raha tratra nanao sipa ny vadinareo d in no ataonareo??
42. jawa
(
30/12/2007 02:45)
salut daholo
tokony samy hiezaka aloha ny tsirairay handini-tena fa matoa manao sipa ny lahy na ny vavy ao an-tokatrano dia misy zavatra tsy ampy ao.ohatra: sex,fitiavana,fifampiresahana,fifanajana,fifampitokisana.marina fa raha ny 90%n'ny lehilahy atao hoe maditra,dia ny 90%n'ny vehivavy koa izany tsy mahalala ny tokony ho ataony.tsarovy fa vehivavy toa anao ihany no andehanany any ivelan'ny trano ary matoa ianareo nivady dia nifankatia ka aza avela ho lasan'olona ny anao fa kajio tsara.ny tsy ampy eo @nao no alainy any an-kafa ka vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao e.

43. tsikih
(
02/01/2008 17:45)
NY ahy de zao fotsiny e, mafy tena mafy ny voan'io fanitsahana io! ary misy lehilahy tena miseho mahay mandainga mihitsy an ! marina ny voalaza fa matoa izy mandeha de mety misy tsy ampy,na leo kely, na fitiavana hiova fotsiny! tsy izy irery anefa no mila fiovàna, fa matoa ny sipa mandefitra sy fidèle dia noho ny fitsinjovana ny ho avy sy ny fiainana avy eo, zany hoe fifanajàna ! tsy misy antony hanakorontanana tokantrano na hanovana satria ny blèm tsy maintsy misy foana na iza na iza. kA zao, raha miseho mafy loha mampirafy izy de faizo koa, tsy izy irery no lehilahy...Ampahalalao azy ny tsy mety ataony, ary aza miseho ho very tsy misy azy fa hiomezany fotsiny eo, asehoy azy hoe ilano "milay" ary tsy miambitamby azy, fa ho itanao fa hanenina izy
44. parazy
(
04/02/2008 11:49)
io akia anjarandry mandinika a! hoe inona no antony mahatonga azy manao anio!fa misy koa anie avy @tsika no mahatonga an'là mampirafy nefa kosa misy indray de filana ny te hanao fotriny!fa raha mbola tiandry izy de resao!! alaivo moramora!lazao fa mbola tia azy dry ary tsy tia dry ny lainga!!
Fa tsisy zavatra tsy vitany safosafo zany akia a!
Fa tsisy zavatra tsy vitany safosafo zany akia a!