nohiran'i pazzapa 3 lay izy raha tsy diso a :D
oatrany misy hoe
any malala
manoratra ho anao aho
ny aty dia salama nefa tsy dé misy vaovao
fa malaelo loatra anao aho
mila ho adala ....
tsy tadidiko ny tompon'ny hira :(
nefa za tena mila an'ilay tonon-kira :?