Liste des messages
Liste des messages, inserés par tiarah, par ordre de date
tiarah
(
03/11/2010 07:28)
Mitady hira "Mijaly aho aza enjehina ny omaliko"
Manao ahoana daholo, raha mba misy manana anaty MP3 na K7 ilay hira talohaloha misy hoe
"ninia nitia ihany aho na dia, tsy mora aminao ny hanome.....
Mijaly aho, aza enjehina ny omaliko"
Misaotra bets...
suite
tiarah
(
28/07/2010 05:11)
Ilay preservatif nalatsany tsimoramora tao anaty poketrako
Efa volana maromaro no niaraka izahay, rehefa miaraka izahay roa mantsy dia eo antsoroko matetika no hamihinany ahy eny andalana dia eo amin ny poketrako ny tanany.
Mbola tsy nisy firaisana ara nofo,...
suite
répondu par vale le 11/09/2010 16:44
tiarah
(
03/07/2010 06:17)
Lohahevitra manahirana kely ao amin ny vondrona
Tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny fa hoatran ny manahirana maso kely ilay lohahevitra hita raha vao miditra ny vavahadin ny vondrona.
Misaotra mialoha amin ny fiaraha miasa
...
suite
répondu par ouioui le 12/09/2010 21:40
tiarah
(
30/06/2010 13:16)
Lehilahy mahafinaritra
Betsaka ny karazana lehilahy hita mandeha eny andalambe eny amin izao, misy classe be ny poziny nefa vavivavy toetra, misy ndray jiolahimboto fa bogôsy kely, iza no mba mety tianareo hamihina anareo ...
suite
répondu par andrywui le 19/09/2010 21:00
tiarah
(
23/06/2010 12:02)
Amour passionel, fotoana fohy monja.
Efa niainanareo ve , lay tia tena tia de tsy mahalala n' inona afa tsy izy irery ihany, ny zavatra rehetra zay atao miankina aminy daolo , rehefa tsy mahita azy de tsy misy zavabita .Fitiavana tsy mis...
suite
tiarah
(
18/06/2010 10:01)
Illuminati - les maîtres du monde
Resaka henoko tatoato io resaka io, hoe vondron' olona mangina mikasa hanjaka eto amin izao tontolo izao atsy ho atsy, taranak' i losifera, efa nisy nahalala bebe kokoa ve fa toa mampatahotra ihany r...
suite
répondu par vonynive le 04/10/2010 10:17
tiarah
(
04/10/2007 10:01)
Les femmes qui fument
Rehefa mifoka sigara ve ny vehivavy de lazaina fa te hitovy zo amin' ny lehilahy na koa hoe jiolambavy,nefa sa sipa te hirevy fotsiny? Ahoana ny hevitrareo?
...
suite
répondu par marcocofa le 27/11/2007 08:33
tiarah
(
29/08/2007 13:41)
Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
Bonjour daolo,
Angamba betsaka ny vehivavy te hampahia tena ato
Ahoana ny eritreritrareo ra manangana fikambanana eto tsika de mifankahery sy manome courage e!sady mizara expérience .
Samy mana...
suite
répondu par tiarah le 25/10/2007 11:11
tiarah
(
29/08/2007 11:45)
le film: n' oublie jamais
Efa nijery ve,
Angamba na in jato aza,tsy ho leo fa tsara be loatra fa aza jerena isan' andro an!!!
...
suite
répondu par Herimiafina le 21/09/2007 19:53
