Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime

21. kallie ( 30/08/2007 07:50)
za ko kalo ts d pour amle régime e, sady tsy maharitra, fa refa tendakanina amiko ka matavy d kotrana iany ny fanafany
22. booboo ( 30/08/2007 08:35)
Pisssoa > ao fa sisaiko ratoandro e :-D:-D:-D:-D...tsaramaso ritra ny motika ! prout prout prout :-D
23. vale ( 30/08/2007 10:07)
tiarah:

vale:

merci akia tiarah fa ny fanafody mampahy vety2 mitomany fonafona! toundé tsy matsiaro sakafo tsony tsony enao @ zay! na kou falifaly lalandava!:lol:de fadina konkoa ny minakinam-panafody isaka ny mihetsika, indrindra le be corticoïde ireny!:o
fa sinon toa tsara ihany le hevitra kah! mazotoa eh!:-*


Fa ahoana kosa ary no mitomany e! tsy aleo ve mba positif de falifaly foana e!!!de ze mampitomany avelao any daolo de atsoina n namana rehetra avy eo ,tsy ho very 1 kg eny ihany ve ?

mitômany wa!:lol:


24. vale ( 30/08/2007 10:13)
i Tiarah an, rehefa positif foana ny fisainana de ataon'ny sasany fa mouton ange e!:lol: sa:?::-D:-D:-D, sangiko izany reh an, fa ny anatinao atao madio izay ny tena izy de tamy dol ny namana, na tsy antsoina aza! andramo anie eh!...:-*tiarah
25. tywa68 ( 30/08/2007 11:00)
mazotoa dhl fa manohana anreo zahay na tsy mpikambana aza e ! zany moa ry booboo ô :-D:-D
26. sipagasy ( 30/08/2007 13:17)
mmhhh izaho aloha tsy hiady @ sakafo tiako e! hihihih:-*
27. mamzelkely ( 30/08/2007 13:42)
za ko alou ry reto de zany régime zany de ts mba ataoko aaa leo za hengeza eo fa ts koi ny gym za angamba no hiverina hanao kely satri ilaina am fahasalamana fa resaka angeza zany ts de mampaninona anah sady ramse olona matavitavy no tiny ka aleo za amizao ihany fa sô de ts tiny eo trouny :°)
28. Samoana ( 30/08/2007 14:02)
Mifona re ry andriambavilanitra isany ô^:^ ! Regime kotrana lazain'i kallie io re atao fa mijaly 'zahay raha régime kaly no ataonareo e. 'zahay no lasa mihintsana kilao vôlohany tsy ampy hena sy saosisaosy:cry:
29. kallie ( 30/08/2007 14:12)
:-D:-Defa viktim anga Samoana? :-D tokony nidongy sakafo manokana nareo ko:-D
30. fasaly ( 30/08/2007 14:46)
kalie an! raha mikotrana anefa tendakanina tsy misy dikany..ny eo ihany no eo vao maika aza mivongana be satria nytavy lasa hozatra de ireny bolongany tsy misy finess ireny ny fefarany.....
raha regime miampy kotrana vao yess yess!
31. kallie ( 30/08/2007 16:17)
ka refa mikotrana ane tode ôtômatika tsy mi-grignote e, sady tode misotro rano b donc tsy possible atavy (amiko alo e)
32. sakaizakely ( 30/08/2007 16:20)
Tsy tanjona mihintsy aloha ilay te hahia, noho izany dia tsy manao régime fa manaraka hygiène alimentaire

Hoatra ny ataon'i Rafotsy, mila mizatra tsy mihinana menaka be, siramamy fadina, ny féculents (vary, pâtes, mofo, ze misy lafarina...) ferana, mihinana légumes betsaka. De zay de ampy. Fa zany hoe mila tazomina mandavantaona ilay fahazarana fa tsy hoe 1 na roa volana fotsiny.

Rehefa mahay mandanjalanja ny tokony hohanina de afaka mihinana izay tiana rehetra, rehefa sakafo rendrarendra ireny toy ny hoe gâteaux, pizza, raclettes sns dia miezaka fotsiny mba ampihena ny sakafo hanina mandritry ny 2-3 andro manaraka.

De tsy manao danin'ny kibo koa rehefa mihinana fa iny iray vilia iny dia mba atao ampy.

