Fikambanan' ny vehivavy mpanaraka régime
41. fasaly
(
31/08/2007 04:57)
fa aleo iany misoroka toy izay mitsabo e! vao hitanao fa mitady ho lasa botabota enao lasa lavitra ny poids de aleo asina regime avy hatrany fa tsy efa manana blem vao hoe hanao regime aho fa feno tavy ny foko na hoe miakatra be we ny kôlestérôl, marary ny lamosiko e! sempotra aho e! sns....:-P na dia ho lasa yoyoyoy asa aleo izay toy izay lasa efa lavitra be ny tavy vao sarotra ny manala azy, sady mikolepaka dool ny hoditra refa mahia avy eo any e!
sady hafa ihany ny antonony e! mailaka , maivana, en forme...
sady hafa ihany ny antonony e! mailaka , maivana, en forme...
42. tiarah
(
31/08/2007 05:26)
Le régime anie ry reto efa fantatra hoe ilaina indrindra amin' ny fahasalamana sy ny fananana bika soa e!:roll::roll: efa hay tsianjery daolo zao recette rehetra rehetra zao:-@:-@, fa ny olona de hoe comment tenir jusqu' au bout(2 mois,3 mois),amin' izay zany mbô fière kely hoe :" tratra ny tanjona e", zay no mba hifampiana kely eto, mngataka sopapa ho an' izay ef mba nahavita ndray zany ko!!!:(:(
43. fasaly
(
31/08/2007 05:43)
zà alou aky efa nahatratra ny very 10kgs tanaty 1 mois e! fa somary novaiko ny kaly fohaniko dia tena mande manao sport isan'andro adiny iray isan'andro aho tamzany fa nitsana wa! tsy nisy zé tsy gaga hoe ni fondre be toi fa mba oomeo sopapa....
fa zao aho tsy maharitra mitsy fa vao tsy mihinana zava mamy kely anaty ny 3 semaines de mijaly be fa te hihinana de njao fa mihinana nefa anisan'ny zvtr no eviter ko tanteraka ny sucrerie tamn'io regile uio.....sakafo saines no nohaniko aloha tamzany fa kalou lazaiko andry eto ihany fa maika aho io
de io habehako io naharitra teo am 3 ans teo vitako ny nitazona azy fa après somary niverina njay lay 10kgs:x tsy de manin kalou fa zçà no tena tsy ao mitsy e! tena mila haveriko kely io na ataoko aza hoe very 5 kgs aho fa nahia loatra njay klou tamzany fa raha very 5 kgs aho izao no tena
ù ao tsara , maivana mahitsiny....

44. Rafotsy
(
31/08/2007 06:05)
tiarah:
Le régime anie ry reto efa fantatra hoe ilaina indrindra amin' ny fahasalamana sy ny fananana bika soa e!:roll::roll: efa hay tsianjery daolo zao recette rehetra rehetra zao:-@:-@, fa ny olona de hoe comment tenir jusqu' au bout(2 mois,3 mois),amin' izay zany mbô fière kely hoe :" tratra ny tanjona e", zay no mba hifampiana kely eto, mngataka sopapa ho an' izay ef mba nahavita ndray zany ko!!!:(:(
Marina mihitsy io zavatra tedavinao io ! Zah tsy milaza hoe régime fa équilibre alimentaire tadiavina , ary rehefa hita iny , dia tazomina hatraminy farany , ka raha heverina hoe régime , dia frustrée be ianao rehefa afaka volana maromaro ary dia lasa mihinana tahaka ny taloha , ary niverina daholo ny very ary misy bonus en prime aza !
Ka jereo ny activité ataonao ( sedentaire sa active ) , jereo koa ny valeurs énergetiques ny sakafo , ny maraina sy atoandro dia azo hoanina daholo à quantité raisonnable an , ny hariva dia atao izay tena maivana ary éviter na ny féculents na ny sakafo mavesatra , tsara raha salade , na légumes verts miaraka @ viande blanche na poissons ! Aza misalasala koa mihinana fruits na laitage raha mahatsiaro noana eny anelakelany sakafo eny !
Izay no nataoko !
Ary ilay poids de forme tadiavina : bien dans ta tete et bien dans ton corps !:-*:-*:-*
45. sakaizakely
(
31/08/2007 08:34)
tiarah:
ny olona de hoe comment tenir jusqu' au bout(2 mois,3 mois),amin' izay zany mbô fière kely hoe :" tratra ny tanjona e", zay no mba hifampiana kely eto, mngataka sopapa ho an' izay ef mba nahavita ndray zany ko!!!:(:(
efa fantatrao zany moa ny recette ka tsy mila averimberina intsony :lol:
fa raha vao raisina ho régime le izy, dia sarotra ny mitana azy. Vao miteny fotsiny ianao hoe za hanao régime 2-3 volana, d'efa olana be.
