raha tratra nanao sipa ny vadinareo d in no ataonareo??

21. aidana ( 16/10/2007 19:48)
SLT!
sakaizakely:vao niditra elah d efa fantatro ny valin tenin'elah fa io,zay le hoe tsy eo aminao ny lelo d hoe aisino fa merci quand meme
xxx:marina ny anao:ny mahazendana nefa @ zao d otraotran'ny tena mbola mitohy ny tantaran'izy ireo,efa nivoady a tsy hisava phone saingy tena mbola misy fankapanahy aho d mbola mahita appel ataony @ le sipa foana hatry zao,d za zany natao hiaritra ato foana sanatria fa ny vodi tsobika aza manan tandrify an
22. dibbah ( 17/10/2007 04:59)
ialao fa tsy ho an'ny alika ny divorce sy tribunal
23. xxx ( 17/10/2007 08:41)
aidana, izaho tsy miteny hoe tsy maintsy miaritra ianao ka. Manana safidy ianao dia izay tinao ihany io. Amiko fotsiny raha hoe te hiavana izy dia tokony miara-miaritra ianareo roa. Raha vao maika kosa izy misary gaigy any ambadika any dia anjaranao indray ny mandinika hoe hiaritra ve sa tsia. Miankina amin-javatra betsaka io mantsy toy ny hoe vita mariazy ve ianareo raha Kristianina, efa misy zaza ve sns. inona no tena tanjonao eo amin'ny fiainana ? ... mety ho azonao ahitsy ihany ve izy ?

Ny torohevitro fotsiny dia tsy miova. Aleo handeha ny fotoana. Na hiaritra ianao na handeha dia omeo fotoana ny tenanao hisainanao izay tena tinao atao. Anjaranao ihany no mahita hoe efa ampy ahy izay fotoana izay na tsia. Aza amin'ny fotoana maha-tezitra be na mampalahelo be anao fotsiny no atao hoe tapitra ny fotoana fa amin'ilay ianao tony tsara :)

Mahereza dia aza hadino ny mivavaka.
24. ragabany ( 17/10/2007 11:41)
Raha izaho aloha dia tsy mampirafy izany fa rehefa mba manana roa sy telo fotsiny dia efa mba mionona e!
sady rehefa leo gateaux koa ange milela molotra rehefa mahita mofo dipaina e!
25. xxx ( 17/10/2007 11:54)
aidana:

salut daholo nareo,
tsy voatery ho natao an'i vehivavy irery ihany fa afaka mandray anjara ny lehilahy @ le debat!
raha tratra nanao sipa ny vadinareo le lahy io resaka io,tsy nahita maso fa sms @ phone sy resak'ol sy manamafy mht le sipa miaraka aminy fa miaraka zareo d in no ataonareo!
ny cas misy d ity manda foana le lahy fa tsy misy an'zany na d efa tratra zao aza ny sms sy ny appel ataon'le sipany,tenenina izy hoe ndao ary hifanatrika d negatif ny valiny tsy manaiky izy fa eo vao mibaradaka hoe matoa aho madainga d sady mbola tia no sady manana tahotra anao
aminareo ve tena fitiavana marina zany ary inona no metimety kokoa izy mandainga otran'io sa izy tonga d mibaboka hoe ie tena nanao aho
d inona no fanapahan-kevitra noraisinareo raha nifona izy fa tsy hamerina intsony,mba faiblesse nandalo hono zany mitombona ve io
misaotra anareo mamaly ooo!



Hipitsio ny titren'ny film!
Handany andro hitady porofo eny ianao nefa iy mpandainga be manaraka ny ara-be. hialao dieny izao fa tsy hijanona io na dia ho fotsy aza ny volony!
26. ikalakintina ( 17/10/2007 18:20)
alao ambony alao ambany alou, fa ny tanana zatra mitsotra anie tsy mikombona tsony e!, ary raha izao: alao le num ny fone n'ilay sipa de atsoy, ataovy ze iresahana aminy, na mihaona mitsy aza, sao le sipa mety tsy mahalala oe manambady izy!, de a partir n'io enao maka fanapahankevitra indrindra mivavaha!
27. dibbah ( 18/10/2007 03:22)
tapaho ho a ny fifandraisana
28. pariniza ( 19/10/2007 08:15)
sarotra be ny fanontaniana nefa dia raha izay tokoa moa no zava-misy dia izao no ataoko,raha mbola tiako ilay vadiko idd raha nifampiteraka dia mandefitra aho dia milaza aminy fotsiny mba tsy hanindroa,dia mifamela ,dia entina am-bavaka sy apetraka amin'Atra
29. sipagasy ( 19/10/2007 10:44)
mmhh, ny ahy indray dia efa ataoko hoe aza tratrako fotsiny ann, nefa eto moa izany hoe efa tratrako izy, mmhh ny ataoko, avelako izy no hiteny ny antony amiko dia henoiko aloha avy eo teneniko ny ao an-tsaiko momba azy, sady izao koa e! raha ao an-trano izy dia ahy hihihih fa raha vao mivôka ny varavarana izahay dia sady tsy azy aho no tsy ahy izy, ka raha tsy ao an-tranoko izany dia 'bof' ka mba nona tampoka aza izy kouuh hihih, dia asa mety ho nona tampoka koa aho hihihii
30. salmo1 ( 19/10/2007 11:34)
sipagasy:
mmhh, ny ahy indray dia efa ataoko hoe aza tratrako fotsiny ann,

