mba nandalo ny eritreritro fotsiny
1. boubounezy
(
09/10/2007 17:40)
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*
novalian'i diamondra27 ny 19/10/2007 13:14
2. Herimiafina
(
09/10/2007 18:08)
Ary raha samy ampiasaiko izy telo indray miaraka dia inona izaho izany? :^):-w
3. boubounezy
(
09/10/2007 18:34)
enao zany no tena katraka b:} fa tanjemo fontsiny mampiesona an! nefa tsy marina akory!!!:°):°):°)
4. rova30
(
09/10/2007 22:02)
Raha ny sitrapoko dia ny sentiment-ko (l) ampiasaiko raisonnablement :roll: avec intelligence! :-w
...saingy matetika ry zareo roa voalaza eo afara, tsy manaiky hiaraka amin' ilay voalohany:(
...saingy matetika ry zareo roa voalaza eo afara, tsy manaiky hiaraka amin' ilay voalohany:(
5. malalatinasoa
(
10/10/2007 00:15)
Izy telo samy ampiasaina aby, fa sarotra no mampifandanja azy ka izay no mampiady saina indraindray. Ny fo minia, ny saina manda, ...
7. la
(
10/10/2007 05:11)
ra ny hevitro ndray de mianakina amin'ilay situation: ohatra ra mianatra, miasa sns...intelligence mande aloha fa ra resaka fitiavana de sentiment mande aloha avy eo raison ilaina ny intelligence fa ambadimbadika any no ampiasana azy 8O8O:):)
8. Herimiafina
(
10/10/2007 05:20)
Ampiasaina kely fotsiny ny saina dia afaka ampiarahana tsara izy telo ireo! :^)
9. ari.malala
(
10/10/2007 06:38)
za voateny fona fa sentimentale trop hono na am resaka asa io na am resaka in d ny sentiment no mande alou...
10. kallie
(
10/10/2007 09:08)
néna ny ezaako atao d lé oe :
"Fantaro ze tinao atao
Ataovy ze fantatrao fa mety aminao
Tiavo ze ataonao"
... Ao dôly iz telo e
"Fantaro ze tinao atao
Ataovy ze fantatrao fa mety aminao
Tiavo ze ataonao"
... Ao dôly iz telo e
11. tywa68
(
10/10/2007 09:52)
bbnzy : arakarak'ilay taona sy tanjona io e ! fa rhf ampitiavana d mandeha ho azy amiko :lol:
12. Angolaina
(
10/10/2007 11:29)
malalatinasoa:
Izy telo samy ampiasaina aby, fa sarotra no mampifandanja azy ka izay no mampiady saina indraindray. Ny fo minia, ny saina manda, ...
marina mits aki zany a
14. karinah
(
10/10/2007 12:33)
boubounezy: arakaraka, raha ny resaka sentiment dia vaut mieux écouté son (l), raha fitondra-tena dia izay fantatrao fa "marina" (raisonnable) no atao fa tsy zay baikon'ny (l), izay ny ahy manokana.(l)..
15. soanja
(
10/10/2007 15:28)
boubounezy:
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*
NY MIBAIKO-
Raha tena faniriako dia ny saiko. Tafiditra ao anatin'ny saina ny intelligence.
Ka raha ny saiko manaiky ny asan'ny fahendrena sy ny fanahy sns tsy voatanisa dia anisan'ny sambatra aho satria io saina io no mifandray amin'ny vatana amin'ny mahaolombelona antsika.
16. boubounezy
(
10/10/2007 16:05)
rova ka zay angé lé tena sarotra é! enao zao t ampiasa izy3 miaraka nefa misy 1 tsy maintsy mitsivalana fona @ lé décison tokony ataonjy:idea:
18. Papoose
(
10/10/2007 16:49)
boubounezy:
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*
raha izaho manokana dia ny raison aloha de ny inteliigence vao ny sentimaka satria za tsy de sentimaka loatra dia ny zvt entina @ sentimaka dieny mialoha alohan'ny hisainana an'ilay araka ny experience-ko tsy ahavitan-jvt sady tsy mampandroso!:wink:
19. pissoa
(
10/10/2007 17:38)
boubounezy:
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*
Amin'ny ankapobeny angamba dia ny saina foana no mitondra. Rehefa maika mamaly eo noho eo ny zavatra mitranga ihany izay vao mety hoe "tsy nisaina" kely nanao an'ilay izy :-D:-D:-D
Ohatran'ny tsy isan'ny hifidianana nefa ny saina ? :oops:
20. boubounezy
(
10/10/2007 19:25)
tena tsisy ho lazaina tsony za ry reto fa vôlazanareo dôly ny tena izy ka d^:^=D dôly nareo