Izany no ilazako hoe tsy atao régime "temporaire" ilay izy fa mila manova fahazarana tanteraka ianao dia tazomina mandrakizay ilay izy. Moramora kokoa am zay.
Sarotra be ny hoe mifady mandritry ny volana vitsivitsy. Na ny nutritioniste aza mi conseille pâtisserie 1 na hamburger 1 isankerinandro (arakarak'izay sakafo tena tian'ilay olona) satria raha mahatsapa frustration @ fanaovana régime hypocalorique de tsy maharitra fa vetivety de mi craque, dia io no mahatonga ilay effet yoyo.
amiko an, dia tsy tokony manao régime hypocalorique mihitsy fa ahena tsikelikely miandala fotsiny ny sakafo mampatavy. Am zay koa mihena tsikelikely ny tavy fa tsy miempo d'un coup fa iny koa laza malazolazo ny hoditra tena ôrera be. Afaka mihinana izay tina hohanina koa amin'izay, fa en quantité raisonnable.
D'efa hainao moa izany ny recette fa dia mirary anao hanana ny zoto hanao azy ;-);-);-)
46. diamondra27
(
31/08/2007 09:17)
de zao ndray aza e! raha mihinana le salade sy legumes ary fruits za de lasa marary mandefa rivotra sy intestin ndray avy eo de leo be za
aona ndray zany ny @io , manana toro hevitra ve nareo
tena voky tsara za @ le fruits sady tiako be le repas salade de fruits na brochettes de fruits
aona ndray zany ny @io , manana toro hevitra ve nareo
tena voky tsara za @ le fruits sady tiako be le repas salade de fruits na brochettes de fruits
47. sakaizakely
(
31/08/2007 10:09)
diamondra>
tsy ampy féculents ny sakafonao matoa manao fermentation toy izany. Izany no antony tsy maintsy hi équilibrer-na ny sakafo
Miala tsiny @ tiarah fa mamerimberina :°)
Misy karazany 5 ny sakafo antoandro sy hariva :
1° Asiana crudités kely oh : voatabia 1
2° + légumes masaka miaraka @ féculents, farafaharatsiny ampahatelon'ny ration-n'ny légumes ny féculents raha tsy izay dia mingarongarona ny vavony sy ny tsinay, sady malaky noana koa
3° protéines (hena, trondro, fromage)
4° tsindrintsakafo voankazo 1-2
5° produit laitier 1
Ny hariva azo anesorana 1 na 2 arakaraka. Ohatra ny hena + voankazo
Raha tena manaraka an'ireo dia tsy mahatsiaro noana izany, ary maharitra manelanelana ny sakafo tsy tentée hihinankinana. Dia maharitra dans le temps koa fa tsy mi craquer, farany lasa fahazarana ilay izy dia mifanaraka amin'io fahazarana io ny toebatanao.
Ilay régime désequilibré na hypo calorique toy ireny sachet hyperprotéinés ireny tsy maharitra ny effet-ny fa rehefa vita ilay izy ka tsy manova ny fahazarana ianao dia miverina daholo ny kilao sady miampy kely indray aza :{:{:{
Izay akia no mba sopapa haiko sady tsapako fa mety tsara de zaraiko eto a !

48. sakaizakely
(
31/08/2007 10:13)
fasaly>
mila mihinana pâtisserie 1 isankerinandro fa manjary frustrée hoa de malaky mi abandonne.
dia fero hoe izay ihany fa tsy atao 2 na 3 :wink:
dia miverena manao sakafo "sains" araky ny voalazandry zany ;-)

51. Samoana
(
31/08/2007 12:21)
ikaretsaka:
.. dia paoma no petahana, na kiwis na akondro no petahana e...
namako elà raha règime akondro:-D. Le avy nahotrik'iny mihintsy no tonga de petahina:-D:-D
52. ikaretsaka
(
31/08/2007 15:12)
fasaly> na ny ahy tsy @ le maha voankazo azy no hinanako azy fa le potassium entiny ka!