:-D:-D
De tena tsisy famelan-keloka maintsy ve:lol::?:
;-)
31. salmo1 ( 19/10/2007 11:39)
sipagasy:
ka mba nona tampoka aza izy kouuh hihih, dia asa mety ho nona tampoka koa aho hihihii
Aza avela nona tampoka zany izy e, de ianao koa tsy tokony nona tampoka.^:^
32. diamondra27 ( 19/10/2007 16:51)
mety tsy hahateny nareo nefa tokony hiteny we: "haut les mains tratrako nareo", aza misy mihetsika.;-)

Fa alohan'ny hisian'izany ve tsy tokony ho fantatra we: misy miaraka aminy any ho any?

Raha vao manomboka manana fihetsika hafa tsy tahaka ny mahazatra fotsiny de efa mailo. Fihetsika ara-pitiavana io an! tondé tairo ny communication.
De raha vao miala pas tsy hiresaka de e e e, miady rery zany sisa

33. imaitsoanala ( 24/10/2007 23:15)
apirimo ao antrano ny entany e
io ihany no mampadainga azy sa aona?
na asio gadana
io koa anie no masaropiaro anareo e sa aona?
34. ragabany ( 25/10/2007 12:58)
Mitovy tsy misy valaka amin'n lebiera anie io zavatra io e,samy mahazo misotro ny ranony daholo izay te hisotro fa ny tavoahangy tsy maintsy miverina aminao tompony ihany fa aza malahelo ianareo vehivavy:lol::lol::lol::evil::P:evil:
35. levany ( 31/10/2007 15:07)
otran tsy d mlay alou zany e! to maika ery iteny oui ery alitara v d zany no setriny?
Mba evitena anle izy kou anefa d tokony mba manao ezaka mba anome zai ilainy ny vevavy str matou izy manana afamisy tsy ampy ao @ao zanye!
ra motsotra izy d ivereno eraana aitana zay atonymanaraka eo nefa tsaratsara kou alou ra mba ampfilafilaina kely aitana oe mbola tena ti marina ve!!!
36. xxx ( 10/11/2007 21:37)
raha izaho aloha de tsy rarahiako avelako any mampiaraka koa aho dia hita eny ny fihetsiny,@ zao fotoana zao efa lany manja koa zany fidelité zany lamaody indray ny infidelité
37. marcocofa ( 27/11/2007 08:23)
ny ahy ny valoanteniko de zao;ny kofboay manto manao sipa de efa leo izy na misy zavatra tadiaviny tsy vitany vadiny nefa vitany joba hafa;
za alo ra matratra sms sy maeno fone nefa i ranga mbola mandainga iany tsy amelako alo ra tsy itako le joba;amboariko izy de amboariko ny kofa avy eo;ny@le oe miteny ny marina indray tsara tokoa izy ra mibaboka ny ratsy ataony nefa zao ry zareo an tanana zatra mitsotra tsy afaka aforitra intsony ka ra za alo de amboariko de avy eo a miala tsy maninona,:)
38. cielbleu ( 28/11/2007 09:06)
refa tratra de alaivo sary refa tena hita fa mifanoroka an! miafena aloha de alaivo sary na tonga de teneno hoe salut, fa iza io? atsy izy iresaka minao seul dia miresaha tsra fa za tonga de jaloux fa raha ohatra ka tsisy temoin de aza manaonao fona fa toizo moramora ny fiarahanareo,demande lui si il t'aime encore sinon laisse tomber car un de perdu 10 de retrouver n'est ce pas?
39. arialy ( 12/12/2007 12:49)
tsy misy an'izany oe tsy miraharaha na oe consigné zany fa mila mifanaja, refa tratra moa de tsy maitsy miaritra ny mitranga eo satria matoa manao mahazaka ny fipoakany eo 8O

40. mona ( 19/12/2007 16:26)
slt,
za alo ry reto tena efa tratran'ny zany fona fa manda fona le lehilahy e!le sipa mintsy miteny fa efa niaraka t@ny ny vadiko
fa izy de mbola manda fona mo za ko tsy mahafoy aza fa dadan'ny zaza de tsy maintsy miaritra e!iza ko ary no amelonan'ny zaza eo,fa d'efa an'azy syn andriamanitra sisa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0959