Fahatsirovana
1. salmo1
(
03/10/2007 23:19)
Fiffi sy ny vaovaoany atsy @ dinika Rafilomen:
L’inhumation est prévue pour ce mercredi à Ambohitrimanjaka.
Tsy azoko kalouny zay tiany Fiffi tenenina fa ny azoko fotsiny de lay toerana antsoina oe: AMBOHITRIMANJAKA.:lol:
Izaho dia bandy Ambohitrimanjaka, ary ny farany tantarako dia Ambohitrimanjaka.
Rafilomen:
Marina tokoa fa mety nipetraka tany Ambohitrimanjaka i Zafihita, satri tany lery no hitako farany.
Tadidiko fandendeanana rehefa tsisy prôf ny CEG Anelotsara Ambohitrimanjaka dia ny fandendeanana makany amin'ny Fokotany Ampanomahitsy Ambohitrimanjaka (misy ny fakana Bus KO-FI-ZA sy taxi brousse FIBAN ary ny tsena) no mba hataonay mpianatra fanalana andro, satri any no misy ny tsena sy be fokonolona... dia tao Ampanomahitsy i Zafihita no hitako farany... vao mahita an-lery aho de fihomezana manapatsinay lol.
Raha tsy diso koa aho dia mbola misy artiste malgache anaki-roa mipetraka ao Ambohitrimanjaka dia i Green sy Tonton Pa ao @ tarika Toko Telo.
I Green dia mipetraka ao amin'ilay tanana akaikiny Andranomahitsy Ambohitrimanjaka ( Tsy tadidiko ntsony lay toerana) ary i Tonton Pa dia mipetraka ao Ambatolampy Ambohitrimanjaka.
Tantarany Ambohitrimanja sy ny fajanahantany...resy izay tafahoatra ny ranony Ikopa oe: (asa ra tadidiko kle... tsy de mino aho aminzay lazaiko ary hialako tsiny ra diso)
Mandroso maty reny be, mihembotra maty reny be.
Fasany efa-dray efa-dreny...
Misôtra any Fiffi nampiatsiaro ny Ambohitrimanjaka.
Ary nareo mba avy aiza:?:
novalian'i ikiady ny 31/10/2013 12:02
2. salmo1
(
03/10/2007 23:29)
Misy diso
;-)
Tantarany Ambohitrimanjaka sy ny fajanahantany...Mety tantarany Ambohitrimanjaka sy ny fahampanjaka lay izy e. Tena tsy tadidiko ntsony fa aza de mino lôtra @ tantara diso, manimba ny ho aviny manaraka ny fitantarana ny lasantsika.:idea::idea:
;-)
3. salmo1
(
03/10/2007 23:54)
ny ranony Ikopa
Ny ranony Ikopa no saika nandefotra ny Arstiste Rah-ckiky ra nande nilalao ranony Ikopa niatraka tam namany, ary ny namany Rah-ckiky dia lasany rano de zay no nahatonga anle vazo iny oe: Un millard.
(Mety diso kou aho, satri mety tsy tadidiko ny tena fandehany... azonao raisina oe: tsao zay teneniko)
Ny tena revekou any Ambohitrimanjaka dia: ny zatovo Ambohitrimanjaka no mietsiketsika sy mahitahita kokoa noho ny zatovo ao Antananarivo renivohitra.:lol:
;-)
4. sarobidy
(
04/10/2007 06:28)
Misaotra n'i Salmo nizara fahatsiarovana fa raha izaho aloha izao tena tsy nahalala ny tantaran'ny Ambohitrimanjaka mihitsy e:roll:,
Salmo1: zany Ambohitrimanjaka zany v lalana mankany Ivato sa aiza no misy an'zany(raha tsy mahadiso)?

5. Fiffi
(
04/10/2007 06:52)
"salmo":heu....fandevenana io.....raha ny anaran'le tanana na toerana njay de tsy aiko.....tam gazety no nangalako an'io......
Tsy azoko kalouny zay tiany Fiffi tenenina fa ny azoko fotsiny de lay toerana antsoina oe: AMBOHITRIMANJAKA.
6. ratonga
(
04/10/2007 07:31)
Toy izao ny fahafantarako ny tatanran'Ambohitrimanjaka.
Raha nitsangtsangana teny ndrefan'Ambohimanambola i Andrianampoinimerina t@ ny nadro nanjakany dia nisy nanatsatoka antsy, tsy nahafaty azy anefa izany na dia naratra mafy aza izy. Voasambotra ilay olona ary nanontaniana ny fiavihany, ary ny sazy nomena azy dia nasaina nifindra toerana ny fianakaviany sy ny iray tanana taminy ka napetraka tamy na toerana iray izay nantsoina hoe Ambohitrimanjakaizany, izany hoe vohitra tsy manjaka. Nasolo ireo olona nafindra kosa dia olona avy eny Ambohimanga no nampetrany teny, ny anaran'ilay toerana moa hatramin'izao dia mbola hoe Ambohipeno, fa nanontany matetika hono io mpanjaka io hoe feno va reha ny toerana banga dia izay no nahatonga azy hoe Ambohipeno fa niaranamaly ny olona hoe feno ééééé!

