Mangingina ny infogasy.net

1. hery ( 21/09/2007 08:19)
Mangingina tato ho ato ny site-n'ny infogasy.net. Dia aparitaka kely eto indray. Nisy fihaonan'ireo mpikambana tany Dago omaly ka asa nanao ahoana.

Dia mba tsiditsidiho ao e.
novalian'i DotMG ny 22/09/2007 05:54
2. wooda ( 21/09/2007 21:27)
Zay vo mba hitako izany site izany fa misaotra betsaka.
3. DotMG ( 22/09/2007 05:54)
Tsy dia fihaonana be toy ny inona fa maimaika kely i RTN fa dia nomeny ahy aloha ny boky hianarana .NET dia hatao ivelan'ny efitra ihany aloha ny fampianarana. Handefa SMS any amin'ny mpikambana aho izao hakan-dry zalahy ny boky sy kapila aty amiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8426