Mba lazao ihany ny tena marina fa sao...
1. tsirinantenaina
(
06/10/2007 13:09)
Nisy zazalahy iray taizan' aretina efa ela ary tsy maintsy ho faty afaka volana vitsivitsy. Niangavian 'ny reniny izy mba hiaraka aminy andeha hetsena, nony mby teny antsena dia nahita magazay fivarotana CD ary nidoboka mafy ny fony nahita lay tovovavy mpivarotra nefa tsy nanakana azy tsy hiditra tao izany.
-Inona no atao anao izay hoy lay mpivarotra:wink:?
-CD:{!!!!
-safidio eo ary izay tianao eh(l)! ary ento aty hofonosako raha sitrakao:P!
Nony tonga tany an-trano dia nitady hevitra foana lay tovolahy mba hilazany ny ao am-pony ary dia nividy CD foana isan'andro vaky. Na dia vonona hanambara fitiavana aza mialana any an-trano dia tsy sahy indray nony tonga any!
Indray andro, raha variana namono lay CD lay tovovavy de nanararaotra izy nametraka ny num tel teo ary lasa nody haingana!
Ny ampitso, niantso an-telefon azy lay tovovavy mba hanasa azy hiara misakafo aminy ny tolakandro ary ny reniny no nandray izany sady nalahelo nilaza hoe :"efa tsy namantsika intsony izy"
Nalahelo mafy lay reny dia nakao an'efitrano fatorian-janany ka nahita reo CD maro be toa mbola tsy nojerena akory, ka nosokafany ny iray ary nisy taratasy latsaka avy tao. Novakiany ka toy izao no tao :"faly dia faly aho raha manaiky hiara misakafo amiko ianao" ; dia feno toy izany avokoa ireo CD novidiany. Kay tia azy ihany koa lay zazavavy fa tsy sahy nilaza.
Dia toy izay lay tantara fa mba lazao ihany zay tena marina eh!:*

répondu par tsirinantenaina le 12/10/2007 15:52
2. Fiffi
(
06/10/2007 14:31)
:( le tantara....saingy atao ahoana fa mba nahazo fafinaretana farany le olona alohan'nandehanany nody....
:( koh le vhv ....
:( koh le vhv ....
3. WOOL
(
06/10/2007 14:45)
samy manana ny fomba entiny mitondra ny fiainany ny tsirairay ka zah mino fa tsisy ifanomezan-tsiny izany ;manana ny antony mazava izy rah toa ka tsy nilaza ny marina ;tsy aiko oe noho ny...........
7. tsirinantenaina
(
08/10/2007 11:41)
Herimiafina:
Angano ve io sa tena tantara marina e? :@
tsy manana porofo aloa zah eh!:-D:-D:-D
8. Herimiafina
(
08/10/2007 17:40)
tsara kah, mahafinaritra ilay tantara fa ny titra ve tsy tokony mba hoe: "mba henoy ihany izay CD vidina ry ireto an".:-D:^) lol
10. andryrabe
(
09/10/2007 10:33)
mba enoy ny cd hou herimiafina, fa na nihaino an'ilay cd aza nge izy ka tsy nijery zay tao anatiny hafa de nitovy ihany e.
fa ny lesona tsara ngamba de zay efa voalaza teo ihany hoe tsory zay ao am-po, nefa moa rehefa tratran'ny tsy fahasahiana izay ianao de tena tsy sahy mandrakizay mihitsy e, sa ahoana???

11. Herimiafina
(
09/10/2007 18:04)
Misy filozofiany io tantara io.
Tsy mbola nisy olombelona nahay mamaky heritreritra izay teto ambonin'ny tany fa dia tsatotsatoka ara-psykolojika fotsiny daholo, indraindray tay indraindray atody.
Fa mino aho fa ny zavatra toa io hoe fitiavana nifanojo nefa tsy tanteraka efa nandalo na indray mandeha monja teo amin'ny fiainan'ny tsirairay. :^):@

13. tsirinantenaina
(
10/10/2007 09:37)
andryrabe:
mba enoy ny cd hou herimiafina, fa na nihaino an'ilay cd aza nge izy ka tsy nijery zay tao anatiny hafa de nitovy ihany e.
fa ny lesona tsara ngamba de zay efa voalaza teo ihany hoe tsory zay ao am-po, nefa moa rehefa tratran'ny tsy fahasahiana izay ianao de tena tsy sahy mandrakizay mihitsy e, sa ahoana???
ka inona ary no fanafodiny eh!:^):^)
14. sasa
(
10/10/2007 10:33)
efa hitako ity tantara ity, fa mampalahelo raha tena mby ankoditra fa aleo le tonga d milaza ny ao ampo fa tsy mihafahafa no sady tsy manjeny ny andro ho lava
15. Herimiafina
(
10/10/2007 17:12)
Ka matetika raha vao tsy mihafahafa tonga dia hoy tampoka ilay sipa hoe NON.
Ny azy tsinona ilay ianao milendalenda tsy sahy miteny iny no tiany, satria ny azy izy no tia mitondra ny baolina! :-D

16. tsirinantenaina
(
12/10/2007 15:52)
Herimiafina:
Ka matetika raha vao tsy mihafahafa tonga dia hoy tampoka ilay sipa hoe NON.
Ny azy tsinona ilay ianao milendalenda tsy sahy miteny iny no tiany, satria ny azy izy no tia mitondra ny baolina! :-D
de mitady hafa indray rehefa non eh!:°) inona ary ty, indray mandeha ve no manta vary de andevina sotrobe:?:, sa aohana :-D:-D