7. salmo1
(
04/10/2007 08:08)
sarobidy:Eny tompoko:lol: fa rehefa tonga eo antsampanana, Misy ny Art Malgache de mivily fa tsy tohizana makany Talata maty na Ambohidratrimo na Ivato.
zany Ambohitrimanjaka zany v lalana mankany Ivato sa aiza no misy an'zany
;-)
9. salmo1
(
04/10/2007 08:38)
Fiffi:
heu....fandevenana io.....raha ny anaran'le tanana na toerana njay de tsy aiko.....tam gazety no nangalako an'io......
Zany oe: mety any Ambohivohitra Ambohitrimanjaka i Zafihita no halevina... :-@ (ra tsy diso aho)
10. Fiffi
(
04/10/2007 08:43)
"ravatorano":
Rahampitso no halevina eny Ambihitrimanjaka ny vatana mangatsiakan'Andriamatoa Rakotoarimanana Zafihita rehefa avy atao veloma farany ao amin'ny FJKM Fiakarana Ambohitrimanjaka ihany !
11. salmo1
(
04/10/2007 08:49)
Mbola fahatsirovana iany koa:
Ny tendrimbohitra Ambohivohitra Ambohitrimanjaka dia tsy de misy olona mipetraka. Fasana no tena mahameno ny tendrimbohitra ( ny fasany mpanjaka, ny olona manatantara sns...).
Ny akabetsahany pokona Ambohitrimanjaka de tsy mpandalo ny tendrimbohitra Ambohivohitra rehfa tonga ny alina, ao ny matahotra matotoa, angatra sns...
Ny mpianatra CEG Anelotsara Ambohitrimanjaka, rehefa manana adiny 1 na adiny 2 fakandrivotra dia miakatra any Antedrimbohitra Ambohivohitra rehefa tonga ny fitaonany GOAVY. Dia misy ilay mampatahotra ny sasany oe: Arahany matotoa amin'iny enao satry iny dia goavim-pasana 8):idea:
;-)
Ambohivohitra Ambohitrimanjaka

12. Fiffi
(
04/10/2007 09:01)
http://www.madagascar-tribune.com/Un-dernier-hommage-digne-de-sa,2205.html
13. salmo1
(
04/10/2007 09:16)
Fiffi:
Hoy i ravatorano:
Rahampitso no halevina eny Ambihitrimanjaka ny vatana mangatsiakan'Andriamatoa Rakotoarimanana Zafihita rehefa avy atao veloma farany ao amin'ny FJKM Fiakarana Ambohitrimanjaka ihany !
Fiffi: izaho tsy manda ka! zarako aza miheno.
Averiko ndray:
Izay lazaiko mety betsaka no diso, ary zay teneninareo mety marina.
;-)
14. ikaretsaka
(
04/10/2007 11:29)
ny ahy ry zalahy de biriky no mba ahafantarako an'Ambohitrimanjaka!:roll:
15. Fiffi
(
04/10/2007 11:38)
zah kalou de tena tsy mahafantatra an'le toerana an ! fa soahiany fa misy anareo mba manazava...:):-*:-*
16. salmo1
(
04/10/2007 11:59)
Ikaretsaka:
ny ahy ry zalahy de biriky no mba ahafantarako an'Ambohitrimanjaka!:roll:
Marina kou less io, sady malaza. Asa ra tsaroany raikaretsaka le oe: la Ex: novia dl salmo1 en Mscar, y su Padre es mpanao biriky (rafozana) =))
17. salmo1
(
04/10/2007 17:16)
Asa koa, ra tadidinareo ilay fampisehoana nataon'reo mpanakanto Rock Malgache maro2 ny taona 2002 tao Ambohitrimanjaka.
Tao antsena Ambatolampy Ambohitrimanjaka, ry zalahy mpanakanto voatoraka atody sy votabia, ny tarika anakiray :lol:
Mbola hafa ihany ity Comine Ambohitrimanjaka ity, ary tsy misy hifandraisany @ renivohitra.

18. niryna
(
12/10/2007 22:05)
sarobidy:
Misaotra n'i Salmo nizara fahatsiarovana fa raha izaho aloha izao tena tsy nahalala ny tantaran'ny Ambohitrimanjaka mihitsy e:roll:,
Salmo1: zany Ambohitrimanjaka zany v lalana mankany Ivato sa aiza no misy an'zany(raha tsy mahadiso)?
Izany ve tsy avy amin'ny teny hoe vohitry ny mpanjaka?
dia misy tantarana mpanjaka izany ao fa izay mahay azy no aoka hiteny raha tsy h.s
19. ikiady
(
31/10/2013 12:02)
Izany ve tsy avy amin'ny teny hoe vohitry ny mpanjaka?
dia misy tantarana mpanjaka izany ao fa izay mahay azy no aoka hiteny raha tsy h.s
Vohitra tsy manjaka ka !
taranaky Andriamanangoana sy ny Andriana niray hevitra taminy izahay . tsy nahatanty nahita ny andriana sasany nanandevo olona ry zalahy dia tonga dia namono , miaramila nanampy an'Andrianampoinimerina nanambatra an'Analamanga , fa rehefa hitan'Andrianampoinimerina fa mafy loha ry lerony fa tsy tia fehezina no tsy tia mamehy olona dia niangaviana honina tao Ambohitrimanjaka , "io ny vohitrareo dia ao hianareo hifampifehy " , tsy nesorina anefa ny mahaAndriana an-dry lerony , nanana ny zo rehetra ohatra mahazo maka vady Andriana , manana ny tanim-pamokarany , nomena azy koa ny andevony fa tsy mba natao-dry zareo ho andevo fa nantsoiny hoe Tserondahy , nomenn-dry zalahy tany sy biby hivelomany dia mifanampy taminy rehefa misy hilany azy.
aty amin'ny ADN-nay mihintsy io tsy manambany no tsy hambaniana io