Tena tsy rariny!

1. wooda ( 09/10/2007 16:08)
Tiako mba ho hita ny ataonareo raha tsy mahita jiro ao anatin'ny iray herinan'andro, aleo tenenina hoe ao anatin'ny tapabolana raha fara fahakeliny!

tena efa tsy antson'ny fo intsony fa hatezeranan'ny fo!
2. fahamarinana ( 09/10/2007 16:11)
:arrow:tena miarak'ory aminao e,ka na delestage mandritra ny ora 2 na 3 aza tsy zaka ka mainka fa herinandro.Miha-pire kosa, rariny loatra raha tezitra ianao.(l)
3. boubounezy ( 09/10/2007 17:44)
za alou tsy maintsy ijaly b nefa za kou passe partout ka afaka miaina @ zavamisy é! tsy olana zany fa fiainana dôly.
4. tywa68 ( 09/10/2007 18:31)
koa tsy raha² be ? tena tsy vitan'ny tezitra fa malemy :-D:-D
5. Herimiafina ( 09/10/2007 19:05)
Tsy azoko, mipetraka any ambanivohitra ve no tiana tenenina sa hoe mipetraka andrenivohitra dia tratran'ny fahatapahanjiro? :^)
6. Fiffi ( 09/10/2007 20:59)
tena mampalahelo tokotrany zao zavatra manjo any zao an ! asa inn marina no ataon'jirama ? :roll:
7. Herimiafina ( 09/10/2007 21:43)
madame Fiffi:
asa inona marina no ataon'jirama?


Mi-krizy mba hahazo vola, manao pression, lobbying!
Saingy ny olana dia tsy mba misy fikambanana miaro ny zon'ny mpanjifa izay tokony ho lobby matanjaka kokoa! :^)
8. sasa ( 10/10/2007 04:23)
Herimiafina za kosa mino fa delestage izany kan! raha any ambanivohitra mantsy efa fantatra anie any hoe tsy misy jiro d'efa miomana koa;
wooda fiainana izany fa aza atao tratran'ny masoandro milentika ny hatezerana :-*
9. malalatinasoa ( 10/10/2007 04:52)
Nefa mbola hampiakarina ndray hono ny tarif. Ny service mandanderoka, ny prix miakatra foana.
Nahazo vola avy atsy, nahazo vola avy ary. Mbo mankaiza ihany ary izao vola izao:roll::roll:.
10. Herimiafina ( 10/10/2007 05:18)
malalatinasoa:

Mbo mankaiza ihany ary izao vola izao:roll::roll:.



Fantaro aloha hoe iza no ao dia manaova vinavina! :-D
11. simplex ( 10/10/2007 11:20)
malalatinasoa:
Nefa mbola hampiakarina ndray hono ny tarif. Ny service mandanderoka, ny prix miakatra foana.
Ny tena marina mi-tourner a perte ny JIRAMA e. Zany hoe na le service mandangeroka io aza mbola tsy ilay vidiny tokony ho izy no alohan'ny mpanjifa.
Rafanja no manome seroma hivelomany eo fa tena manana crise de tresorerie be mintsy ry zareo.

malalatinasoa:
Nahazo vola avy atsy, nahazo vola avy ary. Mbo mankaiza ihany ary izao vola izao
Tsy maintsy manaraka budget ireny k. Tsy azo atao hoe ato no misy blem d afindra any ny vola. Otran'ny infraction mintsy zany fa tsy haiko tsara fa en principe alou tsy manaraka bonne gouvernance zany ary tonga d tapaka wazy le famatsiana vola ra vao miodina otr'zay le izy...
Le famatsiana vola hoan'ny JIRAMA ngefany investissement @ materiaux doly le izy ny ankamaroany, genre hoe hanamboarana terminal na hoe piesy soloina na otr'zany fa tsy misy mintsy hoe vola natokana hiodonan'ny JIRAMA @ input ilainy. Taloha ny Banque Mondial otrany nanome vola ihany hividianandrizareo solika fa otran'ny najanona le izy satria societe ve d nde hovatsiana lava eo fa tsy tokony hanao profit hiodonany izy tenany? kanefa le izy problema politika be, surtt mampiakatra ny inflation be mintsy ny resaka JIRAMA, ny fahatezeran'ny ol manginy fotsiny... tsika aloha zao annee d'election e, probable hoe @ herin-taona any io vao hiakatra :)


wooda,
ze maharitra ony vadin'andriana e ;-) miverina tsikelikely io fa zany hoe mety ho ela ihany aloha ilay fiandrasana an :P sinon ze voa manodidina ony :°):-P:@:-*:-*

