raha tratra nanao sipa ny vadinareo d in no ataonareo??

1. aidana ( 09/10/2007 17:26)
salut daholo nareo,
tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat!
raha tratra nanao sipa ny vadinareo le lahy io resaka io,tsy nahita maso fa sms @ phone sy resak'ol sy manamafy mht le sipa miaraka aminy fa miaraka zareo d in no ataonareo!
ny cas misy d ity manda foana le lahy fa tsy misy an'zany na d efa tratra zao aza ny sms sy ny appel ataon'le sipany,tenenina izy hoe ndao ary hifanatrika d negatif ny valiny tsy manaiky izy fa eo vao mibaradaka hoe matoa aho madainga d sady mbola tia no sady manana tahotra anao
aminareo ve tena fitiavana marina zany ary inona no metimety kokoa izy mandainga otran'io sa izy tonga d mibaboka hoe ie tena nanao aho
d inona no fanapahan-kevitra noraisinareo raha nifona izy fa tsy hamerina intsony,mba faiblesse nandalo hono zany mitombona ve io
misaotra anareo mamaly ooo!
novalian'i parazy ny 04/02/2008 11:49
2. salmo1 ( 09/10/2007 17:52)
aidana:
tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat!

ok

Misy ny olona d ratsy vitana ary misy ny tsara vitana, misy ny milamina aradalana ny tokan-tranony ary misy kosa de Non, misavoritaka.

Enao matoa mbola tia an-le bandy, misy antony ao zay... mety resaka hatsaran-le bandy manokana na toekarena ara-bola sy fitaovana. Na d efa fantatrao aza fa mandainga le bandy, mampirafy, tsy zakanao ny hataony. kanefa ny fitiavanao mbola misisika be ihany amin-le bandy dia misy antony angamba ao: misy zavatra tena tsy tinao hisarahana, matoa enao tsy miteny azy oe: tsy tsara ve isika ra misaraka. De zao zany e; rafiny enao fa tsy maninn.
;-)
3. boubounezy ( 09/10/2007 18:13)
ny anah d ra tsy tratrako ambodiomby tsy afaka iteny za fa tena misy lé zavatra; KANEFA ; ra ohatra kosa za maita sms fona zay mety aitako ny marina satry fô pâ rester bête non plus! d za tsy maintsy mitady ny marina na d fantako aza fa ho enjana b ny mety iseo.
ra mandainga izy? d @ko fitiavantenany wé, ra mahay manadro, ra tsy mahay votsidro. ra milaza ny marina kosa izy d mety marina fa feblesse nahazo azy fotsiny zany satry ny vatana tsy saina ary ny saina tsy vantana. aleoko lé oull milaza ny marina alou é! @ko manokana @zay mba aiko ny ao antsainy fa tsy andainga d amahandalitra fotsiny d very fotona eo enao. arakilay fiteny wé "ANTITRA AMPITOERANA EO FOTSINY" hihihihihihi!
4. booboo ( 09/10/2007 19:27)
tsy nahita maso fa sms @ phone sy resak'ol sy manamafy mht le sipa miaraka aminy fa miaraka zareo

ay ay ay ...

Na mandainga izy na miteny ny marina, dia maninona nefa (tsy mampiova ny fihodinany tany mihitsy zany)? tsy dia izay no zava-dehibe raha zà manokana fa hoe zao ny zava-misy : misy raha tsy milamina ao, mety noho zà, mety noho ny antony tsisy idirako mihitsy kounkou nefa misy fihatraikany @ fiainan-tokantrano) dia inona no tokony hataoko sy hataony hihoarana miaraka an'io raha io...
5. Herimiafina ( 09/10/2007 20:16)
Tsy misy olana kah, hahalany firy eo koa mo izy e! :-D
6. diamondra27 ( 09/10/2007 21:18)
HM: tjrs égale à lui-même hihihi:-D

taiza akia indry nahita lhl nibaboka zany a! hitan'ny masonjy aza izy mbola milaza fa ce n'est pas ce que tu crois , katsaka tsaramaso, be voanjobory ....
fa anjaranjy no mandray décision koa
7. diamondra27 ( 09/10/2007 21:21)

fa naninona hono akia izy no nanao sipa?

