Mahazo seza variana miterikiho sy milela-molotra ve?
1. Jeankely
(
30/09/2007 05:46)
Taritina ny olona hoe aty no lalana tsara satria ahazo seza. Rehefa mahazo seza dia faly sy miterikiho ary tena milela-molotra tsy mahita ny olona. Rehefa tonga kosa ny andro hialana amin'ny seza dia Mi-baradaka ka ny olona indray no taritina hoe tsisy dikany io fa harodano. Fa taritaritina sahala izany fotsiny angaha ny vahoaka. Hevero ihany ny asa fanasoavana ny firenena tokoa fa tsy faly midehaka avy eo milaza nahita ny biloka sy ny tsy mety rehetra. Fa taiza ny saina t@ fotoana nitaritana ny vahoaka. Sain'inona?
novalian'i Jeankely ny 04/10/2007 13:51
4. Sambilokely
(
02/10/2007 14:38)
Ka ny gasy donto de mora fitahina kou!! Raha tena masiaka amin'ny mpanao politika ny gasy tena natahotra daolo ze niakatra fitondrana rehetra teo!! saingy tsetsenana vary 1kg de mitapina ny saina.
5. Jeankely
(
03/10/2007 04:06)
Tena mampalahelo izany ry Sambilokely. Dia tena ho vizana izany raha tsentsin'ny vary iray daholo ny maro. Anjaranao tonga saina no mitarika miadana ny sain'izay taraiky. Ny vary 1 kilao sakafo indray andro fa ny ho avin'ny firenena lava ary mila mitsinjo ny taranaka mandimby. Tolory hevitra milay izay eo akaikinao fa misy vokany ihany iny ny farany. Raha ny Politika maloto foana no ahazo vahana dia tsy ho lasa alavitra mihintsy izany.
6. Sambilokely
(
03/10/2007 07:21)
jeankely>> efa nanao an zany ny tenanay saingy hoy ny navalin'ny sasany oe nenay ze manome hanina anay aloha no fidianay!! de aleo mangina fotsiny fa tena mampalahelo e, mafy tokoa ny mitady hanina ka ze manome azy no mahazo ny fony!!
7. Jeankely
(
03/10/2007 09:31)
Raha izany indray dia manome izany izy koa aiza no olana. Sa hitady ny tsy manome nefa maka?=))=))=))
8. Sambilokely
(
04/10/2007 08:31)
Jeankely>> zay no midika oe mafy ady ny gasy ka ny hohaniny iany no masaka ao an-tsainy!! tsy mirara ze lazainao izy fa refa misy manome arapaka de zay!! Jamban'ny fitadiavana hanina ny saina ka lasa donto, iza nefa no mahatonga an zany?? Ireo mpanao politika kisoa lahy isany ireo mpambotry firenena fotsiny.
9. Jeankely
(
04/10/2007 13:51)
Nitovy ny cible Randria a. Mpanao Politika mihintsy no fototry ny rehetra ka amboary miadana ny sain'ny olona fa tsara tomorina akaiky ireo fa tsy avela hanapatra izay daninin'ny kibony. Mba samy nianatra ve dia ry zalahy ihany no avelanao hanimba fa ny fanatsarana no zahavina. Mila mivoatra ny tanana Randria.
