Ho any Bandy Kristianne manana sipa

21. ikaretsaka ( 23/09/2007 23:39)
samihafa kosa ny fitiavan'ialahy an'Andriamanitra sy ny fitiavan'ialahy sipa e.
fa izao:
Andriamanitra no tiavina , dia ilay sipa raha tian'ialahy ataovy fitaovana hahatonga an'ialahy ho tia an'Andriamanitra bebe kokoa!

na mba diniho koa ity
tsy misy hafa @ ny hoe , iza no tian'ialahy? ny tanan'ialahy sa ny tongotr'ialahy?

Fehiny: mifameno ireo
22. diamondra27 ( 25/09/2007 06:40)
za vevavy fa hamaly ihany an!


salmo: ny tokony navalinao de we:
tena tsara mihintsy ilay fanontanianao. Raha zohina ny fiainana kristiana de misy tantara be de be nomba izany ao @ baiboly
Raha vao nanamboatra antsika Atra de Adama aloha ary rehefa hitany fa toa tsy nisy sahaza an'i Adama tao saha edena , nisy biby nisy zavamaniry sns voankazo , tsy nahafapo an'i Adama izany ary de hoy Atra we: tsy tsara raha irery ralehilahy fa aleo omeko vady sahaza ho azy , de zay no nahatonga an'i Eva.

De mitohy ny histoire hatr@zao: mbola mitombina foanaio rehefa lebebe ny ankizy, mitsiry ao anatintsika ny fitiavana , ary tonga ho azy izany , tsy hay toherina.


Raha Kristiana ianao dia mazava ho azy fa Atra no prioritaire vao ny vhv satria t@ andro nihaonanao t@ Jesosy dia niteny ianao fa hanolotra ny tenanao sy ny momba anao rehetra ho an'i Jesosy.
Dia io vadinao io na sipanao io dia efa miaraka aminao izany ka tsy tokony ho vato misakana tsy hanarahanao ny Tompo.






23. diamondra27 ( 25/09/2007 06:42)
ikaretsaka:


Andriamanitra no tiavina , dia ilay sipa raha tian'ialahy ataovy fitaovana hahatonga an'ialahy ho tia an'Andriamanitra bebe kokoa!



____________________

mba mangataka fanazavana misimisy fa tsy mzava amiko ilay hoe: atao fitaovana le sipa

24. Rasiligaoma ( 25/09/2007 16:23)
diams: 1 kor 11, 11
25. diamondra27 ( 26/09/2007 07:40)
Rasiligaoma: = tsisy vhv raha tsisy lhl, tsisy lhl raha tsisy vhv

de ahoana le we atao fitaovana @izany?
Fitaovana hiterahana ve no tianareo lazaina sa inona?
Sa fitaovana mpanoro hevitra?
26. salmo1 ( 26/09/2007 23:40)
diamondra27:
Fitaovana hiterahana ve no tianareo lazaina sa inona?
Sa fitaovana mpanoro hevitra?


Tairo atao oe: fitaovana mpanoro hevitra :lol:
;-)
27. boubounezy ( 05/10/2007 15:51)
salmo a! kestiô béty b mintsy ny any elah fa A/tra sy ny sipa v ampitovizan'élah??:roll::roll:
28. salmo1 ( 05/10/2007 16:40)
boubounezy: hita be maintsy toi oe: tsy namaky tsara fa namaky kely fotsiny de nieritreritra kely de zay nieritreretina kely tao, no nosoratana avy hatrany :°)

Na de zany aza, marina iany ny anao... ary tena tsy mitovy reo... Knefa hoy i mirabela:
refa maka joba mataotra an Aa iz d Aa no reven iz rou.fa rah sipa ts malala an Aa ndray d ts aiko:roll:


Ary izaho kosa tsy nanao kestô béty zany e!:-D

;-)
29. karinah ( 09/10/2007 12:32)
maizina be!kosa,.. tsy mazava tsara ny fanazavan'i Salmon!!:}
30. sarobidy ( 06/11/2007 10:29)
zany ary izy oe Andriamanitra ko amiptahaina @ vehivavy :lol:
31. yah ( 07/11/2007 04:41)
tstra be le izy ry zareo a!samy tiako fa ny hanaovako azy no tsy mitovy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2837