8. salmo1 ( 09/10/2007 23:21)
diamondra:
taiza akia indry nahita lhl nibaboka zany a!

wadray kle, bdb ny lhl manana fahatsorana...
Za zao rehefa matsiaro diso d teneniko am kalme fotsiny izy oe: zah anie tsy mampirafy fa misy mitsiriritra e (hiran'Ny Ainga).
hitan'ny masonjy aza izy mbola milaza fa ce n'est pas ce que tu crois , katsaka tsaramaso, be voanjobory ....
Ny anareo vhv kosa angamba mety efa diso tafahoatra lôtra lay fahasarontapiaro, fa ny kôfboay kosa ve tsy mba afaka hiresaka am vhv hafa?

9. diamondra27 ( 10/10/2007 09:57)
salmo/ ny lhl tsy te ahita vhv 2 mifanatri-tava sy mifanaza zany fa mahay miala pas foana
10. fahamarinana ( 10/10/2007 10:08)
salmo1:
wadray kle, bdb ny lhl manana fahatsorana...
Za zao rehefa matsiaro diso d teneniko am kalme fotsiny izy oe: zah anie tsy mampirafy fa misy mitsiriritra e (hiran'Ny Ainga).

:arrow:kay ,mba mafy kosa tratran'izany fiteny zany ry salmo1, marina moa! Iny koa no hafa.
Mety ho sarotra amiko aloha ny mamerina ny confiance tanteraka raha maheno sy mahita aho,nefa asa moa.Mora tenenina rehefa tsy iainana e fa tena tsy haiko aloha hatreto izay ho ataoko amin'ny situation toy izany.(l)
11. arialy ( 10/10/2007 18:28)
ny lhl tsy misy iteny ny tena marina zany fa zarany aza mitaritarika bdb eny fa anjaran'ny vhv no maka décision refa tsy mahazaka na refa leo mais bon arakaraky ny cas sy ny toetra ny tsirairay iany io.
12. mirabela ( 10/10/2007 19:47)
aidana:

salut daholo nareo,
tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat!
raha tratra nanao sipa ny vadinareo le lahy io resaka io,tsy nahita maso fa sms @ phone sy resak'ol sy manamafy mht le sipa miaraka aminy fa miaraka zareo d in no ataonareo!
ny cas misy d ity manda foana le lahy fa tsy misy an'zany na d efa tratra zao aza ny sms sy ny appel ataon'le sipany,tenenina izy hoe ndao ary hifanatrika d negatif ny valiny tsy manaiky izy fa eo vao mibaradaka hoe matoa aho madainga d sady mbola tia no sady manana tahotra anao
aminareo ve tena fitiavana marina zany ary inona no metimety kokoa izy mandainga otran'io sa izy tonga d mibaboka hoe ie tena nanao aho
d inona no fanapahan-kevitra noraisinareo raha nifona izy fa tsy hamerina intsony,mba faiblesse nandalo hono zany mitombona ve io
misaotra anareo mamaly ooo!

za bola ts manambady, fa za mi conseillé hoe mitadiava espion, d maka caméra na sary an lé lélahy any am zé faleany.d rah iz efa nifona iny no mbola manao, d asio gadena ny patalohany.am zay fay:-D:-D:-P
aniany io fa lé caméra na appareil foto tena sérieu an.
13. ikaretsaka ( 11/10/2007 01:59)
ny 1 sms any @ ze misy azy any ianao no eo akaiky eo..ianao no mbola proprietaire aloha izao ka araraoty fa vakbal!
any aminao ny 99.9% ny chance dia vendrana ianao raha tsy mahay mandamina ny probl
14. eiluj ( 11/10/2007 17:06)
misaotra anareo namaly
salmo1:efa in-jato miteny aho hoe rhf any ivelany any no itanao fa mahafaly ny fonao d NON foana ny valiny,misy aza miala ao an-trano mht a fa tsy amelany fa alainy any @ zay misy ahy any,marina ny voalazanao fa misy raha ao matoa a mbl ao saingy tsy izay no midika fa afaka manao zay tiany atao izy,ny tena marina zahay tsy vita in fa miara mipetraka depuis 8 mois dikany tsy misy zavatra mamatotra ahy aminy eo
diamondra27;anontaniako izy hoe fa manin no nanao sipa d hoe faiblesse sendra nandalo hono fa tsy hanao intsony ny maharomotra ahy anefa itako ny facture phoneny misy ny appel detailler d itako ao ny niantombohany sy ny appel lva ataony @ le sipa efa taty aoriana vao tsis appel fa talohaloha nisy foana,tsy nandalo zany amiko fa zavatra noerotreretina ho tohizana mht
ikaretsaka:tsy azoko ny tianao lazaina
farany izy anie ka mofona in-jato amanarivo eh@ zao d mieritreritra aho hoe eto ve no miasa le 2eme chance sa d ousta fa mandaginina,le pira aza lasa saro piaro b razoky fa sao d mamaly faty hono za vao mivoaka kely d phone an'arivo ny azoko anontaniana hoe aiza a sns,ny vamko aza tsy asiany carb betsaka fa sao lava tongotra mamly faty hono he he
15. xxx ( 11/10/2007 17:27)
eiluj >
farany izy anie ka mofona in-jato amanarivo eh@ zao d mieritreritra aho hoe eto ve no miasa le 2eme chance sa d ousta fa mandaginina

