Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime

61. fasaly ( 02/09/2007 11:53)
sakaiza: fatako fa tsy tsara ny corissant fa tsy mety fa indray mande isankerinadro iahny e!:-P:wink:
62. sakaizakely ( 02/09/2007 11:59)
fasaly:

sakaiza: fatako fa tsy tsara ny corissant fa tsy mety fa indray mande isankerinadro iahny e!:-P:wink:


Za nga manao wé aza mihinana ? Izaho koa ange ka tena tia be mints e ! Fampahafantarina fotsiny no ataoko. Rehefa mahafantatra manko dia mora kokoa ny mandresy ny fakampanahy sy ny mitandrina. 1 mandé isankerinandro antonony ka !

Mila manao jogging adiny 1 fotsiny dia éliminé tanteraka ny "corissant"-n'i fasaly :-D:-D:-D:-D




63. sakaizakely ( 02/09/2007 12:05)
HO an'izay tia hahalala dia ito misy tablô kely momba ny kaloria lany mandritry ny ora iray ho an'ny sports vitsivitsy :

jogging, marathon : 500 à 700 kcal
bisikileta : 350 à 700 kcal (raha manao sprint)
basket, foot, volley... : 400 à 600 kcal
tennis simple : 800 kcal
tennis double : 350 kcal

dia mazotoa mikotrana dôly ary :-P:-P:-P
64. tywa68 ( 02/09/2007 13:27)
eeeee ndeha hitsotra kely aloha hieritreritra zany rhtra zany :-D
65. fasaly ( 02/09/2007 14:00)
sakaiza: marina izany e! fa ny ahy nge croissant ray de ptit pain au chocolat ray e! de jogging adiny roa zany:wink::-D

tywa::-D:-D:-D:-D:-D
66. booboo ( 02/09/2007 14:13)
Tywa68 > :-D:-D:-D:-D:-D
67. Aino ( 03/09/2007 17:04)
rehefa te ahy haingana hono dia laisoa tsy misy sira sy menaka hoanina isan-andro dia ao anty ny herin-andro dia mihena be!! lol satsia miferints-aina ihinana azy!!


ey izaho taloha manao sport be hataoko dol izay rehetra azo atao hatr@ foot, teakwondo izay maivamaivana indrindra hatr@ mavesatra, tsy de hoe natao hitazaina vatana laotra ilay izy fa natao fotsony dia @izao izao tsy manao azy hintso nany ray @ireo aza. misakafo be matetika nefa tsy mety matavy no tsy mety mahy!! na mitombo aza dia 1kg dia avy eo miverina tahaka ny voaloha ihany!!
dia izaho mino fa ireo sport nataoko teo aloha no natonga iznay sa tohebatana mihintsy?


sa mba ande koa aho anao animateure ny pikiambana raha izany ko!!

Anarana: AINOFANAINA
taona:18
halava:136cm
lanja:75kg

tanjona 1: animateure ny pilalao ny Clup panao Regimes Vehivavy ny Serasera (CRVS)
tanjona 2:panoro hevitra @lafony regimes" hihihi mbola hianatar hoe inn no mapatavy sy tsy dia izay vao manoro" lol
tanjona3: raha mety ireo dia manohy hatrany:lol:
68. xxx ( 03/09/2007 23:19)
taona:18
halava:136cm
lanja:75kg
:?::?::?:ngeza be izany 1m36 nefa 75 kgs izany klé, jereo ny masse corporelle fa tsy mety! lasa fohikely be lanja ary mampatahotra fa mavesatra be mihoatra ny lanja!
Ny olona 1m60 nefa mbola 47 kgs fa tsy 75 kgs! Future obèse!
69. tiarah ( 04/09/2007 05:14)
Sakaizakely a:Kivy a, kivy tanteraka, mba very 2 kg za tam semaine ambony de omaly nisy coktail kely ,de nanararaotra kaly de tsy haiko zao hoe niverina ndray ve le 2 kg, :bn Au secourrrrrrr
70. mimich ( 04/09/2007 13:51)
tiarah>aza eritreretina be izy io fa mahalasa adala.de arakaraka ny mampiasa ny saina sy mahasorena-dava no vao maika maha tendan-kanina (raha oh ahy sampona ity),de vao maika mitombo.
Za zao aty nahazo kg maro2 ihany avy nanao vacances kely fa tsy raharahako(nanao fanahy iniana tsy nilanja mihitsy) de oh mba mihena mora2 eny ihany. mety ef avery angamba zay ny 1kg fa ny 1kg 1/2 na 2 kg sisa:-D:-D.
sinon, manandramà misotro rano-na poirreau we???? (à la place -ny rano sotroina) fa oh nety tamiko ihany io tam zay fotoana izay. de rehefa mahazo ilay vatana ilaina de atsahatra am zay de atsahatra ihany koa ny tsakotsako madinidinika , fa sakafo in-3 isan'andro ihany no ohanina mba hitazomana ilay habe.
71. ikaretsaka ( 04/09/2007 14:14)
pipich.. beeeeeerk ratsy tsiro be!
72. fasaly ( 04/09/2007 17:02)
iza njay ary zao pipich izao ry ika a! raha tsy fasamy dia i pipich:-D:-D:-D:-D:-D
73. mimich ( 05/09/2007 07:57)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
fasaly> mety effet n'ny 130 kg lasa 97 ngamba zany
ika>izay aloha tsy de mahafinaritra ny tsirony ee!!! fa zay ilay we mila miaritra kely.

