Mitady Anciens Elèves Stella Maris Tamatave

1. diamondra27 ( 29/09/2007 12:51)
Sao dia mba misy mpianatry ny Kolejy Stella Maris fahiny ianareo mpamaky, mipetraka eto France

Mikarakara fihaonana 'zahay dia afaka contacter-nareo izay liana ny momba izany ao @:
aasmf arobase hotmail.com

Izany no atao dia efa nahazo alalana ary miara-miasa avy any @ foibe AASM Madagascar.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c42d98b2d8b

^:^^:^
"TSY MISY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO"
répondu par bilakarenjy le 08/11/2007 18:10
2. boubounezy ( 29/09/2007 19:21)
d tsy ho isy avy any tamaga mintsy v eto é! tongava ry zareo a! ny adidy vita ny fafinaretana ho hazo kinn njay ary tyyyyyyy!!! mési diams fa za mpiaranianatra t@njy tena 1 promotion mintsy tsika 2 t@ reny fotona reny:-*=D=D=D=D
3. diamondra27 ( 30/09/2007 08:12)
bbnz: ka mety efa nanoratra direct ry zareo zay koa...
4. diamondra27 ( 30/09/2007 18:36)
hm: misaotra an'le ranamana tsy mitonona anarana niresaka tamiko fa hay ve akia ka mifankahalala isika fa avy t@ ty no ni-confirmer le connaissance
de boribory ny tany zany an!


mampamangy an'i le hanta ampitan'ny bazar kely ihany akia na de zany aza rehefa hitanjy izy a!
de aza manao le toetra ratsy taloha iny tsony we
biz hm
(tsy HM fa hm)
5. fahamarinana ( 01/10/2007 11:12)
:arrow:Diam's ,za ancien Stella Maris koa,tsy vazivazy zany fa sérieux an...(l)
6. diamondra27 ( 01/10/2007 15:39)
fahamarinana: de manorata any @ le aasmf aza e! de jereo any ny vaovao
hanao operation njay isika aty :-D:-D
7. boubounezy ( 03/10/2007 10:19)
mazoto alou ary nareo stéla rets'é! zay spécta fotsiny:-D
8. faniry ( 03/10/2007 18:40)
hm: misaotra an'le ranamana tsy mitonona anarana niresaka tamiko fa hay ve akia ka mifankahalala isika fa avy t@ ty no ni-confirmer le connaissance
de boribory ny tany zany an!


hitako anie njiko io é:-*voaray ny hafatra akia.
tsarotsaroako marina ny taloha an.
mbola tadidiko indry nanampy ahy nanao entimody akia ko!!!(physique io an)..fa toy ny vao omaly.

mampamangy an'i le hanta ampitan'ny bazar kely ihany akia na de zany aza rehefa hitanjy izy a!
de aza manao le toetra ratsy taloha iny tsony we
biz hm


efa ela be akia za tsy nahita an'iny intsony.
:D:D ohatran'ny maheno hiakan'ny tily sy mpanazava aho izany hihihihihi.......
9. diamondra27 ( 05/10/2007 08:32)
faniry: ary ndry 'ty akia mahatadidy zavatra an!
nisy an'zany fanampiana devoara zany ve akia?
Ka Mr vaika kosa ange akia tena mahay mampianatra be de normale raha mba mahay koa ny mpianany e!:D


tily , mpanazava hatrany hatrany .... VONONA hihihi:-D:-D

tantara ka tantara an!=))=))=))=))

Ary Anita zao mba aiza e?

