e ???!!
répondu par fijo le 26/09/2007 20:49
2. fijo ( 21/09/2007 19:54)
tsaramaso an,rehefa mikaroka ihany ise,de mba karohy koa ny resaka pedohile misy ao angletera sy irland.aza hadino ,fa amin'ny toerana be katolika di ny pretra no be vaovao,fa any amin'ny toerana be protsta dia ny pasitera no be vaovao;
3. rabilabila ( 21/09/2007 20:23)
chronique d'une haine ordinaire:

mipitsiha tany @ silamo tany de ento daoly ze zaka e !!!!!!!!


Antikrista io !!!!! mbo kozy e !!!! ialao fa ratsy !!!

fa hotiavina ve ny olombelona silamo ?!! hohajaina ?? hatao ho olona mitovy amin'ny rehetra ?? OK !!!!! izy aza mba mahonena lasa silamo !!!!!!! i ann zao ohatra !!!

Fa ilay fivavahana silamo tena FOSITRA ngodabe ze makadiry mihitsy e !!!!! ialao !!



Esory ny fivavahana silamo e !!!!!!



etsetra etsetra....

Toute fondamentalisme nuit à l'intelligence et n'oublions pas que la xénophobie est un excellent critère de l'appréciation de l'humanisme réel de celui ou celle qui la pratique
4. fijo ( 21/09/2007 20:30)
manova korana indray ny akamako an
5. tywa68 ( 21/09/2007 20:38)
fijo : efa nahazo membres firy aloha i toi e ? :lol:
6. fijo ( 21/09/2007 20:41)
hoadray,ny club virja rehetra efa ao ka
7. tywa68 ( 21/09/2007 20:43)
hay :lol:
8. fijo ( 21/09/2007 20:45)
hoadray ,minoa ahy fotsiny de manaraha ny diako e
9. pissoa ( 21/09/2007 21:20)
:-D:-D:-D
10. fijo ( 21/09/2007 21:37)
izaho no lalana tsara.izay manaraka ahy tsy hovery fa hotonga any amiko.
11. ikaretsaka ( 21/09/2007 22:55)
hay moa tsy maintsy virja koa vao tafiditra fijoisme ko!:lol:
12. fijo ( 22/09/2007 04:26)
efa kopy elahy e
13. fijo ( 22/09/2007 04:27)
fa ato amintsika ny lahy dia virja foana mandrapahita y porofo fa tsy izy intsony izy.
14. tsaramaso ( 22/09/2007 07:19)
ko raha tsy inona lesy ry fijo ka hikaroka an'ireny !!! tssssssssss
vaovao vo mafana mipoitra @ homepage lesy ireny a !!!!

@ rabilabila :
- avereno soratana @ teny gasy hoe
- inona koa no idiran'ny silamo @ zany fa rabilabila ve mibilabila saina e ??!!!!!!

@ mopera :
mihorohoro ny tsaiky fa tsy aleo ve masera farafaratsiny le ??!!!!
15. tywa68 ( 22/09/2007 07:52)
rabilabila : tsy ho azon'ny tsaramaso n'inona² soratanao satria notapenany ny masony, sady efa raiki-tapisaka etsetra etsetra :lol:

Fijo : avereno kely eto hoe inona avy no ilaina ahafahana miditra membre sao d misy tsy mahalala :lol:
16. tsaramaso ( 22/09/2007 08:07)
@ tywa68 : azon'i tsaramaso io rehefa ataony teny gasy ry anona a !!!!!!
17. tywa68 ( 22/09/2007 08:19)
hay v :lol:
18. fijo ( 26/09/2007 20:49)
tywa an,ny antsika anaka ,izay manana sitrapo sy fahavitrihana,dia malalaka ny varavarana;ombao fa adidy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0568