ary raha fe fotsiny no tiana hakelezina de ahoana kay???
74. fasaly ( 05/09/2007 10:03)
mimich: izay angaha...mahafanimpanina tokoa oio mihenandanja be io an!:-D:-D:-D:-Dtandremo izany ry ika a!

mimich: ny ahy kou ny fe tiko ahena mitsy fa try mety e! :x raha mihena io de mihen dool ny rehetra
75. julianna ( 07/09/2007 04:33)
o ry rto a
bdsb le resaka mande fa
aza mikoty calory b f lasa adala eo
lasa déréglé n régime alimentaire!
aza minana gouter; boissons misy gaz
d miazakaza
c tout; ca peut suffir
f manana patience
ok!
76. kallie ( 07/09/2007 10:23)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 03-09-2007 19:04:49
Lohateny : Re : Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
rehefa te ahy haingana hono dia laisoa tsy misy sira sy menaka hoanina isan-andro dia ao anty ny herin-andro dia mihena be!! lol satsia miferints-aina ihinana azy!!


ey izaho taloha manao sport be hataoko dol izay rehetra azo atao hatr@ foot, teakwondo izay maivamaivana indrindra hatr@ mavesatra, tsy de hoe natao hitazaina vatana laotra ilay izy fa natao fotsony dia @izao izao tsy manao azy hintso nany ray @ireo aza. misakafo be matetika nefa tsy mety matavy no tsy mety mahy!! na mitombo aza dia 1kg dia avy eo miverina tahaka ny voaloha ihany!!
dia izaho mino fa ireo sport nataoko teo aloha no natonga iznay sa tohebatana mihintsy?


sa mba ande koa aho anao animateure ny pikiambana raha izany ko!!

Anarana: AINOFANAINA
taona:18
halava:136cm
lanja:75kg

tanjona 1: animateure ny pilalao ny Clup panao Regimes Vehivavy ny Serasera (CRVS)
tanjona 2anoro hevitra @lafony regimes" hihihi mbola hianatar hoe inn no mapatavy sy tsy dia izay vao manoro" lol
tanjona3: raha mety ireo dia manohy hatrany

Lainga be kosa io e, aiza ko ny misy zandrikely ngôdabe ôtran'io
77. fanaina ( 09/09/2007 21:04)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-09-2007 01:19:31
Lohateny : Re : Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
taona:18
halava:136cm
lanja:75kg
ngeza be izany 1m36 nefa 75 kgs izany klé, jereo ny masse corporelle fa tsy mety! lasa fohikely be lanja ary mampatahotra fa mavesatra be mihoatra ny lanja!
Ny olona 1m60 nefa mbola 47 kgs fa tsy 75 kgs! Future obèse!


Mpandefa : kallie [ Valio ] 07-09-2007 12:23:12
Lohateny : Re : Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
Lainga be kosa io e, aiza ko ny misy zandrikely ngôdabe ôtran'io


hay diso izany ka
halava: 163cm
lanja: 57kg
78. kallie ( 10/09/2007 10:25)
:-D:-D za mbô gaga :-D
D oe anao régime ko v ndry? efa norma zao
79. sakaizakely ( 10/09/2007 12:01)
Aino

mety tsara be mits njy

mazotoa manao fanatanjahantena foana hitazonana ny elasticité n'ny hoditra sy ny hozatra.

Ny métabolisme-njy zao mbola tanora izao hafa, afaka minana ze tina tsisy blema mits. Za kou taloha mihinana raclette, frites, pâtes, fromages, gato sanandro isanandro tsy koi. Fa vers 24-25 ans tany nanomboka niova ny métabolisme, miha-kamo. Sady efa tsy nikotrana intsony fa tratran'ny rythme métro boulot dodo tsisy fotoana intsony, de eo no manomboka mitandrina satria mi relache ny muscles. Plus mihalehibe dia plus miha kamo ny taova tsy mahalevona sakafo tsara intsony fa faly mi stocker izay tonga fotsiny.

Raha mbola zao taonandry zao aloha de tsisy ahiana fa dia mihinana mihinana mihinana ihany :-P:-P:-P
80. tywa68 ( 10/09/2007 14:57)
régime zany piège fa tandremo ihany e : betsaka ny very 2 kilao haingana d mahazo double na triple avy eo ! :lol::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4943