RAVALOMANANA sy ny 5V
1. rabaradaka
(
21/09/2007 05:29)
RAVALOMANANA sy ny 5V
Lahatsoratra iray niparitaka eran-tany mihitsy izy ity fa ho fintinin-dRabaradaka amin’ny teny Gasy.
Inona moa aloha ny 5V ? 5V = Vola-Voninahitra-Vakana (ody gasy io)-Vehivavy-Valifaty
Ireo no fiainan-dRavalomanana ary hitan’ny mpandinika sy mpikaroka fa tena marina.
Ndao ny Vakana (ody gasy) no resahina kely fa lava be raha resahina daholo, fa V ny sisa ve tsy efa hitanareo sy hainareo. Mpimasy, mpanandro ary mpanao ody mahery 7 no mitaiza an-dRavalo. Ilay iray ao Ambohimanga Rova no fantatro. Indray makan’ny 26 jona 2004 dia tsy tahotra tsy henatra fa nijoro manoloana ny chapiteau teny Iavoloha ny mpitana odin-dRavalomanana. Nisy nahatsikaritra ihany. Fa ity tanànany misy ondry hafahafa ity dia tena marina ilay nolazain’ny dadapasy Andrimanjato tamin’ny 2003 fa tena preuve du satanisme io. Misy rano ataony amin’ny tavoahangy handemana kely ny tarehy isa-maraina ary misy vovokazo sy tany ataony amin’ny ranomanitra, ao amin’ny biraony dia misy tapakazo toy ny kelimanjakalanitra, aoka, loham-panoto, sy ny sisa. Tsy mamorona i rabaradaka fa tena zavamisy io. Aleo mba tsiambarateloko kosa ny vintan-dRavalo sy ny tononandrony.
Fantaro ny V manaraka eto amin’ny serasera.
Samby tsara aby e !
Rabaradaka, mpahay andro

novalian'i Jeankely ny 25/09/2007 13:23
2. tsinjo
(
21/09/2007 08:35)
otrny mapme kou alou le lohakevitra e ,ahoana no afataranao hoe marina ireo zay voalazanao ireo ,ny miditra any @biraon ny ary tsy azo atao kou eo ianao no
milaza akanga ts amanorana eo
,fa raha ny vehivavy alou de iraisany samy lhl io ka inn no omena tsiny aza aminizany ,itady aza atao
ok/
milaza akanga ts amanorana eo
,fa raha ny vehivavy alou de iraisany samy lhl io ka inn no omena tsiny aza aminizany ,itady aza atao
ok/
3. Jeankely
(
21/09/2007 09:33)
Tena mendrika ny ho FILOHA izy izany fa ny mpanaratsy no mibaradadradaka. Raha hiverenana ny andron'ny Repoblika voalohany dia ny 3V no Malaza: Vola, Voninahitra, Vody. Nampiany roa izany koa inona no mahaosa amin'izany. Mety V-vehivavy + Ody ny iray ary ny Valifaty ara-drariny satria valim-pingika fingaka.
4. menalamba
(
21/09/2007 09:41)
:^):^):-D:-D Ahaaahaaaaa....!!! Tapaka manevika mihintsy ny tsinaiko..:-D:-D
5. Jeankely
(
21/09/2007 09:45)
Ka izay ka Valifaty misy eran-tany. Ahoana no mamely ianao tsy mahalala misaina ko avy eo hoe aza manao valifaty. Ny mampihomehy koa dia lazaina fa miray tendro ilay olona avy indray lazaina fa mifamaly faly. Inona no tena tiana ambara. Mamezivezy saimbahoaka sa ahoana?
6. menalamba
(
21/09/2007 10:17)
Ny mahagaga ahy fotsiny @ ilay resak'i "rabaradaka" dia raha misy sy mahay ve izany dadarabe anaky fito izany tsy ny tenan'izy ireo no nohasoasoavony ho lasa ambony sy mpanambola be fa ny olon-kafa ary?Ary maninona tokoa no tsy mba andramanao ireo fikan-dRavalo ireo dia tsy mila miasa akory ianao fa hirotsaka hoazy avy eny an-danitra na homen-dry dadarabe voana vola hambolena ianao dia afafy fotsiny dia maniry mandrobona bé...:^):-D:-D:-D
7. niainalynx
(
21/09/2007 10:39)
na 5V na 5 inona,ny fantatro dia izy aloha no filoha eo ! Zay sahy manala azy eo ndray manao 5 hafahafa e!:lol::lol::lol::lol:
8. Jeankely
(
21/09/2007 11:02)
Io ilay hilazako hoe mahay be ny sasany. President lazaina demony, dondrona, tsy izy. Izany hoe inona izany ny Malagasy raha ny Filohany sy mitantana ny firenena tsy izy? Ny Malagasy rehetra no soloiny tena mandritra ny fitondrany ary raha tsy izy izy dia arak'izay no hitsarana ny Malagasy rehetra rehetra eo imason'ny firenena hafa na hiteny vahiny faha-zato faharivo eo aza. Tia haneo hoe ny filohanay no donto fa izaho mahay sady avobe.
9. nathie86
(
21/09/2007 11:33)
tsy azoko zany ondry afaafa zany, d aôna ko no ahitanao zay rano anasany tarehy sy vovon-kazo any. ötrany malol be ko izy zany:-@=))=))=))=))
11. Jeankely
(
21/09/2007 13:54)
Efa hita fa miteniteny foana no dikan'ny baradadradaka koa inona indray. Mety hitan'i baradaka koa ny taratasy hifirany=))=))=))=))
12. lagoon
(
21/09/2007 22:00)
Je tiens à vous affirmer ici, que certains lobbying ont maintenant du mal à s'implanter à Madagascar. De ce fait, le cordon, le lien entre l'Etat malgache et certains riches "men" de Madagascar perdent du terrain sur tous les plans.
En fait, le Chef de l'Etat est un blocage pour beaucoup de ces riches "men". Si je vous parle tout simplement du riz, rappelez vous qu'en 2004, ces riches "men" ont voulu mettre le régime Ravalomanana par terre. Seulement, ils ne savaient pas que le Président avait plusieurs cartes entre ses mains. Ainsi, le riz abondait dans tout Madagascar durant la période dite de soudure. Fort du soutien de ses partenaires, à aucun moment, le régime n'a basculé, ni à gauche, ni à droite.
Le Chef de l'Etat a donc coupé le lien entre l'Etat et ces riches "men" aujourd'hui frustrés. Ces riches "men" qui ont voulu mettre la main sur le marché du riz, de l'huile mais aussi, de la farine, pour devenir le baromètre de l'économie malgache. D'où l'idée du Président de mettre en place, la production de l'huile et de la farine par Tiko oil et Mana à Toamasina et mettre fin à ce petit jeu.
En tous les cas, le Président est l'homme de la situation, le seul qui a osé toucher le fond de ce problème. Comme vous pouvez le constater, on essaie de le dénigrer avec des accusations stériles. Alors, pourquoi, Ratsiraka n'a pas voulu l'empêcher de se présenter à la Présidentielle de 2001, pourquoi le régime de cette époque l'a laissé libre de ses mouvements etc, etc...
Mesdames, Messieurs,
Les malgaches voient qu'est-ce qui se passe à Madagascar, le vent de changement est visible. Le forum est pollué par ces éxilés qui aujourd'hui font face aux nouvelles lois de Sarkozy. Que c'est dur de monter les escaliers des autres !
Et enfin, ces riches "men" (Karana, des malgaches très connu de la place etc..)vont avoir du mal à poursuivre leurs activités souterraines. Libre à vous de nous balancer des accusations monsieur le pseudo "kalalitraka", mais c'est un peu tard, les malgaches ont compris !