10. boubounezy ( 05/10/2007 15:33)
ay v ry diams atraty k'atrany zany a! aty POMPEEE!! POMPEEE!!!
11. Darlin ( 22/10/2007 11:39)
miarahaba ny ancien stella maris.

ay v ka misy ancien stella ato e! hihihi za koa mantsy efa nianatra tao depuis 6ème au termianle hihihi


Indrisy fa ny tenanay moa aty dago . hihihi

milay zany ny mahita anareo e!
12. diamondra27 ( 24/10/2007 06:43)
Darlin: ye misy mihintsy ato

ka any dago ange ry darlin ny foibe e!
ndraso andefasako hafatra enao omeko ny momban'ny AASM
fa mandrapaha de ity aloha jereo de any @ yahoo groupe zany mihaona.

http://ancienstella.skyrock.com/

ny site dia mbola eo am-panamboarana azy fa io aloha ny blog.
13. bonazy ( 24/10/2007 16:05)
Miarahaba ny rehetra,Izaho koa aloha dia anciens Stella Maris ,tamin'ny andronay tao dia i Frère Anselme no Tale ary Frère Rodolphe no Prefet,tsy fantatro na misy mahatadidy ahy fa misy iray kilasy amiko tamin'izany any Suisse any,sendresendra no namakiako ity,ary izaho koa aty ivelany aty é!mahafinaritra é! satria mahatsiaro ny dabilio fahiny é!
14. diamondra27 ( 24/10/2007 22:59)
bonazy: efa nijoro le fikambanana eto france saingy le ordin'i mpanao pv simba dia mbola miandry azy.
Raha liana ianao dia azo andefasana ny projet sy ny rapport ary manorata @ilay mail omena anao.
dia aza adino fa dans 5ans ny 50 ans an'i STELLA MARIS ary miezaka ny hanao zavatra goavana ny mb rehetra amin'io araka izay tratra. Dia ilazao daholo ny namana e!

Promo fahafiry i bonazy?
T@ anay aloha dia i Frère Louis no prefet tao de Frère Anselme no directeur

nareo zany ve mba nilahatra rehefa hihinana nivaquine?:-D:-D

15. bonazy ( 25/10/2007 14:41)
Salut, Diam\'s? raha io filazanao io dia mety tafaraka tao ihany izany isika satria i Frère LOUIS dia Prefet ny 1ére cycle sady prof de Philo anay tamin\'ny terminale,ary i Père Roy no tamin\'ny Réligion,sy mpitarika Messe tao amin\'ny amphi tao ambany,fa ny tadidiko koa dia ilay 504 fami ny Frère Anselme ,efa presque olon-dehibe daholo sy olo be angamba ny iray kilasy tamiko tao. salut fa dia mahafinaritra é!
16. diamondra27 ( 26/10/2007 17:08)
Toa niarakaraka tokoa isika fa tsy iray kilasy ka,za tsy nanao terminale tao fa 6ème-3ème ihany.
De mianatra hira isaky ny sabotsy maraina @ grande salle
de rehefa volana Mai de manao fetin'i St Jean-Baptiste de la Salle
Honneur à toi....:oops:
De nanao foot ni-contre t@ 5ème ny 6ème ;sao de nareo aza le adversaire-nay hihihi,t@ 76 io
Sao de tafaraka promo amindry le kambana aza ianao?
17. bilakarenjy ( 02/11/2007 08:03)
za ndray tsy anciens tao fa mpandalo fotsiny de manao basket na mitaingina biskileta le rehefa andro tsy fianarana iny .De miresaka @ ireo mpianatra ................. ao .tsy efa mba anciens ihany ve izany ry diams raha araka ny hevitrao
18. diamondra27 ( 02/11/2007 14:05)
bilakarenjy: :-D:-D ancien basketera zany ianao e!
de t@ taona firy zany kay?
19. bilakarenjy ( 06/11/2007 12:23)
de tsy haiko intsony ry diams , fa angamba tany @ 1989 na mahery akory aza .Mpanafika fotsiny tao za ka, sady efa nisy ekipâ niaraka tamiko koa t@ izany nanafika ny ny mpianatry Stella rehefa le sabotsy hariva iny ,de manao matche eo .
20. diamondra27 ( 07/11/2007 08:55)
bolakarenjy: ary mety efa nanao spekta anareo ihany zahay zany koa!
zay ndray le mpijery match foana na volley io na foot na basket na hand
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108