Ho any Bandy Kristianne manana sipa

1. salmo1 ( 20/09/2007 14:51)
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:
répondu par yah le 07/11/2007 04:41
2. zoubelou ( 20/09/2007 15:55)
Zany ve ampitoviana fa tssss. Tsy mahita resahina tsony ve e??
3. Kwasi ( 20/09/2007 16:44)
Mapme koa rasal le. De aza mbola mikoty sipa klou 'se raha zany.
4. tsaramaso ( 20/09/2007 17:01)
iza no mirevy an'elah kokoa ??!!!!!
5. simplex ( 20/09/2007 17:39)
K A/tra fitiavana kou,
le joba anefa mipitsika ra vao tsisy fitiavana, d aleo izany manao fitiavana mba haka tahaka an'A/tra sady hitazomana an'le joba :roll:;-):@:@
6. Fiffi ( 20/09/2007 17:40)
salmo1:

Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:
noheveriko fa mba efa lasa matotra aza salmo...kanjo....:{:{:{ :roll::roll:


7. salmo1 ( 20/09/2007 17:58)
Fiffi:
1)- ho any Bandy le izy ka! ary fanontaniana zanaka Pasteur tamiko zany ka dia naveriko teto ihany. Dia mba manontany ny bandy gasy eto @ serasera indray aho zany.

2)- Na dia tsy matotra aza aho tahaka anao, mivavaha ho ahy mba ho matotra tsara zany e.

8. salmo1 ( 20/09/2007 18:00)
3)- i Fiffi ve bandy Kristianne manana sipa:?::roll:
9. simplex ( 20/09/2007 18:06)
:D:D:D
tandremo fa efa lehibe i salmo an
hehe :)

salmo:
ary fanontaniana zanaka Pasteur tamiko zany ka dia naveriko teto ihany.
sipa io sa bandy?
ra bandy d teneno hoe anotanio an'i dadanareo hoe iza no tiany kokoa neninareo sa i A/tra.:@
Ra sipa d teneno hoe ze tinao mety doly fa za kristianina, vonona foana sady tsy manda fanomezana 8):P
10. Fiffi ( 20/09/2007 18:27)
"simplex":
tandremo fa efa lehibe i salmo an
hay tokoa moh ?
"salmo":
1)- ho any Bandy le izy ka! ary fanontaniana zanaka Pasteur tamiko zany ka dia naveriko teto ihany. Dia mba manontany ny bandy gasy eto @ serasera indray aho zany.
de tokony nolazain-salmo hoe naman'salmo no manontany an'io .....hatram-voalohany io an !
"salmo":
2)- Na dia tsy matotra aza aho tahaka anao, mivavaha ho ahy mba ho matotra tsara zany e.
nefa efa nialehibe sady matotra no mahay manoratra tsara ary am fivavahana sy finoana.....
11. salmo1 ( 20/09/2007 18:51)
Fiffi:
nefa efa nialehibe sady matotra no mahay manoratra tsara
Non, Non.. mbola diso kely lôtra sy zandriny zahay eo anatrehany Fiffi. Sady tsy miady vitana ho lehibe tahakany Fiffi.


12. tsaramaso ( 20/09/2007 19:23)
Fiffi:
noheveriko fa mba efa lasa matotra aza salmo...kanjo....:{:{:{ :roll::roll:

kanjo .... i Fiffi no mbola tsy matotra !!!!!! hahahhaahahaaah !!!!!

13. Jeankely ( 21/09/2007 05:00)
tsaramaso milaza matotra nefa miteniteny foana.Manao resaka tsaramaso
14. cutie ( 21/09/2007 05:41)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 20-09-2007 16:51:45
Lohateny : Ho any Bandy Kristianne manana sipa
Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra

mazava ho azy fa le joba no tiana kokoa
Ataonao ahoana ny hitia an'Atra nefa ny eo akaikinao tsy tiavinao akory:roll:
15. tsaramaso ( 21/09/2007 15:24)
Jeankely loh tsy mahay mamaky teny !!!!!!!! taiza ndray i tsaramaso no niteny hoe ahoana teo ??!!!!! tssssssssss
16. Jeankely ( 22/09/2007 03:52)
Bandy Christian milalao TSARAMASO.=))=))=))
17. naughtyboy ( 22/09/2007 13:24)
salmo, asiko filaharany toy zao ny valiteniko
1.Andriamanitra
2.za kalo
3.zay vao le sipa
:-D:-D mino ah fa tsy bedin'iza n'iza @ io valiny io
18. mirabela ( 22/09/2007 21:26)
simplex:

K A/tra fitiavana kou,
le joba anefa mipitsika ra vao tsisy fitiavana, d aleo izany manao fitiavana mba haka tahaka an'A/tra sady hitazomana an'le joba :roll:;-):@:@



dinnn d tena tsimaintsy manao fitiavan(=traduit am teny francais :lol:) fona zany i simplex rah ts zany h...:-D:-D:-D:-D
19. mirabela ( 22/09/2007 21:28)
salmo1:

Iza reven-elah kokoa, ilay joba sa i Andriamanitra:?:



refa maka joba mataotra an Aa iz d Aa no reven iz rou.fa rah sipa ts malala an Aa ndray d ts aiko:roll:
20. salmo1 ( 23/09/2007 20:01)
mirabela:
mm! tena tsara ilay hevitrao ka.

fa rah sipa ts malala an Aa ndray d ts aiko


Raha ohatra ka tsy hay:!::roll: dia tokony ho samy kristianne ihany ve no hiaraka:?: amzay mba Andriamanitra no tiaviny izy roa voalohany.
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1925