Lehilahy mahafinaritra

21. fafane ( 16/09/2010 15:58)
Na manao ahoana toetrany na ahoana, refa nanaiky enao fa tia azy de. Tinao fona izy na misy toetra aza, zay le hoe refa ta de tia, fa ny amour no lehibe indrindra, ankoatran'ny toetr tena dangereu de ny mamono sns..., ny ahy de zany e
22. andrywui ( 19/09/2010 21:00)
??????..... nipitsika tato le ankitifitifitra bean'i rafahafahana ??!!...asa na niala tao ko ny IP na ny PS na nanao vatomitongilana tato ??!!! tsy hay zany fa ny hita alou de niala teo le ankitifitifitra be ndrafahafahana !!!mahagaga tokoa !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2074