Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime

81. Aino ( 10/09/2007 16:10)
kallie hihihi tsy mavita manao regime iznay aho ko!!
82. kallie ( 10/09/2007 16:16)
sakaiza> aiza ko d inana racletty sanandro e
83. sakaizakely ( 10/09/2007 19:47)
tsy hoe raklety isanandro, fa ireo sakafo tsy diététika ireo no nolerako isanandro nefa de nisy taila milay be fona za tam zany

Raha zao no mbola manao an'zany de bol rigby no fetra marina :-D:-D:-D

tywa : efa hoe tsy régime no atao fa fitandremana ny zavatra hanina (hygiène alimentaire). Ary tsy ny fihenana no atao tanjona fa ny fahasalamana aloha no tsinjovina
84. kallie ( 11/09/2007 05:58)
:-*
efa hoe tsy régime no atao fa fitandremana ny zavatra hanina (hygiène alimentaire). Ary tsy ny fihenana no atao tanjona fa ny fahasalamana aloha no tsinjovina
:-*:-*:-* ouéééééé sakaiza, mazava ngamba zay
85. tywa68 ( 12/09/2007 05:17)
sakaizakely : ilay fitandremana rehefa ela loatra ka tsy mahafa-pò dia lasa régime :-D
86. tiarah ( 12/09/2007 05:25)
kallie: ka na salama vatana ange fa tsy al' aise dans sa tête de lasa tsy salama saina e8-):-Dde vo may grâve, tsy aleo mbo à l' aise dans son corps et dans sa tête!!!
87. kallie ( 12/09/2007 14:18)
za kosa alo ra vô ts salama ny vatako d ts salama ny saiko e, marary mints ny andoha, donc refa salama ny vatana, salama ny saina, refa salama ny saina tsy manao boulimie na aretina hafa mampibotsina.
88. dibbah ( 16/09/2007 12:40)
efa vahana io ka tsy tokoni ho ahena izany fa tsy misy ho bedaina
89. tiarah ( 18/09/2007 05:38)
Rehefa bedabeda party ve:-D:-D:-D
90. mitia04 ( 25/09/2007 05:08)
Za te-hanao régime fa tsy hitako zay atao satria zahay efa aty am désert be no mipetraka (Fort-dauphin), lafo be ny légumes, ka inona zany no atao?
91. dibbah ( 17/10/2007 05:15)
milomano @ ranomasina
92. tiarah ( 25/10/2007 11:11)
ny ranomasina a!!!!, sy ny lanitra a!!!!! madio !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4173