Hanaiky ve ianareo?? :)

1. sipagasy ( 21/09/2007 20:50)
HItako tany ho any dia zaraiko e!!!
Ka raha hisaraka lava ve tsy aleo tonga dia CDD klehh hihihi, azo tohizana koa anie e!

http://fr.news.yahoo.com/ap/20070921/tod-insolite-rubrique-hebdomadaire-45981ec_1.html

Nefa moa ny mariazy natao hoe lamban'akoho ka......., asa reh!
novalian'i arialy ny 13/11/2007 19:58
2. sipagasy ( 21/09/2007 20:52)
miala tsiny fa @ teny faran'ny tsy hay izy ity e!, (aseholo eto fa misy karazany kay ao..)

Mariage en CDD


BERLIN (AP) -- Une candidate à la présidence de l'Union chrétienne-sociale (CSU, conservateur) en Bavière s'est attirée les foudres de ses collègues en proposant que le mariage soit limité à une période initiale de sept ans, avant une éventuelle prolongation.

Gabriele Pauli avait déjà le statut d'outsider dans la course à la direction de la CSU, branche bavaroise du parti de la chancelière allemande Angela Merkel, qui désignera le 29 septembre le successeur de son président Edmund Stoiber. Et sa suggestion ne devrait pas l'aider à trouver de nouveaux appuis dans cette région très catholique, terre natale du pape Benoît XVI.

"Je propose que les mariages s'arrêtent après sept ans", a déclaré Mme Pauli, 50 ans, deux fois divorcée, qui dirige l'administration locale dans la ville de Fürth. "Cela signifie qu'à l'avenir, les gens ne contracteraient un mariage que sur une durée limitée et devraient dire 'oui' de manière active pour une extension."

Puisqu'un grand nombre de mariages se terminent par un divorce et que beaucoup de gens restent mariés par peur de la séparation ou pour des raisons financières, "peut-être peut-on vivre mieux en dehors du mariage", a-t-elle avancé.

M. Stoiber a sèchement rejeté l'idée. "Toute personne qui formule une telle demande est si diamétralement en opposition avec (la ligne de) la CSU qu'elle devrait plutôt penser à adhérer à un autre parti." AP

3. sarobidy ( 22/09/2007 07:55)
sipagasy, slt njy,:-*
za aloha mahita oe efa ts d misy mahatana tsony le oe lamban'akoho fa mety efa lasa frip no betsaka

d aôna zany :roll: :-w
4. tsaramaso ( 22/09/2007 12:32)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46f23bb94624d fa efa lasa bibilava hoa zao ny akoho !!!!!!!!!
5. ifiona ( 22/09/2007 14:49)
amiko alou io toa hevitra tsara, tsy hitako zay mety pblm amin'izany,samy mahita ny avantage-ny ny olona, rehefa mifankatia be ka te hanohy il suffit de renouveler le CDD, olana kely fotsiny angamba d lasa somary altéré lé valeur ny mariazy.
6. tsaramaso ( 22/09/2007 14:56)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46f52197f1c2c mitohy ao indray ny dinika !!!!!!!!
7. tsaramaso ( 22/09/2007 15:25)
tsaramaso:

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46f52197f1c2c mitohy ao indray ny dinika !!!!!!!!

klehhhh !!!!!! Lasa tsy mitohy ao indray fa ato ihany !!!!! Mahery ilay moderatera klehhhhh !!!! hahahaa!!
8. sipagasy ( 22/09/2007 15:34)
pfff
9. tsaramaso ( 22/09/2007 15:48)
klehhhhh
10. soanja ( 23/09/2007 04:05)
sipagasy:

HItako tany ho any dia zaraiko e!!!
Ka raha hisaraka lava ve tsy aleo tonga dia CDD klehh hihihi, azo tohizana koa anie e!

http://fr.news.yahoo.com/ap/20070921/tod-insolite-rubrique-hebdomadaire-45981ec_1.html

Nefa moa ny mariazy natao hoe lamban'akoho ka......., asa reh!


Sipagasy> Misaotra nizara.
Ny Ntaolo no nanesika an'io lamban'akoho io fa raha ny fahitako azy de samy manana ny tanjony rehefa hanao io soratra/mariazy sns io amzao fotoana.
De samy manao izay hitiavany azy zany koo! :-*:-*:-*
aleo lany vola any zay lany vola fa ny fanjakana tsy maintsy maka zay anjarany, zarany aza ny hanambady impolo ny olona iray aty aminay hazahoany saosy matevina. :-D:-D:-D
Sady ny divorsa no tena fakany azy an!Miasa mihitsy ny mpisolovava aty e!


11. arialy ( 13/11/2007 19:58)
kaiiiii lasa CDD sisa ve lay fitia nanjary fiarahamonina !! de ho inona ndray aoriana ???:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3073