Voan'ny krampy ihany ilay mitifitra 100km ao anadin'ny adiny 3 mahery ko!:cry:
Voan'ny krampy ihany ilay mitifitra 100km ao anadin'ny adiny 3 mahery ko!:cry:
53. fasaly
(
31/08/2007 20:51)
sakaizakely:
fasaly>
mila mihinana pâtisserie 1 isankerinandro fa manjary frustrée hoa de malaky mi abandonne.
dia fero hoe izay ihany fa tsy atao 2 na 3 :wink:
dia miverena manao sakafo "sains" araky ny voalazandry zany ;-)
ka zà kosa klou ny week end mihinana an!
tsy mank ny corissant sy petit pain au chocolat ny dimanche draisssssss:-D tamzany alou ahy io, nandeha tsara ny regime anefa na izany aza, fa amzao manjary mitady gatô kely antenantenan'ny semaine eny grrrrrrr:x
54. fasaly
(
31/08/2007 20:55)
ikaretsaka:
fasaly> na ny ahy tsy @ le maha voankazo azy no hinanako azy fa le potassium entiny ka!
Voan'ny krampy ihany ilay mitifitra 100km ao anadin'ny adiny 3 mahery ko!:cry:
eny e! izany koa anisany fa ny fruits tena tsara mihitsy na dia ho an'ny fahasalamàna ihany aza, miaro am cancer hono reny ....
fa tsara ho an'ny fanaovana regime sy ny mpanao sport, fa zà wa mora leo paoma izany e!:?
ny akondro koa no tiko....
fa otran'ny hoe mapatavy hono ny akondro anefa nahita fandaharana aho fa tsy mampatavy hon marina sa tsia?????:roll:
55. booboo
(
01/09/2007 13:07)
Fasaly > aza rarahina zany na mampatavy na tsia fa mahasalama ny akondro no sady matsiro :°):°)
56. nolalaina
(
01/09/2007 13:21)
Fasaly sy booboo : tena mapatavy marina vé ny akondro?? zay zah vô naheno anzany nefa zah tia akonjo beuh!! :miam: :miam: fa ny zvt henoko dé oé mahasalama araka ny lazain'i booboo ny akondro surtt @ fo .
57. fasaly
(
01/09/2007 20:39)
booboo, nolalaina! efa hitako tam tv io fa tsy mampatavy ka! .......sady matsiro no mahavoky ve...:P
zà tia ka! tsy atakaloko akiorndro ny paoma....
zà tia ka! tsy atakaloko akiorndro ny paoma....
58. ikaretsaka
(
01/09/2007 21:42)
andramo aloha ry fasaly an..
mihinana akondro bobaka be dia milanja
dia avy eo tsa mihinana dia milanja..
zany no fatao rehefa misalasala
mihinana akondro bobaka be dia milanja
dia avy eo tsa mihinana dia milanja..
zany no fatao rehefa misalasala
59. fasaly
(
02/09/2007 06:56)
ika: ka mazava waz refa voky akondro de mavesatra ny lanja fa refa tsy mihinana de maivana:wink:
sady iray de efa ampy ahy raha te hihinana iny ka!....
:-P
sady iray de efa ampy ahy raha te hihinana iny ka!....
:-P
60. sakaizakely
(
02/09/2007 09:09)
toy ny voankazo rehetra, tsy mampatavy tsy mampahia ny akondro. Ny composition nutriotionnelle ihany no mitondra azy
akondro 100g :
protéine : 1g
lipide : 0,4g
glucide : 21 g
soit 91 kcal
alaivo antsaina fotsiny hoe 1 morceau de sucre = 5 g
Dia toy ny mahalany 4 morceaux de sucre isaky ny akondro 1
ny mahatsara ny akondro : be potassium
ny maharatsy azy : mampandefa rivotra raha mihinana be loatra
Ohary @ paoma ohatra
misy vitamine C, mahatsara ny transit, mampidina cholesterol
ao anaty paoma 100g dia misy
protéines : 0,3 g
lipide : 03 g
glucide : 11,7 g
soit 48 kcal
tsy mifanalavitra ny composition-ny sy ny poara
Raha oharina izany dia kalorika kokoa ny akondro. Nefa koa n\'inon\'inona voankazo hanina dia misy glucide daholo ireo ka tsy tokony atao be fihinana raha toa ka tsy te hitombo betsaka
fasaly> ndry tia croissant io ;-)
anaty croissant 1 dia misy
protéines : 3,7g
lipide : 8g
glucide : 27 g = +5 mx sucre eo
soit 410 kcal
bonapétiiiiiiiiiiiii :-P:-P:-P:-P:-P