14. kanota
(
22/09/2007 02:46)
Tsisy olana io. Ireo firenena Asiatique rehetra manao ny finoany nefa maro no lasa alavitrabe mihoatra an'i Madagasikara mihevitra fa ny baiboly ihany no tokony resahina. Ny Pasteur nilaza ny sasany ho mpikambana amin'ny Demony naninona ny vahoaka nihanahantra nefa ny fankalazana ny fahavitany fasana tsara noho ny trano hitoeran'ny mahantra no noreharehana sy novohizina eraky ny ny filkazam-baovao isankarazany. Ny Malagasy mihamahantra ianao mahavita trano sy fasana ary mitohy mitory ny filazan-tsara amin'ny mahantra sa amin'ny mpanaradia fivavahana Christian?
15. lagoon
(
22/09/2007 09:35)
Tsy misy olana izany.Marobe ireo eglizy katolika,fiangonana potestanta,moske silamo no niantso mpanandro vao nanorina ny trano fivavahany.Ary mbola mitohy izany ankehitriny.
16. Jeankely
(
23/09/2007 05:01)
Izay no tena marina ry baradaka baradaka koa aza tena manoko sikidy ka asa nanao masobe tsy mahita ka hita hatramin'ny rano @ tarehy. Tokony ho lazaina koa ny lokon'ny fitombenany sao hitan'i baradaka hoe nasiana inona koa.=))=))=))
17. Zazala
(
23/09/2007 18:57)
Nareo kosa tsy mba manaiky lava izay tenenin'olona, matoa izy sahy niteny izany satria efa niaraniana t@ Ra8 izy d hitany daholo izay ataon'i Ra8, Izany hoe mpinamana tsara izy ireo taloha, zao izy mety nalandra8 [Mety depiote i Rabarataka io] de atorony daholo izay toetra ratsin-dra8. Mbola hiala eo @ toeranao io anie anao ry JKely ka de mitantara ny adalan-dra8 eo koa. Zao enao mody hoe zao sy zao é sns, afa kely eo indray enao d miditra pseudo hafa indray d mijijy hadalandra8 rehetra. Toy io ataon-dRabaradaka io. Ka hoy izaho aminareo rehetra fa MARINA IO TENIN-DRABARADAKA IO.
18. lagoon
(
23/09/2007 20:01)
Zazala:

Ka tsara ange izany raha marina io e.Mitazona n fomba malagasy ny Filoha ary tsy hitako izay olana @ izany.
19. Jeankely
(
24/09/2007 01:35)
Efa betsaka marina no lasa mitapy. Tsara ho azy ny nesorina raha mpinamana vendrana sahala izany. Mijery ny fitombenan'ny olona no atao dia tantaraina rehefa tsy mahazo avara-patana. I Jeankely tsy manana toerana politika ary tsy any Madagasikara no tsy fantatry ny mpitondra sady tsy misy tokony ilany ny ahafantatra ahy mihintsy. Rehefa tsy mitovy amin'ny sainao mpanohatra dia mpisolelaka @ fitondrana. Ny zava-misy no lazaiko. Tsy misy afaka manda fa ny Mpitondra rehetra erak'i ASIA dia saika manao sy manaja ny fombandrazany. Mahita aho matoa miteny. Izaho tsy mamaky boky na mijery internet fa mahita maso. Ka raha manao ny fomban-drazana ny Filoha Malagasy tsy misy mahagaga zaho. Tantarao daholo ny zavatra ataony fa tsy mampiova inona.