you tube

1. boubounezy ( 21/09/2007 21:43)
aona kay ny maka lé clip gasy any @ you tube reny é! merçi d'avan^:^chy
novalian'i Kwasi ny 24/09/2007 09:46
2. xxx ( 22/09/2007 06:58)
Mividiana original e!
3. monstre ( 22/09/2007 08:42)
manokafa www.vixy.net
dia apetraho eo ny lien avy any @ youtube
(araho tsara ny torolalana)
fa tsara ihany ny mividy original.
4. Kwasi ( 22/09/2007 11:08)
Bdb ny cle fa manjary mamono antoka ny artista raha tenenina eto.:wink: tsy tezitra an!!!
5. boubounezy ( 22/09/2007 11:23)
xxx mba mafy ady kely d mba mitady système é!:wink:
6. boubounezy ( 22/09/2007 11:25)
monstre, kwasi manana original iany fa tsy araka dôly ny mividy azy retra.:-P
7. lohabe ( 22/09/2007 12:15)
Misaotra betsaka anareo fa efaa ela koa aho no nitady an'io.

Ny fahalalana tokony hiparitaka raha ny hevitro.

Raha misy zavatra mandeha amin'ny tele dia tian'ny namanareo enregistrena amin'ny k7. Mba manontany anareo izy. Dia ny valiny ve hoe: mividiana, na hoe sao hienregistrenareo klipy dia mamono ny artista ...
8. boubounezy ( 22/09/2007 16:02)
lohabe
marina dôly ny anareo retra io alou é!^:^misôtra anao!^:^=D
9. boubounezy ( 22/09/2007 16:04)
lohabe sady mino za fa tsisy zé tsy mitélécharge zany tsika gasy na vazah na inn!:lol:
10. ikaretsaka ( 24/09/2007 02:52)
xxx:

Mividiana original e!



le orizinal tsy misy afa tsy le any amin'ny tompony ihany raha ilay tompony no naka "live" t@ camera azy manokana ohatra
11. Kwasi ( 24/09/2007 09:46)
lohabe> marina tokoa ny anao hoe ny fahalalana tokony hiparitaka no zava-dehibe....
saingy @ ity cas iray ity dia tsy mitovy hevitra aminao aho: CLIP GASY no resahan'i boubounezy eto sy tiany halaina.
Raha mahafantatra izahay fa tsy miteny dia tsy hanakana an'i bbnz ny tsy hahita izay ho tadiaviny izany (d'ailleurs io efa misy fika iray) saingy tsy ny tenanay kosa no andeha hamporisika ny piratazy ny sangan'asan'ny artista malagasy eto.
Ary sabatra roa lela koa io, raha fantatry ny artista gasy moa fa ny fampisehoana ny sangan'asany @ youtube dia anisan'ny varavarana mivoha @ fanararaotana ny sangan'asany, mbola havitrika ny hanaiky ny handefasana izany @ youtube, dailymotion sns ve izy? Dia iza koa no ho voa fa tsy isika mpankafy sy mpijery an-tanilavitra ihany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8812