bandy akama

1. colar ( 09/10/2007 04:39)
misy bandy akama vo tonga eto,manana paps,tsy manambady ,tsy mananjanaka,mitady namana ato amintsika,namana akaiky an,afaka hifanampy aminy am fiainana,mitady kandra ko izy ho an zay mahita,manana permis,afaka milivre tsara razoky,mba ampio izy rankizy fa mampalahelo ra hody a,vo nampirisihako hiditra ato fa tsy haiko ra efa niditra,ande hono izy na aiza na aiza refa eto europa fotsiny,serieux b zany bandy zany a,kozy e
novalian'i UB40 ny 12/10/2007 00:37
2. xxx ( 09/10/2007 05:54)
manana cd njila ve lol asaivo makaty amiko
3. boubounezy ( 09/10/2007 06:26)
za maita asa ra té ilivra izy fa aty @nay an! d aza avela mody zany ka!fa saingy za alou efa manambady é!tsy libra njay t@ iny:-D fa ny olana ra akama akaiky azy iany no tiny itady asa ho azy d domazy b zany!!!:(
4. hery ( 09/10/2007 08:12)
iza l'ty zany ra-colar? :-)

ary elah manam-bahiny dia tsy mikozikozy an. Tokony hiara-mirevy aloha vao mitady kandra any @ sisiny.

Izany hono ry reto a.
5. mandrindra ( 09/10/2007 17:32)
andefaso hafatra aho
6. boubounezy ( 09/10/2007 18:16)
hery zany mintsy ny tena marina!:wink: aleo miaraka mirevy2 alou manala zay d avy eo ita eo ny manaraka fa wé dans le verre qu'on trouve la vérité ony é!:wink::-D:-D:-D:-D
7. colar ( 10/10/2007 19:49)
tongava aty boubouzna ra hiara hirevy e,d mahita azy ,alaivo an am zandonai rahery zay mitsam am zoma d lasa zao a,mba itan la ko ny kof vao2 am zay,
ary hono wa e,inn no tsara mitady kandra alo sa mitady namana akaiky,
8. diamondra27 ( 10/10/2007 20:47)
ra-colar ty wa tena tia namana an! zay no tsy afoizako anao koa, manampy ny hafa na trano na asa retra retra e
tohizo fa tsara e!

asaivo mipetraka ao @ le trano ndremande nataonao antso teto iny izy

asehoy ny sariny sao de misy sipa tojo azy ihany any ho any ...

ary bbnz nge manana agence mitady vady le man'ibbnz maninon tsy tenenina azy

9. colar ( 11/10/2007 20:12)
izy ange ry diams tsisy blem trano ra eto e,kandra sy vady no blem aminy fa tsy trano,ny sariny ndray d mbola mitady fika ampisehovana azy za zao fa mbola tsisy fety eto fa ra vo misy d tonde asaiko atsofoky sefo d lazaiko eto we itsy lery,am 27 eto vo misy fety,
10. rastafarai ( 11/10/2007 23:57)
Asaivo mitady kandra alo izy fa aona no tonga d hampirisihana hijapy sipa fotsiny! Ny kandra dakan'ny amboa rah misy paps izy fa fahazotoana mitady sy mamaky offres no ilaina! Fa zany oe ra tia "volamaika" alo izy d tsy ratsy le hevitra! samy manana ny clés-any...sady sarotra b ny hahita joba hiaraka hoe izy ndray no mamelona fa ra mahita nareo d za ko mbo kozio hihihi Vazivazy zany fa tsara izy alo mahita kandra vo mitady vady @ zay ko manan-tsafidy fa tsy voatery ze misy akory...Mazotoa daholo!!
11. UB40 ( 12/10/2007 00:37)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.223