REGIS GIZAVO!! nankaiza toa tsy hitahita

1. lemenakely ( 09/10/2007 12:01)
izaho dia mpankafy manokana ity artista iray avy any atsimon'ny nosy izay mipetraka eto FRANTSA dia REGIS izany fa ny olana dia tsy dia hitahita intsony izy tato ho ato!
2. menalamba ( 09/10/2007 12:29)
Oadray ! Vao nanao fampisehoana vao tsy ela izy tao Paris ry isé ah! Jereo ao @ croissance .com fa misy "extraits" ny fampisehoana.Izaho koa tena anisan'ny mpankafy fatratra azy ,manana ny kapilany maro aho sady henjana be ny fandraisam-peo @ izany an.Misy fivarotana zavamaneno goavana bé iray ao akaikin'ny Pigale,vao miditra ianao dia ny sariny ngozabe no hitanao ao,dia faly ery aho mahita hoe misy Gasy milahatra @ ireo sarina kalaza maro eo.Na ilay mpivarotra ao aza tonga dia nihaiky vao niresahana azy .Inona avy ny hirany hananan'i Lemenakely?
3. melody ( 09/10/2007 12:53)
io ary le marché d'Ambalavao e!mazotoa ô

http://www.dailymotion.com/relevance/search/Regis+gisavo/video/x10rv6_mer-20-dec-2006-le-marche-dambalava_travel
4. lemenakely ( 09/10/2007 13:17)
menalamba:

Oadray ! Vao nanao fampisehoana vao tsy ela izy tao Paris ry isé ah! Jereo ao @ croissance .com fa misy "extraits" ny fampisehoana.Izaho koa tena anisan'ny mpankafy fatratra azy ,manana ny kapilany maro aho sady henjana be ny fandraisam-peo @ izany an.Misy fivarotana zavamaneno goavana bé iray ao akaikin'ny Pigale,vao miditra ianao dia ny sariny ngozabe no hitanao ao,dia faly ery aho mahita hoe misy Gasy milahatra @ ireo sarina kalaza maro eo.Na ilay mpivarotra ao aza tonga dia nihaiky vao niresahana azy .Inona avy ny hirany hananan'i Lemenakely?

vitsivitsy ihany sady ilay efa taloha fony izy mbola niara-nihira t@ i LANDY asa raha tadidinao i REGIS sy LANDY
5. mabloo ( 09/10/2007 16:46)
za ko anisany mpankafia iny zoky iray iny !!
henjana izy ka !!
6. menalamba ( 09/10/2007 17:58)
lemenakely>Ny album misy ny hira nalefan'i melody itsy no vaovao ,gravy be io rehefa henoina ,raha tsara ny "hi-fi "nao.Nisy tankorany rainy hambo izay mandokadoka sy zook ny ery ,ka tonga taty nampianoako an'io dia hoy aho hoe izany ny revy ny gasy !!! Avy dia nangina tanteraka tankina razoky nitartongotra nody..:^):°)
Melody>misaotra é (l)
7. lemenakely ( 09/10/2007 18:17)

ié efa nohenoiko fa tena tsara mampanembonembona ny any @ tanàna e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2415