Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
1. tiarah
(
29/08/2007 13:41)
Bonjour daolo,
Angamba betsaka ny vehivavy te hampahia tena ato
Ahoana ny eritreritrareo ra manangana fikambanana eto tsika de mifankahery sy manome courage e!sady mizara expérience .
Samy manana fiche daolo amin' ny voalohany
Ohatra:
Anarana: SOA
Taona: 24
Lanja amin' izao: 65kg
Halava: 1M55
Tanjona 1:60kg
Tanjona 2:55kg
Tanjona 3:50kg

novalian'i tiarah ny 25/10/2007 11:11
2. booboo
(
29/08/2007 13:46)
hu hu hu mazotoa aby
tiarah > hono ho'aho dia hafiriana no eritreretinao hanatrarana ny tanjonao dia inona aby ny hataonao ?

3. diamondra27
(
29/08/2007 14:00)
tena raha taty paris akia njy de niraka nanao aerobic t@njy za fa zany ihany ngamba zao no tena mampahia fa tsy misy mandaitra doly ze efa natao.
de mahereza e!za efa nanipy gant:lol:
:-*:-*
de mahereza e!za efa nanipy gant:lol:
:-*:-*
4. xxx
(
29/08/2007 14:58)
Anarana: TSISAMISEHOMASOANDRO
Taona: 62
Lanja amin'izao: 35
Halava: 142
Tanjona 1: 30 ans=((
Tanjona 2: 51 kg:miam:
Tanjona 3: 250000 A (hividianako kiraro be talon:oops:)

5. tiarah
(
29/08/2007 15:03)
booboo:
hu hu hu mazotoa aby
tiarah > hono ho'aho dia hafiriana no eritreretinao hanatrarana ny tanjonao dia inona aby ny hataonao ?
huhuhu , 4 jours zay no lasa, soa ihany fa mbola misy 2 mois, ndao hiaraka e! tena sérieux zany
6. nanas
(
29/08/2007 15:47)
za manana soso-kevitra kely @ fanainana tena. Nandaitra tamiko manko ilay izy.
Ny normal sady mety @ fahasalamana dia tokony
1.52m tokony milanja 45 na 46 kg
raha mana-tombo 12 cm amin io 1.52 m io ny halava zany hoe 1.64 cm dia tokony hiampy 11 kg eo ny lanja zany hoe 56-57 kg eo.
Ny nataoko an!
mihinana vary sy laoka ohatran ny isanandro maraian sy atoandro, fa avadika "water melon" fotsiny @ alina dia avy eo matory.
Manaova koa jogging raha afaka 30 min isandro na mandeha tongotra lavidavitra.
Tao anaty ny 1 volana aho nanary 3 kg, zao za 51 kg fa efa tsapako hoe a l aise tsara aho
Bonne chance ary e

7. ikaretsaka
(
29/08/2007 16:30)
za zao 1m90 130 Kgs no depart
fa ny ahy tsy regime fa sport (cyclisme) . dia mba very ny 20 kilao...
3 volana nanao biskleta dia lasa aby! dia izao aho eo @ 97 eo ho eo fa ny tanjona dia 90
fa le biskleta tsy le mandeha kely ireny fa eo @ 20 km isan'andro dia 50-60 Km isan-kerinandro eo
ny tanjona dia ny hahavita Fana Fianarantsoa @ bisikleta koa!
tsy le forcena be ohatran'ny mpanao course an.. fa le revena miadana! eo @ 20 km/h eo!
gravy t@ voalohany fa rehefa zatra dia normal.. sady mahafinaritra be kao ny mijery paysages!

8. tess
(
29/08/2007 16:31)
ny ahy aloha ny tanjona 10 kgs satria tsy à l'aise zà amzao....ary tsy maharitra ny hanao fifehezan-tena amin'ny fihinànana fa hanina dool zao rehetra izao....vao manomboka roa andro telo andro very 1kgs na 1kgs 1/2 de mitotona mihinana anzao sy izao indray
eny ary fa de hampaherezo aza hoe zà :-D

9. booboo
(
29/08/2007 20:45)
Tess > mazotoa Tess a ! ny kôkam-bilany lay misy sôsy milaaaaaaaaaaaaaay beeeeeeeeee iny aleo ho anà irery ndray raha zany ...nefa saika mba ho zaraiko :-D:-D:-D
11. boubounezy
(
29/08/2007 21:27)
misotra anjy ky tiarah fa tena milay lé havitra fa saingy za tsy anao anizany régime zany fa tiny zé tia anah fona za @zao ary tsy mba mijaly ampanambadina za na glady aza fa ny tena tsy ty anah d lé namako tsy ty anah reny fona ny mavita miteny anah fa za matavy b, d aleoko aky zao fona za fa refa mahy v za ndray andro any tsy ho itanareo eo iany é! misôtra betsaka!:-*
12. vale
(
29/08/2007 23:41)
merci akia tiarah fa ny fanafody mampahy vety2 mitomany fonafona! toundé tsy matsiaro sakafo tsony tsony enao @ zay! na kou falifaly lalandava!:lol:de fadina konkoa ny minakinam-panafody isaka ny mihetsika, indrindra le be corticoïde ireny!:o
fa sinon toa tsara ihany le hevitra kah! mazotoa eh!:-*

