Ilay preservatif nalatsany tsimoramora tao anaty poketrako

1. tiarah ( 28/07/2010 05:11)
Efa volana maromaro no niaraka izahay, rehefa miaraka izahay roa mantsy dia eo antsoroko matetika no hamihinany ahy eny andalana dia eo amin ny poketrako ny tanany.

Mbola tsy nisy firaisana ara nofo, omaly hariva nefa nony nateriny aho dia asa fa nataonjavatra hisava ny poketrako aho nony tonga tany antrano aho de nisy preservatif iray tao .

Mahafatifaty mampihomehy ahy le izy fa ny resakay mantsy teny andalana iny omaly hariva iny de hoy izy hoe" Ny antsika fitiavana mahafinaritra ohatran ny fitiavana zazakely fa inona moa no mahasakana antsika tsy ho fitiavan olondehibe amin izay e!"

Hay kay mba misy tena Bandy mafy loha mahay mitia amin izay hitiavantsika azy ihany reto a!

novalian'i vale ny 11/09/2010 16:44
2. raozigasy ( 28/07/2010 10:48)
Maninona anefa raha toa ka tonga dia resahina, raha samy olon-dehibe ihany e
3. vale ( 11/09/2010 14:30)
mdrrrrr! raozigasy: sarotra be kosa alo raha hoe ny vhv no ande hi-aborder ilay resaka, LOL, fa ilay lhl koa anie izany mampiome e, izy no tokony tsy anao fietsika indirect knouh! tsy haiko alo ee!
4. ikaretsaka ( 11/09/2010 16:04)
tsy azoko hoe inona no maha sarotra izany
5. vale ( 11/09/2010 16:44)
fita fa sarotra knouhhh, hahaha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1062