zany ka mozika Malagasy....hummm....

1. Fiffi ( 07/10/2007 15:42)
http://fr.youtube.com/watch?v=XRyiavk05Qg&mode=related&search=Malagasy%20valiha%20de%20Justin%20Vali%20concert%20Madagascar%20France%20le%20Monde
na de el condor aza.......le valiha an ! hummmm.....

eo daholo njay aza....:)
http://fr.youtube.com/watch?v=VdAzpX_jJTY&mode=related&search=Malagasy%20valiha%20de%20Justin%20Vali%20concert%20Madagascar%20France%20le%20Monde

de zany ny zazakely efa hanolo eh ! efa vonona....:)

http://fr.youtube.com/watch?v=rFvTGGmMoBU&mode=related&search=Malagasy%20valiha%20de%20Justin%20Vali%20concert%20Madagascar%20France%20le%20Monde
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:37
2. Fiffi ( 07/10/2007 15:44)
http://fr.youtube.com/watch?v=FgTG6ubSpmU
3. melody ( 07/10/2007 16:13)
ilay any el condor kosa tsy mozika malagasy e! fa ny instruments no malagasy
4. Fiffi ( 07/10/2007 16:45)
eka ouz booboo zay.......heu....fa ny tiako lazaina de ny valiha ohatra....milay be kah !
5. Fiffi ( 07/10/2007 16:51)
http://fr.youtube.com/watch?v=QvPVCoANL-E
milay be an !
6. zambolida ( 08/10/2007 07:20)
boffff :roll: marina ny nolazain'i melody fa tsy mozika gasy izany io fa ny instruments fotsiny no gasy nefa tsy mivoka tsara akory aza en plus, ny korégrafy indray to tsy dia manahoana loatra trop d'amateurisme mangalatahaka ny crazy hourse fa tsy misy recherche-na dihy gasy mihintsy :°) il y a mieuxo^o
7. Fiffi ( 08/10/2007 09:22)
zah nié tsy niteny hoe le "el condor" mozika gasy eh ! ny fomba hitenjen-zareo am instruments gasy no tiako lazaina.....:roll:
8. eisy ( 24/10/2007 13:37)
le voalohany Ratovo tsy mozika gasy aloha e! na ny gadona aza
de le faharoa indray tsy de hitako hoe gasy ahoana ankoatran'ilay hoe BAobab
Le fahatelo valiha sy ankizy kely malagasy

FA ILAY SYLVESTRA RANDAFISON OK!!!

De ahona koa io feo gasy io koa ve de hoe gasy ahona amin'ilay ragga

azafady raha masika indraindray fa ny gasy hafa mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0575