abontsino tsara fotsiny hono

1. tsaramaso ( 20/09/2007 14:34)
ny kodiarana de mihena 5% ny vola azon'ny arabo !!!!!!! tsssssss

mampalahelo !!!! ny ataon'ilay fivavahana silamo aza efa tsy laitra !!!!!
novalian'i UB40 ny 27/09/2007 00:53
2. karinah ( 20/09/2007 15:41)
mba lalina koa izany!:?
3. Herimiafina ( 21/09/2007 03:45)
Hoy i Masilao hoe, raha mibontsina tsara ny kodiarana, dia tsy mandany lasantsy firy ny fiara dia mbola misy ambin-dasantsy izany ao amin'ny reservoara na dia kely dia kely.
Dia ny halavirandalana vita indray no mitombo izany hoe tsy ny arabo no very 5% fa ny làlana vita no mitombo, ary ny harerahan'ny maotera mitombo. :-D
4. tsaramaso ( 21/09/2007 15:12)
hahahahhaa!!!! maty ah tontolo iainana le !!!!!
5. Herimiafina ( 21/09/2007 16:20)
Izany arabo izany anie efa ho vita atsy ho atsy e, efa ho ritra jiaby ny reserva petrole any izao.
Toerana ifandimbiasana io dia ny tany hafa indray no andrasana izao! :-D
6. ikaretsaka ( 21/09/2007 16:24)
resa-drivotra indray izy izany
7. UB40 ( 27/09/2007 00:53)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789