Ny fitiavana voafitaka dia mahay mamindra fo, ary ny ampom-bo voahitsaka matetika mamosavy ! Anjaranao ny mandinika hoe ampiasaina ilay 2eme chance sa omena ny ousta :-*
16. xxx ( 11/10/2007 17:38)
ambom-po fa tsy ampom-bo :lol:
17. andrea ( 11/10/2007 18:28)
aidana:

salut daholo nareo,
tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat!
raha tratra nanao sipa ny vadinareo le lahy io resaka io,tsy nahita maso fa sms @ phone sy resak'ol sy manamafy mht le sipa miaraka aminy fa miaraka zareo d in no ataonareo!
ny cas misy d ity manda foana le lahy fa tsy misy an'zany na d efa tratra zao aza ny sms sy ny appel ataon'le sipany,tenenina izy hoe ndao ary hifanatrika d negatif ny valiny tsy manaiky izy fa eo vao mibaradaka hoe matoa aho madainga d sady mbola tia no sady manana tahotra anao
aminareo ve tena fitiavana marina zany ary inona no metimety kokoa izy mandainga otran'io sa izy tonga d mibaboka hoe ie tena nanao aho
d inona no fanapahan-kevitra noraisinareo raha nifona izy fa tsy hamerina intsony,mba faiblesse nandalo hono zany mitombona ve io
misaotra anareo mamaly ooo!

de mihatakataka za fa olon-dehibe ! :D
18. aidana ( 15/10/2007 07:10)
An'i xxx
marina ny voalazanao satria h@ zao zahay d eo ho eo ihany saingy ty kosa no tena tsy zaka e raha vao mieritreritra ny nataony anie ka tena romotra @ tonne mht,indrindra moa raha vao misy rapp sex d enao efa mazoto tsara iny d mihemotra tampoka ndray satria mieritreritra ny nataony tany @ vehivaviny tany d kivy e d in zany no ialana @ io!tena mafy aloha fa aza mba tratrany ihany aloha e
19. xxx ( 15/10/2007 19:21)
Amiko raha hoe eo ho eo ihany izany ianareo amin'izao dia heveriko fa efa tsara be izany. Mety tsy ho zaka, ary tsy maintsy marary indrindra amin'izao ! Fa ny kely fantatro koa dia hoe "only time can heal a broken heart". Aleo handeha ny fotoana, dia aza hadino ny mivavaka. Aza terena ny tenanao fa rehefa mbola tsy vita dia aza atao aloha. Raha te hiavana aminao izy dia teneno tsy hanery anao koa fa vao maika izany hampiady anareo.
20. sakaizakely ( 15/10/2007 21:55)
mibaradaka hoe matoa aho madainga d sady mbola tia no sady manana tahotra anao

sssssssssshhhhh

resaka mampandry adrisa izany

raha izaho aloha dia mahita fa tsy mendrika fahatokisana izy. Satria ny olona mahatoky dia tsy mba manao zavatra mampiahiahy ankiafinafina any fa mazava tsara doly ny ataony.

Saingy ny hoe inn no atao ? Ianao hanana azy ihany no afaka mamaly an'izany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1612