Izany hoe ny fitandrovana ny fahasalamana no tena tanjona fa tsy ny fihenana. Satria ny lanja tsy dia tena miankina @ halavàna loatra (amiko an) fa miankina am zay mahamety ny ao antsaina ao, ilay hoe poids de forme izany. Ny ahy rehefa tafiditra 38/40 fotsiny de efa ampy ahy izay. T@ avy niteraka aza nanao 40/42 fa hoatry ny toa mbola nety ihany.
33. kally ( 30/08/2007 16:22)
Rehefa tsy misy fiantraikany amin'ny fahasalamana ry reto ny tavy dia aleo handeha amin'izao, ny kibo no tsy dia tsara raha mivoraka fa ny vehivavy ngezangeza ange tsy ratsy mihitsy rehefa tsy mirongo sac banane.Sady ahoanao inona izay vavan'ny mpitazana fa izay tianao re atao e!

Raha tena te hihena dia ampifandanjaina ny ezaka ara-batana sy ny sakafo ho hanina, ny mifady be mankarary indray fa ihinanana kely daholo na menaka na siramamy na inona fa antonony.
Mora ny milaza hoe fafao ny orona rehefa tsy eo aminao ny lelo be hoy ny fitenenana.
34. ikaretsaka ( 30/08/2007 16:28)
kallie:

za ko kalo ts d pour amle régime e, sady tsy maharitra, fa refa tendakanina amiko ka matavy d kotrana iany ny fanafany


itovizana...
35. fasaly ( 30/08/2007 16:31)
kallie:

ka refa mikotrana ane tode ôtômatika tsy mi-grignote e, sady tode misotro rano b donc tsy possible atavy (amiko alo e)


mino anzany ve indry???raha avy mikotrana la sa mamba hanina avy eo fa raha tsy mahatandrin-tena de mikaly be mitsy fa mila finiavana be lay tsy mihinana donk regime ihany ny fitandremana tsy hihinan-kanina



36. fasaly ( 30/08/2007 16:34)
kally, sakaiza: izaho aloha tsy de misy kibo ary tsy misy sac banane fa vao me mahazo poids zà de tena enoko manana gène be mitsy amin'ny toe-batana sady tsy mahazo aina kanefa kosa tsy miatraika am fahasalamàna fa ny saina no vodona sy ny gène misy! tena henoko be mitsy an!....ka eo indrindra tsika izao .....izaho io mila manary eo am 6 kg eo fa raha ny tena tiko dia 10 kgs mba ho tena maivana...
sady maha kizitina be mihintsy.....
37. ikaretsaka ( 30/08/2007 16:52)
za aloha mikotrana fa mi grignote e.. dia paoma no petahana, na kiwis na akondro no petahana e...
ny sakado koa manko @ ireny efa lasan'ny rano sy ny fankatsary aby ny toerana

fa marina ilay hoe misotro rano be .. dia voky ranop ny kibo dia tsy de mahalatsak'hanina intsony avy eo
38. fasaly ( 30/08/2007 18:07)
ika: ka he kosa izany grignoténao kou! fruits be tsotra zao...milay nge zany e! fangah ny volazo mampatavy...:wink:

fa lay misotro rano tsy voako satria vao maika aho mibotsina be ny kiboko..Misotro fotsiny refa mangetaheta fa tsy hatao hoe hisotro hampahihy...
raha izaho irery aloha no mipetra drery de vitako ny regime fa raha mbola misy oul mikaly eo indrindra fa samy gasy tafahaona de tsssssss tsy tafa e!
39. sakaizakely ( 30/08/2007 20:03)
fasaly>

ka le resaka fahasalamana anie tsy izao mihintsy no resahiko, fa ny any aoriana any no tsinjovina. Dia tsy te hiandry hoe rehefa tonga ny aretina vao mitsabo tena fa aleoko manao prévention kely fotsiny dieny vao izao satria tsy fantatra izay any aorina. Samy manana ny priorités-ny io.

Za klou de fantatro hoe tsy hiverina @ konstity taloha mihintsy t@ vao tsy niteraka, fa de ze sisa navelan'ny zazà eo no kenakenaina :-D:-D:-D

Fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy misy fiantraikany foana @ fahasalamana ny fomba fihinanana. Zany no anaovako hoe tsy ny mampahia no tadiaviko fa de ze hitandrovako ny fahasalamako fotsiny.

De araky ny voalazan'i kally koa hoe mila ampifandanjaina ny sakafo hanina sy ny dépenses énérgétiques. Za tsy mikotrana noho izany dia tsy azo atao be loatra ny sakafo miditra :-D:-D:-D:-D
Tena marina mitsy io voalazan'i kally io
40. fasaly ( 30/08/2007 21:30)
sakaiza: :wink:eka ouzzz!:-P ndry aza mitàna be na efa namoaka aza knou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3357