:b:b:b
12. Papoose ( 10/10/2007 16:54)
za kosa aloha efa tsy nahita jiron'ny jirama nandritry ny roa volana e!tany ambanivohitra be tany sady niaraka tamina kaly bizarre be t@zany ohatran'ny lavenona noranoina zay le izy!
fa za tsy nataoko nampalahelo na pbm ho anah le izy satria ny tanjoko hoe mba afaka miaina @ karazana conditions rehetra h@ pire indrindra ka h@ zay mety ho tsara indrindra hitako!
Zay no mahatonga ahy tsy dia manana pbm na hoe choquee be raha misy zvt vaovao tsy de fahitako na tsy mitovy @ fataoko indrindra moa fa zvt miharatsy conditions!:wink:
13. Herimiafina ( 10/10/2007 17:04)
Atao inona fotsiny aza ny rivotra sy ny masoandro any, atao inona fotsiny koa ny polytechniciens marobe afaka mikaroka zavatra mora atao nefa misy tombotsoan'ny firenena! :^):@

Ny an'ny sasany izao efa tsy miantehitra amin'ny barazy sy ny rano tsotry fa efa ireny helice be ireny no mameno saha nefa dia mahavelona Etat iray manontolo. :@
14. Papoose ( 11/10/2007 06:29)
Grave be kosa le investissement e!zah vao niresaka tamina CEO na company na electric generator zay t@ omaly!
Fa sosy b le izy, any @ 1 billions dollars any! sady mampiasa rano izy no mampiasa rivotra! dia raha ny eritreritro gaigy ihany ny hitadiavan'ny polytechniciens vola be tahak'izany hanaovana mise en place ny fitaovana nefa le company vahiny no sahy mi invest aty @ firenena sahala @ dago!
fa tsara explorena aloha le energy @ herin'masoandro e!
15. nirijimka ( 11/10/2007 09:52)
zany an!!!:-/ de aoan re zany e!
ny ahy aloah dia tsy rarahako io n amisy jiro na tsy e! za tambanivohitra efa zatra jiro petrole! fa na zany aza miaraka ory @ ilay voa be ihany za kle!
avadiho eolienne sy solaire mariny ny enerirjika de aleo JIRAMA sy ny tranony eo e! tsy lafo ireo, fa misy azo hidirana ihany
16. fameusecousine ( 11/10/2007 15:02)
mampalahelo zany tsisy jiro zany...betsaka ny tsy rariny ehh.vokatry ny fitiavan tena sy tsy fitsinjovana ny madinika daholo zany ehh..endrika hafa koa no mety hisehoany..vehivavy manadala vadin'olona,,,olona mampijaly ny tsy manam bola..
vokatr:-Dy ny vola daholo zao ehh
..MARARARY NY TANY:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. andryrabe ( 12/10/2007 13:40)
mba fantatrareo ve hoe mividy jiro amin'ny henry fraise ny jirama, vidiany telonjato ohatra ny ray de amidiny ariary zato.
de zany ange ny olana eee.
mahereza rey olona fa mbola hazava ihany isika indray andro any a.
18. fasaly ( 12/10/2007 13:49)
:?zà kou zao maizina be:?
19. wooda ( 13/10/2007 10:51)
Misaotra anareo aloha nanome herim-po; zay zao efa voky aza kivy fa atao ahoana eh.:°)
Ao anatin'ny maizina no mampamiratra ny hazavana.
20. sarobidy ( 05/11/2007 08:05)
wooda: tsara refa nahazo herim-po, itovizana io e, na any aminareo na aty aminay tô raha mbola eto madagasikara tô zay daholo kouh :-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4761