hanoratra ho anao aho

1. Shine ( 09/10/2007 09:58)
nohiran'i pazzapa 3 lay izy raha tsy diso a :D
oatrany misy hoe
any malala
manoratra ho anao aho
ny aty dia salama nefa tsy dé misy vaovao
fa malaelo loatra anao aho
mila ho adala ....
tsy tadidiko ny tompon'ny hira :(
nefa za tena mila an'ilay tonon-kira :?

misaotra betsaka
2. Mimhie ( 09/10/2007 10:54)
hiran'i ROSSY io e!
3. ari.malala ( 09/10/2007 11:31)
mandàna karajia k refa maita ana any enao d teneno ny mpikarajia hoe hirao le hira fa hain'ny mpikarajia io hira io hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0181