mba nandalo ny eritreritro fotsiny
23. boubounezy
(
11/10/2007 17:32)
eny kia ry tiarah fa akena zany a! samy manana ny raison any dôly ka!(l):idea:=D
24. niryna
(
12/10/2007 22:21)
la:
ra ny hevitro ndray de mianakina amin'ilay situation: ohatra ra mianatra, miasa sns...intelligence mande aloha fa ra resaka fitiavana de sentiment mande aloha avy eo raison ilaina ny intelligence fa ambadimbadika any no ampiasana azy 8O8O:):)
mitovy hevitra amin'izany koa aho:
Raha misy zavatra dinihina dia mandeha aloha ny saina
Raha manao zavatra ,tonga dia mahita valiny sy afaka mamorona eo noho eo misy reason izany eo
Raha misy olona mitaraina dia toa izaho no hianjadian'iny mahazo ilay olona iny dia mandeha ny sentiment
25. ramuscle
(
19/10/2007 11:43)
BON ! aza variana na midonaka ary eh! satria izany no ...... antony. mazava sa mila fanazavana fanampiny?lol:o
