nareo eto njainjay tena mahalatsaka kanou
i rabaradaka ve atao mahagaga e
inn marina no olana raha manaraka ny fombandrazana malagasy ny filoha ka manaja izany ?
sa moa izy krisitianina be na loatra aza dia lazaian indray fa mipakita amindry Dmon(tsy ilay ary amin ny tsaty io ah)
:-P:-P:-P
Jereo anie ilay baradaka fa manokatra loha-hevitra fotsiny dia mitsoaka tsy mahavita na manohana ny heviny aza fa mangina sahala ny zaza mivoaka ampandriana alina=))=))=))