Lehilahy mahafinaritra

1. tiarah ( 30/06/2010 13:16)
Betsaka ny karazana lehilahy hita mandeha eny andalambe eny amin izao, misy classe be ny poziny nefa vavivavy toetra, misy ndray jiolahimboto fa bogôsy kely, iza no mba mety tianareo hamihina anareo rehefa iny alina mamirifirin ny hatsiaka iny,

Za matetika vosinton' ny lehilahy manana toetra jiolahimboto fa mahay mitia vehivavy de tena apetrany ataony lasa haingombatony mihitsy rehefa haintsika ny maka ny fondry zalahy , ary nareo?
novalian'i andrywui ny 19/09/2010 21:00
2. litabaombinn ( 09/07/2010 12:06)

[quote]Aiza ko no hisy jiolahim boto hahay hitia vhv zany eeeh !
3. tess ( 09/07/2010 13:01)
ny ahy hafa mitsy .....tsy takatry ny sain'ny rehetra ny mba tiko
4. vale ( 12/07/2010 23:10)
ny ahy raha mifidy amireo 2 ireo dia ilay 1)..lol
5. tiarah ( 13/07/2010 05:56)

ny ahy hafa mitsy .....tsy takatry ny sain'ny rehetra ny mba tiko

Otran ny aona ky ry Tess,
6. tess ( 13/07/2010 15:21)

ny ahy hafa mitsy .....tsy takatry ny sain'ny rehetra ny mba tiko

Otran ny aona ky ry Tess,

tsèko ny manazava azy e!!! zà mantsy ahfa fitiavana mitsy ...
7. sipagasy ( 17/07/2010 13:18)
mba hazavao hoe izany ry tess kouhh
8. mirananirina ( 19/07/2010 07:17)
Ka aleoko maka ilay tsy jiolahim-boto na tsy bogosy aza.
9. sapoty ( 19/07/2010 08:00)
ra amiko de aleoko maka le bogosy nade jilaimboto aza
10. sapoty ( 19/07/2010 08:00)
ra amiko de aleoko maka le bogosy nade jilaimboto aza
11. Ngoutiana ( 27/07/2010 05:34)
slu !! ka tsy aleo v le jiolahimboto kely fa mahay mitia , toy zay le mihaingo b kôstara nefa ......, asa aloha an !! fa io samy manana ny tiany kah, ref ao ny fitiavana d zay no zava dehibe ,
tiarah:

Betsaka ny karazana lehilahy hita mandeha eny andalambe eny amin izao, misy classe be ny poziny nefa vavivavy toetra, misy ndray jiolahimboto fa bogôsy kely, iza no mba mety tianareo hamihina anareo rehefa iny alina mamirifirin ny hatsiaka iny,

Za matetika vosinton' ny lehilahy manana toetra jiolahimboto fa mahay mitia vehivavy de tena apetrany ataony lasa haingombatony mihitsy rehefa haintsika ny maka ny fondry zalahy , ary nareo?
12. raozigasy ( 28/07/2010 10:50)
dia ahoana izahay sady tsy bogosy nefa tsy jiolahim-boto fa manoratsoratra tononkalo fotsiny e
13. cartina ( 28/07/2010 20:27)
raha amiko aloha de raha tsibogosy de tsitiko mihintsy
14. raozigasy ( 29/07/2010 01:16)
kivy be bdray aho izany kou !!!
15. Ngoutiana ( 29/07/2010 04:37)
aza kiivy , aza kivy , samy manana ny tiany sy ny mety aminy nge e, sur mitsy a fa misy maka fy an le mikôstara any e,
raozigasy:

kivy be bdray aho izany kou !!!
16. Ngoutiana ( 29/07/2010 04:41)
Cartina a ! aza variana @ bôgôsité na zany aza fa hiova i rah vao mitombo kely eo ny taonany , d hangaina eo toi ,
Raozigasy , tohizo ny tononkalo fa tsara b,
17. raozigasy ( 29/07/2010 08:35)
misaotra amin'ny fampaherezana eeee
18. Ngoutiana ( 29/07/2010 11:45)
tsisi isaorana zany Raozigasy a !! za nge mpankafy tononkalo e
Ngoutiana:

Cartina a ! aza variana @ bôgôsité na zany aza fa hiova i rah vao mitombo kely eo ny taonany , d hangaina eo toi ,
Raozigasy , tohizo ny tononkalo fa tsara b,
19. tiarah ( 11/08/2010 13:27)

raozigasy:

dia ahoana izahay sady tsy bogosy nefa tsy jiolahim-boto fa manoratsoratra tononkalo fotsiny e

Dia ankafizina ny tononkalo soratany , dia sokafana tsimoramora ny fony , dia karohana ao ilay lafiny bitika kely monja maha jiolahim boto azy iny indraindray ho ahy irery , dia haverina amin 'ny endriny andavandro ho an ny be sy ny maro avy eo.(hi!hi!hi)
20. raozigasy ( 11/08/2010 13:30)

ianao Tiarah an !!!
ankafiziko ilay valin-kafatra e mamy eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536