13. tiarah
(
30/08/2007 06:00)
tess:
ny ahy aloha ny tanjona 10 kgs satria tsy à l'aise zà amzao....ary tsy maharitra ny hanao fifehezan-tena amin'ny fihinànana fa hanina dool zao rehetra izao....vao manomboka roa andro telo andro very 1kgs na 1kgs 1/2 de mitotona mihinana anzao sy izao indray
eny ary fa de hampaherezo aza hoe zà :-D
Efa dingana goavana be zay nahavery 1 kg anatin' ny 1 andro zay, rehefa noana be ndry de misotroa rano de imagineo hoe ty rano ty no potion magique aha manjakely ana,fa manaova sport sao de lasa feno rano eo,5 jours androany zao ny régime no nanao a, manomboka lasa mode de vie le izy.
Tantarao ny tohiny za an!
14. tiarah
(
30/08/2007 06:05)
nanas:
za manana soso-kevitra kely @ fanainana tena. Nandaitra tamiko manko ilay izy.
Ny normal sady mety @ fahasalamana dia tokony
1.52m tokony milanja 45 na 46 kg
raha mana-tombo 12 cm amin io 1.52 m io ny halava zany hoe 1.64 cm dia tokony hiampy 11 kg eo ny lanja zany hoe 56-57 kg eo.
Ny nataoko an!
mihinana vary sy laoka ohatran ny isanandro maraian sy atoandro, fa avadika "water melon" fotsiny @ alina dia avy eo matory.
Manaova koa jogging raha afaka 30 min isandro na mandeha tongotra lavidavitra.
Tao anaty ny 1 volana aho nanary 3 kg, zao za 51 kg fa efa tsapako hoe a l aise tsara aho
Bonne chance ary e
Mahafinaritra be , de tazomy tsara sao de lasa effet yo- yo de lasa miverina ndray an, tu mesure combien?
15. tiarah
(
30/08/2007 06:10)
boubounezy:
misotra anjy ky tiarah fa tena milay lé havitra fa saingy za tsy anao anizany régime zany fa tiny zé tia anah fona za @zao ary tsy mba mijaly ampanambadina za na glady aza fa ny tena tsy ty anah d lé namako tsy ty anah reny fona ny mavita miteny anah fa za matavy b, d aleoko aky zao fona za fa refa mahy v za ndray andro any tsy ho itanareo eo iany é! misôtra betsaka!:-*
Je t' admire tu sais, mafinarita ny olona mahay miaina miaraka amin' ny vatany. Rehefa à l' aise de zay ny essentiel, ny tanjoko de ny mba hiaraka amin' ireo mba te ho à l' aise amin' ny bikany ne fa tsy mety maharitra hatramin' ny farany, mba mifanampy e!bisoo
16. tiarah
(
30/08/2007 06:14)
vale:
merci akia tiarah fa ny fanafody mampahy vety2 mitomany fonafona! toundé tsy matsiaro sakafo tsony tsony enao @ zay! na kou falifaly lalandava!:lol:de fadina konkoa ny minakinam-panafody isaka ny mihetsika, indrindra le be corticoïde ireny!:o
fa sinon toa tsara ihany le hevitra kah! mazotoa eh!:-*
Fa ahoana kosa ary no mitomany e! tsy aleo ve mba positif de falifaly foana e!!!de ze mampitomany avelao any daolo de atsoina n namana rehetra avy eo ,tsy ho very 1 kg eny ihany ve ?
17. ikaretsaka
(
30/08/2007 06:35)
fa nareo tokao ve mino io regime regime io?
dia avy eo mijanona tsy manao intsony mantsy rehefa azo ilay lanja ideal dia tsy miverina maka poids ohatran'iny indray ve
sa regime foana iznay mandra pahafaty hi gardena ilay lanja?
toizina foana dia lasa ohatran'ny anorexic?

18. Rafotsy
(
30/08/2007 07:16)
Salut daholo !
Zah indray tsy manao régime fa mitandrina fotsiny @ sakafo ! Mihinana tsara in-3 isan\'andro , rehefa mahatsiaro noana ny 10h na 16h dia mihinana fruit na yaourt na fromage ! Ny éviter ko fotsiny dia ny menaka , ny sucre ary ny sira be loatra ary ny féculents indrindra @ sakafo hariva! ( ny tena koa moa efa antitra ary matahotra ny aretina miaraka @izany )! Tsy adino koa ny activité kely ( zah manao piscine 1 isankerinandro ) , ary misotro rano au moins 1litre 1/2 isan\'andro
Aza dia manenjika izany hoe 1mètre zao dia tokony izao ny lanja fa tadiavo fotsiny ilay poids de forme , zany hoe poids à l\'aise tsara ianao , dans ta tete et dans ton corps !
Dia mazotoà e !

19. tiarah
(
30/08/2007 07:22)
Rafotsy:

Tout à fait d' acc
20. Angolaina
(
30/08/2007 07:40)
[quote=boubounezy]
misotra anjy ky tiarah fa tena milay lé havitra fa saingy za tsy anao anizany régime zany fa tiny zé tia anah fona za @zao ary tsy mba mijaly ampanambadina za na glady aza fa ny tena tsy ty anah d lé namako tsy ty anah reny fona ny mavita miteny anah fa za matavy b, d aleoko aky zao fona za fa refa mahy v za ndray andro any tsy ho itanareo eo iany é! misôtra betsaka!:-*
heveriko fa za irery akia no miteny an'izany, tena marina io teninjy io fa rehefa tsy complexé @ physique anao ianao dia mandeha tsara ny fiainana sady rehefa ny vadinao no tsy maninona @ izany dia efa zay no zava-dehibe. Ny ahy zao ny vadiko izao za ngeza izao no tiany ary tena mibedy mihitsy izy rehefa oe mihena za fa izao hono no mahafinaritra ny sainy sy tiany raisina.
Raha eo @ resaka finamanana indray, ozi ny vazah oe "la beauté intérieure est plus importante que l'apparence physique" ka raha finamanana noho ny hatsaram-bika ihany dia aleo tsy misy fa ny fanahy no maha olona ary io no tena zava-dehibe !