halatra taolambalo sy ny maha malagasy

1. zoara ( 04/10/2007 12:41)
very hevitra ny tena raha mandinika ny fisehoanan-javatra ankehitriny: jereo ny vaovao androany ao @ moov.mg/actualite.php?articleId=328993 fa de manao ny tsy fanao intsony ny malagasy......avelako ho antsika rehetra ny fandinihana.ny zavatra manitikitika ny saiko de lay fanontaniana @ faran'ny article hoe hatao inona ireny taolana ireny no dia misy sahy mividy hatramin'ny 400 000ar ny kg?
indray andro zay aho(environ il y a 1an) mba nijery ny emission "c'est au programme" avec sophie Davant sur france2 momba ny diamant de synthese,vita avy @taolana,rahefa hafanaina(incinerer) à certain degré hono de ahazoana vovoka azo anamboarana diamant de tres bonne qualité tsy lavitra ny vrai toy ny avy any afrique du sud,namibie.....de tsy haiko itsony ary societe monina ao suisse no mampiasa sy nahita an'io systeme io.miala tsiny @ traduction fa no hafoheziko lay izy.
mety hahavoavaly an'ilay fanontaniana ve io?
novalian'i deric ny 05/10/2007 09:59
2. Fiffi ( 05/10/2007 08:19)
tena mahavariana mihintsy io an ! :{:{:{ asa mba ataon'zareo inn kay le taolana ? :roll:
3. deric ( 05/10/2007 09:59)
Noho ny fitiavam-bola dia manao ny tsy fanao ny Gasy e!
Ny mahagaga anefa dia ity, efa maromaro ihany izay tratra izay, tsy efa ampy hahafantarana ny antony ilana azy ve ireny, tsy maintsy amin'ireny efa tratra ireny no mahalala izay tena mitady io taolan'ny Gasy io.
Ny mahavariana faharoa koa dia ity:Betsaka amin'ny Gasy no milaza fa niseho taminy ny razany efa maty ka mitaraina fa mangatsiaka ka anaterana lamba sy anaovana izao famadiahana sy fombafomba izao. Mba efa nisy tamin'ny razan'ny Gasy koa ve no mba nitaraina tamin'ny havany mbol avelona hoe: "Vonjeo fa nangalarin'olona ny taolanay"?
Asa !
Noheveriko fa anaovana ranomena ny taolana, hay moa ka mitenti-bidy ambony toy izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725