Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:14)
"infection urinaire"
Ahoana no fisehony?
marina ve fa mangidihidy ny fitaovampananahana?
Ahoana no mety ahazoana azy?
VVC maloto ve? sa atin'akanjo (slip) tsy voakobana tsara? sa inona ...:?::?:...
suite
répondu par rinja le 08/10/2007 15:22
boli2
(
21/09/2007 08:09)
Mangataka hira
Mba mangataka ny hiran'iVoahangy "Ianao irey" azafady.
Misaotra Tompoko!...
suite
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:08)
Providence Ambatolampy
Efa nianatra tao ve enao? t@ taona firy? za efa nianatra tao t@ 1991-1994...
suite
répondu par nirinkosoa le 21/09/2007 13:33
nirinkosoa
(
21/09/2007 08:01)
te hahazo namana
mety ve enao ra mba ho namako,
mafinaritra ahy ny mifanoratra sy mifampilaza vaovao, ka mety @nao ve izany:oops::oops:...
suite
répondu par poteta le 04/10/2008 07:28
nirinkosoa
(
21/09/2007 07:58)
Ny antony ivavahana
Inona no anony ivavahanao?
Ny ahy?
Ny hamonjen'Andriamanitra ny fanahiko satria tsapako fa tena ratsy zao fiainana izao ka aleo ny ho avy sy ny rahatrizay no ho atsaraina,^:^...
suite
répondu par fijo le 27/09/2007 21:19
apache
(
21/09/2007 06:04)
tabataba
Inona no ataonao raha ianao no eo @ toerako?
misy fianakaviana iray izay miara-monina aminay. Mankaleo be ny zavatra ataon-dry zareo ireo fa be tabataba loatra izy mianakavy. Efa nampiakatra pôlisy ...
suite
répondu par xxx le 01/10/2007 13:41
rabaradaka
(
21/09/2007 05:32)
MBA NIANATRA TAIZA ITY RAVALOMANANA ITY E
Sombitsombiny tamin’ilay article navoakan-drabaradaka an-gazety tamin’ny Jona 2007
Tamin’ireo Filohan’ny Repoblika rehetra nandalo na tamin’ny repoblika voalohany izany na tamin’ny andr...
suite
répondu par niainalynx le 11/10/2007 13:35
rabaradaka
(
21/09/2007 05:29)
RAVALOMANANA sy ny 5V
RAVALOMANANA sy ny 5V
Lahatsoratra iray niparitaka eran-tany mihitsy izy ity fa ho fintinin-dRabaradaka amin’ny teny Gasy.
Inona moa aloha ny 5V ? 5V = Vola-Voninahitra-Vakana (ody gasy io)-Vehi...
suite
répondu par Jeankely le 25/09/2007 13:23
endrehina
(
21/09/2007 05:02)
ny ho malalanao
mba mangataka ilay hira ny ho malalanaa an' ny tarika zay zay efa manana de misaotra mialoha e...
suite
hery
(
20/09/2007 22:52)
Ny fanahy tokoa no olona
Hitako manjary miitatra be ilay resaka fivavahana sy fiangonana eto amin'ny serasera. Tsara izany fa be tokoa ny liana. Ezahina averimberina ihany anefa ilay fitsipi-dalao. Olona samy nahita fianarana...
suite
répondu par ragany le 08/10/2007 06:59
fijo
(
20/09/2007 21:59)
azo ekena ho kristianina ve?
misy ny namana kritianina ato,izany hoe mino an'i jesoa ho mesia,nefa tsy manaiky an'i jesoa ho andriamanitra fa zanany.
aminareo kristiania,ekenareo ve fa kristianina ireo sa ahoana???...
suite
répondu par diamondra27 le 07/10/2007 11:19
kiadi
(
20/09/2007 21:38)
batman
saika hitsoraka an'i kelly de nianjera :-D:-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/batman/video/x1009v_batman_fun...
suite
répondu par Simpona le 01/10/2007 10:38
pissoa
(
20/09/2007 20:11)
Misy nimero
Sali !
Vao androany ve le nimero amin'ny hevitra reny sa za no miahaka :oops::lol:
Anyway - tsara foana e !
:-D:-D:-D...
suite
répondu par hery le 21/09/2007 09:57
mbaliana
(
20/09/2007 19:13)
nahazo an'ity e-mail ity ka mba alefako eto
Je ne fais que transmettre; je ne sais pas quelle est la véracité des faits rapportés dans ce message qui circule beaucoup sur le Net. Mais, dans le doute mieux vaut prévenir, n'est-ce pas?
A....
suite
répondu par megabass le 15/08/2011 20:04
Kwasi
(
20/09/2007 16:28)
Tononkira: Raozy vao maraina
Inty ny tonon'ilay hira [b]Raozy vao maraina[/b] nangatahin'ny namana iray teto:
Vao omaly aho nitaraina, nitomany
Reraky ny adin-tsaina, lany hery
Toy ny raozy maty masoandro, na lasa nalazo
...
suite
répondu par ikalamako le 20/09/2007 21:26
salmo1
(
20/09/2007 14:51)
Ho any Bandy Kristianne manana sipa
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:...
suite
répondu par yah le 07/11/2007 04:41
tsaramaso
(
20/09/2007 14:34)
abontsino tsara fotsiny hono
ny kodiarana de mihena 5% ny vola azon'ny arabo !!!!!!! tsssssss
mampalahelo !!!! ny ataon'ilay fivavahana silamo aza efa tsy laitra !!!!!...
suite
répondu par UB40 le 27/09/2007 00:53
patrick2002
(
20/09/2007 14:16)
haverina ny lamesa amin'ny teny latin
Eto ampanomboana dia tsy sanatria akory fanambaniana ny finoana katolika sanatria no hanaovana ity loha-hevitra ity fa ,fisainana te hahalala, noho ny amaroan'i mpino katolika ato amin'ity forum ity ...
suite
répondu par fijo le 26/09/2007 21:03
tsaramaso
(
20/09/2007 13:06)
Ry Elizabeta nenitoan'Andriamanitra
Mba ilazao ange ilay zaodahinao izay fa torian-dry zalahy any Zamerika e !!!! ilay Rain'ilay zana-drahavavinao an !!!
Oay !!!! tandremo fa tsy ilay mpandrafitra an !!!! izy iny manko toa efa ampam...
suite
répondu par fijo le 28/09/2007 21:32
ronaldo09
(
20/09/2007 12:05)
Jose Morinho nametra-pialana
Les rumeurs enflaient depuis plusieurs jours du côté de Stamford Bridge. En une nuit tout a été réglé : José Mourinho, l'entraîneur de Chelsea, a quitté le club anglais. Une décision qui a Ã...
suite
répondu par ronaldo09 le 24/09/2007 12:38
