Ho any Bandy Kristianne manana sipa
1. salmo1
(
20/09/2007 14:51)
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:
novalian'i yah ny 07/11/2007 04:41
5. simplex
(
20/09/2007 17:39)
K A/tra fitiavana kou,
le joba anefa mipitsika ra vao tsisy fitiavana, d aleo izany manao fitiavana mba haka tahaka an'A/tra sady hitazomana an'le joba :roll:;-):@:@
le joba anefa mipitsika ra vao tsisy fitiavana, d aleo izany manao fitiavana mba haka tahaka an'A/tra sady hitazomana an'le joba :roll:;-):@:@
6. Fiffi
(
20/09/2007 17:40)
salmo1:noheveriko fa mba efa lasa matotra aza salmo...kanjo....:{:{:{ :roll::roll:
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:
7. salmo1
(
20/09/2007 17:58)
Fiffi:
1)- ho any Bandy le izy ka! ary fanontaniana zanaka Pasteur tamiko zany ka dia naveriko teto ihany. Dia mba manontany ny bandy gasy eto @ serasera indray aho zany.
2)- Na dia tsy matotra aza aho tahaka anao, mivavaha ho ahy mba ho matotra tsara zany e.

9. simplex
(
20/09/2007 18:06)
:D:D:D
tandremo fa efa lehibe i salmo an
hehe :)
ra bandy d teneno hoe anotanio an'i dadanareo hoe iza no tiany kokoa neninareo sa i A/tra.:@
Ra sipa d teneno hoe ze tinao mety doly fa za kristianina, vonona foana sady tsy manda fanomezana 8):P
tandremo fa efa lehibe i salmo an
hehe :)
salmo:sipa io sa bandy?
ary fanontaniana zanaka Pasteur tamiko zany ka dia naveriko teto ihany.
ra bandy d teneno hoe anotanio an'i dadanareo hoe iza no tiany kokoa neninareo sa i A/tra.:@
Ra sipa d teneno hoe ze tinao mety doly fa za kristianina, vonona foana sady tsy manda fanomezana 8):P
10. Fiffi
(
20/09/2007 18:27)
"simplex":hay tokoa moh ?
tandremo fa efa lehibe i salmo an
"salmo":de tokony nolazain-salmo hoe naman'salmo no manontany an'io .....hatram-voalohany io an !
1)- ho any Bandy le izy ka! ary fanontaniana zanaka Pasteur tamiko zany ka dia naveriko teto ihany. Dia mba manontany ny bandy gasy eto @ serasera indray aho zany.
"salmo":nefa efa nialehibe sady matotra no mahay manoratra tsara ary am fivavahana sy finoana.....
2)- Na dia tsy matotra aza aho tahaka anao, mivavaha ho ahy mba ho matotra tsara zany e.
11. salmo1
(
20/09/2007 18:51)
Fiffi:Non, Non.. mbola diso kely lĂ´tra sy zandriny zahay eo anatrehany Fiffi. Sady tsy miady vitana ho lehibe tahakany Fiffi.
nefa efa nialehibe sady matotra no mahay manoratra tsara
12. tsaramaso
(
20/09/2007 19:23)
Fiffi:
noheveriko fa mba efa lasa matotra aza salmo...kanjo....:{:{:{ :roll::roll:
kanjo .... i Fiffi no mbola tsy matotra !!!!!! hahahhaahahaaah !!!!!
13. Jeankely
(
21/09/2007 05:00)
tsaramaso milaza matotra nefa miteniteny foana.Manao resaka tsaramaso
14. cutie
(
21/09/2007 05:41)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 20-09-2007 16:51:45
Lohateny : Ho any Bandy Kristianne manana sipa
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra
mazava ho azy fa le joba no tiana kokoa
Ataonao ahoana ny hitia an'Atra nefa ny eo akaikinao tsy tiavinao akory:roll:
15. tsaramaso
(
21/09/2007 15:24)
Jeankely loh tsy mahay mamaky teny !!!!!!!! taiza ndray i tsaramaso no niteny hoe ahoana teo ??!!!!! tssssssssss
17. naughtyboy
(
22/09/2007 13:24)
salmo, asiko filaharany toy zao ny valiteniko
1.Andriamanitra
2.za kalo
3.zay vao le sipa
:-D:-D mino ah fa tsy bedin'iza n'iza @ io valiny io
1.Andriamanitra
2.za kalo
3.zay vao le sipa
:-D:-D mino ah fa tsy bedin'iza n'iza @ io valiny io
18. mirabela
(
22/09/2007 21:26)
simplex:
K A/tra fitiavana kou,
le joba anefa mipitsika ra vao tsisy fitiavana, d aleo izany manao fitiavana mba haka tahaka an'A/tra sady hitazomana an'le joba :roll:;-):@:@
dinnn d tena tsimaintsy manao fitiavan(=traduit am teny francais :lol:) fona zany i simplex rah ts zany h...:-D:-D:-D:-D
19. mirabela
(
22/09/2007 21:28)
salmo1:
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:
refa maka joba mataotra an Aa iz d Aa no reven iz rou.fa rah sipa ts malala an Aa ndray d ts aiko:roll:
20. salmo1
(
23/09/2007 20:01)
mirabela:
mm! tena tsara ilay hevitrao ka.
Raha ohatra ka tsy hay:!::roll: dia tokony ho samy kristianne ihany ve no hiaraka:?: amzay mba Andriamanitra no tiaviny izy roa voalohany.
:lol:
mm! tena tsara ilay hevitrao ka.
fa rah sipa ts malala an Aa ndray d ts aiko
Raha ohatra ka tsy hay:!::roll: dia tokony ho samy kristianne ihany ve no hiaraka:?: amzay mba Andriamanitra no tiaviny izy roa voalohany.
:lol: